Iza moa Andriamanitra?
21. xxx
(
30/07/2006 07:31)
Samy manana ny fahafantarany Azy kosa angamba! izaho aloha tsy namaky ny sorata'ny rehetra fa lava loatra sady kely bolitika kely ny soratra (izaho mantsy efa lazondazony ihany). Lasa iany ny eritreritro hoe fa maninona Andriamanitra no atao hoe Ray fa tsy reny? zvt 1 hafa koa, raha t@ andro voalohany dia tsy nisy hafa tsy i Adama sy Eva teto antany. Voaroaka tao @ sahan'i edena izy ireo noho ny antony izay fantatsika rehetra dia niteraka an'i kaina sy abela! aveo moa i kaina namono an'i abela (c'est le premier homicide io zany?) dia niala tao @ adama sy eva dia hoe nanambady! ka lasa hoa ny saiko ry zareo, lasa nande nanambady an'iza izy raha sensé izy 3 mianaka irery no teto antany? lava b fa azafady o
22. rakaroka
(
30/07/2006 19:29)
Tsy ary voasosatra ao anaty baiboly avokoa ny donné rehetra nahariana sy ny évolution! ohatran'ny karazana puzzle angamba...no misy teny toa mifanohitra izany. Ohatra : Fantaro ny zavatra rehetra...(tsy misy fepetra) anefa misy ihany
toa interdit ny mamantatra ny zava-miafina...
Misy ol manana fikirizana mihevitra manaja manao zava-dehibe ny fisian''Atra! "mitadiava an'i Jehovah dieny mbola hita izy..."
Tany Ambohimangakely izay nisy ilay fiangonana dia manao fanompoam-pivavahana tao ny ol hanombohany ny andro, toa vao maneno akoho vao maraina BBBbbe dia efa manandra-peo mihira rizareo.
Zary toa reveil mamoha ahy isa-maraina @ dimy ora
izany hatr@ izao...
Misy ol tsy mivaky loha loatra @ izany intsony!
mila atrehina koa ny fiainana an-tany!...

