SIG

1. fens ( 24/07/2006 19:09)
Ngô de misy mahay SIG ka afaka mampianatra e! na manana logicile ohatra hoe ArcView dernière géneration? mbô vonjeo fa te hivotra e!
novalian'i fens ny 22/08/2006 12:48
2. tsoupou ( 25/07/2006 08:41)
Lé logiciel Fens ao @ inform@ctuel etsy antanimena mety misy a, anontanio alo, dé ianaro miadana alo dé amzay miditra tsara ao andohan-toi dé ze tsy hay no antaniana na hanaovana cours fa zay no tena ahaizan-javatra.
3. corii ( 25/07/2006 10:21)
ie marina izany fa na izany aza miankina @ le logi ampiasain'i toi io
inona moa no ampiasain'i toi? map sa arc
4. fens ( 25/07/2006 14:16)
Merci rzala fa za mahay base ihany fa le logiciel ananako efa le version lany andro daholo e! de mba le version taty aorina no tadiaviko sy le oe experience zaraina e! mesi e!
5. Lalah ( 25/07/2006 17:18)
corji, inona koa zany map sa arc zany? arcmap no misy na arcview fa zany tsy mbola henoko, arcmap 9.2 zao no nivoaka farany angamba ra tsy diso aho, na mety efa nidepassern ny andro ndray aho, ny GIS aloha de vaste be fa mila mahay ireo tools fotsiny ianao de ok! de preference, aleo mampiasa arcmap toy izay mampiasa arcview, fa betsaka ny tools tsy misy ao amin ny arcview raha tena te hanana performance amina GIS( mapping sy ny forongona rectification amina remote sensing izay matetika ampiasaina miaraka amina mapping) ianao. Torohevitra kely fotsiny iny, OK ary de mazoto e mitsongoloka ao e, zay efa niady tamina solosaina fa aleo tonga de mampiasa saina tsotra zao :lol::lol::lol:
6. Lalah ( 26/07/2006 01:32)
corji, hay ve arcinfos sy map infos no tian ise resahana e! aleo aloha hazavaiko kely an i fens ilay mahatonga ahy hilaza hoe arcmap ampiasaina, satria efa misy arcview include ao anatin io, no sady mampiavaka azy ny fisian ilay arc catalogue, miampy reny arc scan, arc scene reny, avantageux kokoa zany ny mampiasa azy e. en plus ny zavatra mety ho problem rehetra rehefa eny ampanaovana projet iray ianao, dia presque efa voalazany ao amin ny help sy ny arc tools daholo, zany hoe mikitikitika fotsiny sisa no ataonao, zay no hilazako hoe rehefa mahay tools de OK, afatsy ny manao ireny orthorectification, georeferencement ny data basenao ihany. ny tiako ho lazaina amin ilay georeferencement satria io geographic system dia noho izany tsy maintsy mila cordonnees systems, sy ny projection system. Afaka mifanampy raha misy olana, tsy sure aho kamboko e :^):/:/:/:/:/:/:/
7. fens ( 27/07/2006 08:29)
Lalah:

De misotra ranamana fa de misy eritreretina zany fa itsongolika ato zany za e!
miteny eo njay aho ra tena tsy tafa e!
8. MTN ( 27/07/2006 12:20)
peer to peer zama, peer to peer
9. Herimiafina ( 27/07/2006 17:25)
O leity ra-fens an!
raha izaho klou i toi dai mianatra base-na teledetection mihintsy aloha na topo, tsy ilaina prof iny fa juste bibliographie dia mivoaka e, tsara koa raha mahay dessin technique tsara i toi hampivoarana ny talenta fahaizana manao sary e.

Avy eo rehefa mahay ny karazana coordonnées rehetra toy ny cartesien , ny Laborde, sns vao miditra lalina amin'ny SIG.

Raha photointerpretation tsotra dai abordable tsara fa ny montage no tsara ianarana fa raha mahay an'iny vao tena mahay ise.

Ka izao izany, rehefa manana logiciel ka efa misy base de données ao anatiny, na BD200 na BD500 dai tena tsara. Juste manao superposition sisa i toi dia tena milay. Izany hoe efa atolotra fotsiny avokoa ny données, dai mamoaka izay sary tian'i toi avoak ai toi na carte routiere na inona.

Fa ny conseil-ko dai aleo ihany manontany ny henjana aminy na manao cours mihintsy e.

-Misy izay USGIS izay etsy ampefiloha cité anontanio fa misy cours SIG ao, saingy somary lafolafo.
-Na ao amin'ny FTM fa misy formation koa ao, fa somary vetivety no lafolafo.
-Na makany amin'ny CFSIGE dia mianatra mihintsy e, saingy lafo no sady ratsy hono.

Saingy amiko dia ny cours rehetra dia mizy zavatra concret azo tazonina avokoa.

