Tokantrano kristiana sy ny Film X
21. pissoa
(
28/07/2006 15:09)
Ankasitrahan'Andriamanitra ve ny hijerentsika olona (lehibe) - tsy vady - miboridana eo mandritra ny firy minitra? Sa raha misarona ao anaty drap ry zareo dia mbola misy inona ianaranareo eo? :roll:
Inona avy no nolazain'i Kristy hoe mijangajanga? Ny mi-passer amin'ny acte ihany ve? Izaho tsy mpahay toko sy andininy - fa vakio ny Evanjely dia hita ao daholo izany. Dia efa noteneniko teo hoe ... sao mitarika ahy hanalavitra ny tian'i Kristy ataoko
Miezaka mitandrina aza isika, hitan'ny devoly kely foana ny hevitra hitaritana antsika - maika fa hiroboka an-tsitra-po amin'ny zavatra hita fa mahatarika toy izany ... Sao "nendra tadiavina" ny antsika "Kristianina".

22. Zina
(
28/07/2006 15:16)
Aza maka fanahy Kristiana ianao, fa zavatra roa mifanohitra izany.
sy ireo izay manohana...
film X injay de arakaraka ny olona io , misy influencé misy tsy mahataitra sy tsy mampiova ny fijeriny; koa mitandrema ihany sao de tsy mahatanty ny film jerena
Izao fotsiny tadidio tsara ry reto.
Ny sain- tsika io irery no tsy azon'i Satana ao @ saina irery andriamanitra no hafaka miteny antsika oe ratsy io na tsara io. Tsy mahafantatra izay ao an-tsai-tsika izy nefa mi essayer mi-deviner foana ary izy koa etsy miteny oe ataovy io fa tsy misy olana zany. Ary fantany fa malemy saina ra olombelona dia izay no araraotiny. Ka ny fijerena na inona na inona dia misy influence foana. (any @ subconscience)
Ka anjaran-tsika no mieritreritra an'izay jerena rehetra
23. Herimiafina
(
28/07/2006 16:43)
pissoa:
Ankasitrahan'Andriamanitra ve ny hijerentsika olona (lehibe) - tsy vady - miboridana eo mandritra ny firy minitra? Sa raha misarona ao anaty drap ry zareo dia mbola misy inona ianaranareo eo? :roll:
Inona avy no nolazain'i Kristy hoe mijangajanga? Ny mi-passer amin'ny acte ihany ve? Izaho tsy mpahay toko sy andininy - fa vakio ny Evanjely dia hita ao daholo izany. Dia efa noteneniko teo hoe ... sao mitarika ahy hanalavitra ny tian'i Kristy ataoko
Miezaka mitandrina aza isika, hitan'ny devoly kely foana ny hevitra hitaritana antsika - maika fa hiroboka an-tsitra-po amin'ny zavatra hita fa mahatarika toy izany ... Sao "nendra tadiavina" ny antsika "Kristianina".
Inona moa no atao hoe Kristianina eto retsy! :-w:-w
24. fijo
(
28/07/2006 17:45)
izao atao e,alefaso ny film X dia teneno izay kristianina hoe "ndana mivoaka izay tsy te hijery",fa mino aho,fa raha misy mivoaka eo,dia izay efa handeha hanao fampiharana ihany.
25. pissoa
(
28/07/2006 18:04)
Herimiafina, elah mou Kristianina sa tsia?
Hihihi, efa ary mahatsiaro tena concerne amin'ny tokantrano Kristiana i Fijo izany an :-*:P