23. Achia
(
31/07/2006 18:54)
Ra mandinika ny voalaza rehetra ao anaty baiboly isika de zao ny vhv na zanaka vavy de tsy dia voalaza loatra ao @ baiboly fa ny lahy foana nahoana re ?
24. soanja
(
01/08/2006 03:48)
xxx:
Samy manana ny fahafantarany Azy kosa angamba! izaho aloha tsy namaky ny sorata'ny rehetra fa lava loatra sady kely bolitika kely ny soratra (izaho mantsy efa lazondazony ihany). Lasa iany ny eritreritro hoe fa maninona Andriamanitra no atao hoe Ray fa tsy reny? zvt 1 hafa koa, raha t@ andro voalohany dia tsy nisy hafa tsy i Adama sy Eva teto antany. Voaroaka tao @ sahan'i edena izy ireo noho ny antony izay fantatsika rehetra dia niteraka an'i kaina sy abela! aveo moa i kaina namono an'i abela (c'est le premier homicide io zany?) dia niala tao @ adama sy eva dia hoe nanambady! ka lasa hoa ny saiko ry zareo, lasa nande nanambady an'iza izy raha sensé izy 3 mianaka irery no teto antany? lava b fa azafady o
Raha mandinika tsara ny baiboly ianao ka manadihady dia nisy tokoa ny olon-kafa tao ambadiky ny Sahan'i Edena (tsy taoa natin'ny saha akory) fa tsy ry Adama sy Eva ihany. Raha ny zavatra nianarako momba an'ny finoana dia i Adama sy Eva no olon'ny Fanahy voalohany namboarin'Andriamanitra fa ny olona hafa dia efa nisy saingy tsy nanana ny Fanahin'Andriamanitra ka tsy noheverina fa olona. satria ny Fanahy no mahaolona. Teo no nanomboka ny finoana an'Andriamanitra. (Genesisy 4:16- 17) "Ary I Kaina dia niala teo anatrehan'i Jehovah ka nonina tany amin'ny tany Noda tandrifin'i Edena. Ary kaina nahalala ny vadiny, dia nananan'anaka rahavehivavy ka niteraka an'i Enoka; ary nanorin avohitra Kaina, ka ny anaran'ny vohitra dia natony hoe Enoka,araka ny anaran'i zanany lahy."
25. soanja
(
01/08/2006 03:53)
xxx:
Samy manana ny fahafantarany Azy kosa angamba! izaho aloha tsy namaky ny sorata'ny rehetra fa lava loatra sady kely bolitika kely ny soratra (izaho mantsy efa lazondazony ihany). Lasa iany ny eritreritro hoe fa maninona Andriamanitra no atao hoe Ray fa tsy reny? zvt 1 hafa koa, raha t@ andro voalohany dia tsy nisy hafa tsy i Adama sy Eva teto antany. Voaroaka tao @ sahan'i edena izy ireo noho ny antony izay fantatsika rehetra dia niteraka an'i kaina sy abela! aveo moa i kaina namono an'i abela (c'est le premier homicide io zany?) dia niala tao @ adama sy eva dia hoe nanambady! ka lasa hoa ny saiko ry zareo, lasa nande nanambady an'iza izy raha sensé izy 3 mianaka irery no teto antany? lava b fa azafady o
xxx> misy manazava momba an'io hoe Reny Andriamanitra io ka. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44ce91fd5e9a7
26. kelly13
(
01/08/2006 05:33)
soanja>toa ho vitako ny handinika ny baiboly retsy satria sarotra @ "zanak'atidohako" ny teny ao ka! fa gaga aho mahita io soratanao io fa kay va re ka nisy olona hafa ankoatra azy 4 mianaka e! za dia nihevitra fa izy ireo iany no teto. talanjona indray aho marina no sady hankina! lolllll
27. rakaroka
(
01/08/2006 06:14)
Manokatra ny fomba fijery ny firesahana toa izao ka!
Misy fomba fijery tsy ao loatra mantsy. Ohatra ato @ serasera aho mahita resaka hoe fifidianana any Mcar
@ 3 décembre izao dé be no miresaka dé miresaka..., anefa raha johina ny procédurem-pifidianana toa tsy
tratra izany 3 décembre izany raha voie normale: tsy niditra t@ resaka tany aho satria peut-être hoe nisy
zavatra miova tsy arako?...

28. rakaroka
(
01/08/2006 06:27)
Fa toa manahirana indray ny nihevitra fa nisy Mpahary hafa ankoatra an'Atra, anefa ny fiteny dé hoe Atra nahary izao rehetra izao...
30. soanja
(
01/08/2006 13:37)
rakaroka:
Fa toa manahirana indray ny nihevitra fa nisy Mpahary hafa ankoatra an'Atra, anefa ny fiteny dé hoe Atra nahary izao rehetra izao...
Tsy ankoatran'Andriamniatra akory io fa olona Iray ihany io resahina eo io. Saingy ny asa ataony amin'olombelona no maha-Reny na Ray azy eo amintsika zanany namboariny araka ny volazan'ny Jiosy.
Amin'ny Jiosy dia hoe Ray izy rehefa ilay Andriamanitra tsy fantatra (distant, unknown) ary Reny (accessible) kosa izy rehefa amin'ny fotoana azo ifandraisana aminy ary mikarakara (nurturing). Zany hoe Role no resahina eto fa tsy gender akory.
31. prime
(
02/08/2006 09:16)
soanja> Andriamanitra dia Ray ary tokana... raha ny toetra no tianao hanazavàna ny mahareny azy dia tsy maninona fa raha ny mahaAndriamanitra Azy tsy Reny izany mihitsy Izy... Andriamanitra Tsitoha koa aza mbola iantsoana Azy ankoatr'ilay "dénomination" marobe nitondranao ny resaka tary ambadika tary... Ka ny Ray no Tsitoha fa tsy ny Reny...
Ary ny tena tandremana @ izany dia ny fampianaran-diso hoe manan-dReny Andriamanitra (Jesosy Kristy), ifotoran'ny "mariolojia"...

32. soanja
(
02/08/2006 09:24)
Fa iza ary no nilaza tamin'i Prime ho marobe Andriamanitra. Tokana Andriamanitra ary mbola tsy naka azy ho Reny aho. Fa ny tiako resahina eto dia misy etude milaza fa manana toetra na Reny (characteres) koa izy ary io ambony io ny fomba handraisan'i Jiosy azy. Fa raha hoe Iza Andriamnitra dia io amin'ny farany ambony io ny Andriamanitra amiko ka raha manam-potoana i prime dia mba vakio dia amin'izay fantatrao ilay inoako.
33. prime
(
02/08/2006 10:03)
soanja> Voavakiko io ambony io kah! izay no nanipihako an'ilay hoe "raha toetra" dia tsy maninona satria mba fandalinana noratovinao iny... Ny mikasika ny hoe marobe, mazava ny lazainao kah, Andriamanitra dia iray fa ny fiantsoana Azy no samihafa hoy ianao, nanomboka t@ hoe El-Elyon...Yaveh... arakaraky ny 'communauté', dia izay fotsiny no nampiako hoe, Tsitoha koa Izy...
Fa ny tena tsy nekeko dia ny hoe "Reny koa Andriamanitra", raha toetra hoy aho dia mety azo raisina tokoa hoe be fitiavana Izy ka izay no mety ananany toetra "reny", fa ny "affirmation" hoe Reny koa Izy, izay no lazaiko hoe diso... tsy diso araka ny fomba ny fijery angamba fa ara-tsoratra masina tsy misy na dia singan-teny iray aza manambara ny maha-Reny azy...

34. rakaroka
(
02/08/2006 10:19)
Tamin'ny valin-teny ny 1/8 anie manao hoe : efa nisy olon-kafa ankoatran'i Adama sy Eva ka iza ary no namorona izany?...
35. prime
(
02/08/2006 10:36)
zavatra hafa indray no anontanian'i rakaroka nefa ny lohahevitra aza tsy valianao...:lol:
36. soanja
(
02/08/2006 14:08)
Raha araky ny soratra masina dia tsy misy izany ry Prime. Fa Ray izy.
Fa rehefa nanao fandinihina ny olona dia mahita fa azo atao hoe Reny koa izy satria ny antony raha amin'ity resaka hampidiriko amin'ny manaraka ity dia satria tsy maintsy mitady lojika ny fomba fiforonan'ny Fanahy avy amin'Andriamanitra ny mpandalina. Ka nijery izy hoe naninona no nantsoina hoe Ray i Andriamanitra. Tamin'io koa anefa dia mbola tsy teraka i Jesoa satria izy taty amin'ny Testamenta vaovao ary tsy noraharahain'ireto Jiosy akory.
Fa raha ny inoako dia Iray Andriamanitra ary antsoina hoe Ray izy fa ananany daholo na ny toetran'i Reny na ny Ray.

38. bmw307
(
19/08/2006 00:02)
soanja a! raha ny fahalalako azy an! de andriamanitra (And/tra dia fanahy, Andr/tra dia fitiava, Andr/tra dia ilay nahary izao tontolo izao)ireo rehatra ireo no mitambatra dia izay no atao hoe ANDRIAMANITRA
40. bmw307
(
20/08/2006 18:56)
i jesosy kosa indray an! dia iraka no nandefasan'and/tra azy tey ! fa tsy mbola izy no tena andriamanitra lehibe fa mbola zanany izy, satria ijesoa dia efa taty ahoriana no nisehoany.