-Na mankanesa any amin'ny ministeran'ny Eaux et forets ery nanisana dia anontanio ao i Balisama mahay SIG, fa izay razokiny izay no nanampy anay fahiny fony mbola nainatra tany e, mba abordable ny saosy omena andrazokiny.

Aty zamerika mantsy bobaka toy ny anana sy vosarin'alika ny logiciel SIG, ny fampiasana azy tsy olana fa ny données no tena lafobe dirandoza dai aleo indray tonga dai mianatra mampiasa GPS mihintsy dai manangana ny données an'ny tena ihany e! :^)
10. LazaDaddy ( 27/07/2006 21:55)
fens:
Ngô de misy mahay SIG ka afaka mampianatra e! na manana logicile ohatra hoe ArcView dernière géneration? mbô vonjeo fa te hivotra e!
Ka ianao izany raha azoko tsara sady te ahazo software no te ampianarina? Mividiana software fa ny mpivarotra misolo tena ilay mpamokatra azy koa afaka mampianatra.

Raha ny torohevitro mikasika ilay software indray dia izao:
- Raha @ firenena miteny frantsay no tianao iasana dia MapInfo no ilaina.
- Raha firenen-kafa ankoatr'izay dia ArcView no ilaina.
11. Lalah ( 28/07/2006 15:40)
Herimiafina an! ilay GIS anie ka vaste be, ny but iraisana fotsiny de hoe atao ahoana ny handaminana tsara ireto donnees misavoritaka be ireto anaty file iray, mba hahamora ny fanazavana azy amin ny olona tsy mahafantatra na tsy nahita azy.
Ka raha ny remote sensing no ianarana iny anie fanaovana images processing fotsiny, tsy misy azonao alamina amin iny, fa zany hoe azo atao ho base de donnee ao amina SIG izy raha hanao mapping ianao na hitady structuren-javatra.
Ilay GPs ry akama tsy manampy an, marina fa misy carte ao anatiny, fa mbola logiciel hafa koa anie ny mapiditra reny ao e
Tsara aloha ny manantona mpampianatra ihany amin ny voalohany e, arakaraka izay ilaivanao azy koa manko ilay GIS, na io google sy serasera jerevanao isan andro io aza anie efa karazana GIS e, zany hoe resaka medias fotsiny, tsy mila coordonnees systems fotsiny.
Io ihany koa mivoatra foana fa tsy voatery hoe mapinfos na arview no ampiasaina, za ary zao efa ho 1 taona niarana Remote sensing sy GIS mbola hilaozan ny toetrandro ihany, fa ny ahy indray aloha GIS le tsy misy mpitia e:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 28/07/2006 16:10)
Izay mihintsy retsy ry Lalah an (noheveriko fa ilay bandy akamako ao Syracuse ao foana injy klé)!

Ny ahy mantsy resaka agriculture sy eaux et forets no tena mba domaine keliko e, dia aminay tena miasa be ny GPS mifandray amiana satelite hangalana sy hi-monter-na données amin'ny resaka amenagement.

Fa tokony hofaritan'i fens tsara anie ny zavatra tadiaviny e, hoe inona tsara satria miankina amin'ny tanjona koa mantsy ny hianarana azy io e.

Raha resaka agent immobilier izao dai efa hafa mihintsy, na urbanisme sa environnementalista sns.

Fa kosa, na dia betsaka be sy large be aza ny resaka GIS amin'izao sirtout aty zamerika aty dai amiko tsara ihany ny mianatra ny base dai io MapInfo sy ArcView io no kilalao tena mbola miady klou hatramin'izao, aza manantena ny hiditra amin,ny sehatra hafa raha tsy nandalo teo, zany leisy ra fens an! Mba kaozy e! Jereo hoa Ra-Balisama raha any Dago elah! :^)
13. fens ( 29/07/2006 13:12)
Herimiafina:

O leity ra-fens an!
raha izaho klou i toi dai mianatra base-na teledetection mihintsy aloha na topo, tsy ilaina prof iny fa juste bibliographie dia mivoaka e, tsara koa raha mahay dessin technique tsara i toi hampivoarana ny talenta fahaizana manao sary e.

Avy eo rehefa mahay ny karazana coordonnées rehetra toy ny cartesien , ny Laborde, sns vao miditra lalina amin'ny SIG.

Raha photointerpretation tsotra dai abordable tsara fa ny montage no tsara ianarana fa raha mahay an'iny vao tena mahay ise.

Ka izao izany, rehefa manana logiciel ka efa misy base de données ao anatiny, na BD200 na BD500 dai tena tsara. Juste manao superposition sisa i toi dia tena milay. Izany hoe efa atolotra fotsiny avokoa ny données, dai mamoaka izay sary tian'i toi avoak ai toi na carte routiere na inona.

Fa ny conseil-ko dai aleo ihany manontany ny henjana aminy na manao cours mihintsy e.

-Misy izay USGIS izay etsy ampefiloha cité anontanio fa misy cours SIG ao, saingy somary lafolafo.
-Na ao amin'ny FTM fa misy formation koa ao, fa somary vetivety no lafolafo.
-Na makany amin'ny CFSIGE dia mianatra mihintsy e, saingy lafo no sady ratsy hono.

Saingy amiko dia ny cours rehetra dia mizy zavatra concret azo tazonina avokoa.

-Na mankanesa any amin'ny ministeran'ny Eaux et forets ery nanisana dia anontanio ao i Balisama mahay SIG, fa izay razokiny izay no nanampy anay fahiny fony mbola nainatra tany e, mba abordable ny saosy omena andrazokiny.

Aty zamerika mantsy bobaka toy ny anana sy vosarin'alika ny logiciel SIG, ny fampiasana azy tsy olana fa ny données no tena lafobe dirandoza dai aleo indray tonga dai mianatra mampiasa GPS mihintsy dai manangana ny données an'ny tena ihany e! :^)

Misaotra anao raherimihafina alou tsy nisorona niteny fa zao e! izahay zany nanao photo-interpretation, télédetection fa nande ila le izy satria tsy nanao sig! de mety le filazako azy kou angamba no tsy nety fa le partage d'experence kou zany no tena tadiaviko e! Msotra e!
14. fens ( 29/07/2006 13:18)
Herimiafina:

Izay mihintsy retsy ry Lalah an (noheveriko fa ilay bandy akamako ao Syracuse ao foana injy klé)!

Ny ahy mantsy resaka agriculture sy eaux et forets no tena mba domaine keliko e, dia aminay tena miasa be ny GPS mifandray amiana satelite hangalana sy hi-monter-na données amin'ny resaka amenagement.

Fa tokony hofaritan'i fens tsara anie ny zavatra tadiaviny e, hoe inona tsara satria miankina amin'ny tanjona koa mantsy ny hianarana azy io e.

Raha resaka agent immobilier izao dai efa hafa mihintsy, na urbanisme sa environnementalista sns.

Fa kosa, na dia betsaka be sy large be aza ny resaka GIS amin'izao sirtout aty zamerika aty dai amiko tsara ihany ny mianatra ny base dai io MapInfo sy ArcView io no kilalao tena mbola miady klou hatramin'izao, aza manantena ny hiditra amin,ny sehatra hafa raha tsy nandalo teo, zany leisy ra fens an! Mba kaozy e! Jereo hoa Ra-Balisama raha any Dago elah! :^)

Ny tena marina kou less de zao oa! domaine nianarako le aménagement sy le environnement,de menatra ny tena satria tokony ahay io SIG io nefa ze mampanao formation rehetra toa otran'nytsy mahay daholo! andrasou alou jereko ary raBaaalisama ra mbola velona any lery e! lazaiko eo iany ny valiny refa hitako lery! mesi
15. Herimiafina ( 29/07/2006 13:31)
Okay leisy an!
Misy fika bonne be iraika koa ity, mandehana ery Anosy amin'ny Ministeran'ny Plan na ny Agri na ny Vice-primature fa misy SIGISTA varatra be mihintsy ao klé, Ph-D tamin'io mihintsy avy tao amin'ny Yale. Fa efa nisy bandy kama nandeha tanyd e tena afampo e! :^)
16. Lalah ( 29/07/2006 19:16)
environmentalista tsotra iny ry Herimiafina fa tsy PHd amina GIS zany an!
17. Herimiafina ( 29/07/2006 22:57)
Lalah:

environmentalista tsotra iny ry Herimiafina fa tsy PHd amina GIS zany an!

Iza izany ry Lalah? Hafa mihintsy mantsy ny Resumee-n'ilay olona fantatro, fa mety tsy ilay olona heritreretinao izay! :wink:

18. fens ( 31/07/2006 17:52)
anjasou kou oe fa jereko de hita eo kou
19. Herimiafina ( 05/08/2006 14:17)
Mister fens marina! fa ialahy io miantra aiza leity e!
raha misy programa geomatika dia feno fampianarana an'io complet sady mis-à jour tsara! :^)
20. fens ( 22/08/2006 12:48)
Zao njay vo hita e! mbola laozana nijery ze mahasoa tany ambadika tany klou!
herimiafina: za ry se mianatra eny anakasto de zao mikatso zao e! te hitady lalana hanohy lavitra kokoa fa tsy mbola nahita aloha hatreto! nanao geomatique zay fa mampanaelo be! zara ra misy raisina e!
ato amin'ny nety aza be koukou sady mba feno no le nomenan anay!:cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1492