26. fens
(
28/07/2006 18:22)
fijo:
izao atao e,alefaso ny film X dia teneno izay kristianina hoe "ndana mivoaka izay tsy te hijery",fa mino aho,fa raha misy mivoaka eo,dia izay efa handeha hanao fampiharana ihany.
hihihi mampmr se! se zany hanao fanandramana? sa le hijery fotsiny?:p
27. fens
(
28/07/2006 18:25)
Ny Fitiavana de voajanaharye! donc tsy mety tsotra izao! asa ra mazava?
28. Herimiafina
(
28/07/2006 20:24)
pissoa:
Herimiafina, elah mou Kristianina sa tsia?
Eo njinja isika izao! Izaho klou tena tia mafy an'i kristy sady te-hanaraka azy mafy. Vao nanaiky azy sy mino azy aho dia efa lany sahady ho mpanaraka azy.
Saingy ny mampametra-mpanontaniana ahy dia arako ve sa tsy arako izy satria toa madiditra ihany izaho ity retsy indraindray.
Tsy afaka milaza izany zah satsia matahotra mafy ny tsy ho izy fa aleo ny manodidina ahy no hilaza raha mendrika izany voninahitra lehibe izany aho! :-w
29. xxx
(
29/07/2006 13:17)
Za lo mbola tsy manambady eh, saingy raha ny film X efa hitako efa mihoatra ny zato angamba. Efa leo aho izao. Koa:
diso io fa izaho dia anisan'ilay hivoaka.
Fa araka ny Baiboly aloha dia mijangajanga io eh. Na ny Coran koa aza.
fijo:
izao atao e,alefaso ny film X dia teneno izay kristianina hoe "ndana mivoaka izay tsy te hijery",fa mino aho,fa raha misy mivoaka eo,dia izay efa handeha hanao fampiharana ihany.
diso io fa izaho dia anisan'ilay hivoaka.
Fa araka ny Baiboly aloha dia mijangajanga io eh. Na ny Coran koa aza.
30. Herimiafina
(
29/07/2006 13:21)
Hono hoa ry ireto, amin'ny maha-Kristianian ahy rah toa ka izay no iantsoan'ny olona ahy dai mahazo manao amin'ny vadiko ve izaho e? Kony? :oops::roll:
32. Herimiafina
(
29/07/2006 13:27)
Misy inona ry pissoa, sa ratsy fipetraka le fanontaniako? :roll:
33. MTN
(
29/07/2006 13:29)
Voalohany: tsy ny olona no mitsara hoe Kristinina ianao na tsia.
Ho valin'ny fanontaniana: arakarak'ilay tianao tenenina amin'ilay hoe manao. Raha tia handalina kokoa ny amin'izany ianao dia pretra na pasitera angamba no tsara anontaniana.

35. Herimiafina
(
29/07/2006 13:34)
MTN:
Voalohany: tsy ny olona no mitsara hoe Kristinina ianao na tsia.
Ho valin'ny fanontaniana: arakarak'ilay tianao tenenina amin'ilay hoe manao. Raha tia handalina kokoa ny amin'izany ianao dia pretra na pasitera angamba no tsara anontaniana.
O ra-MTN an! Inona ary hoa le atao hoe Kristianina e? betsaka mantsy no toa milaza an'io nefa hitako manatitra bonbon gasy sy mandotro akoho ary Ambohimanga? :-D
36. pissoa
(
29/07/2006 13:41)
Rehefa mahita an'izany ianao - dia ny manitsy azy no mety (raha tianao ahitsy izy) fa tsy ny miresaka azy aty anaty forum fotsiny.
37. Herimiafina
(
29/07/2006 13:46)
Aiza moa no hahalalanjy izay nataoko marina raha nanitsy azy aho na tsy nanitsy? Manoratra eto tsy midika fa tsy nanitsy tsinona ary raha tsy manoratra dia lasa Pontio Pilato tsy be raharaha! =))=))
38. MTN
(
29/07/2006 13:46)
Ka raha tsy ny Baiboly manontolo tsy afaka ny hanambara an'io. Amiko ianao ihany no afaka mahatsapa hoe manaraka ny sitrapon'Andrianmanitra ve ny atoko sa tsia. Tsy izay miteny hoe izaho Kristianina, na izay miditra am-piangonana akory no izy.
Aza taitra amin'izay resaky ny olona na izay ataony fa midira amin'ny efitranonao dia akatony ny varavarana dia mivavaha. (ao amin'ny Baiboly izany fa tsy izaho no mamorona an)

40. Herimiafina
(
29/07/2006 13:53)
Azafady aza e! Izaho mahay miaiky rehefa diso kah, tena diso aho fa mifona, fa izaho tsy hi-justifier io fihomehezako io aloha e, tena diso io ary io no maha-olombelona ahy fa tsy maha-Andriamanitra ahy! :roll: