Nahita ny tsy fahita. Rangahy nampiasa ody fitia, lasa nivoa
22. johan
(
26/07/2006 05:20)
ary i xxx mody mitapy an! nefa elà no mpanamboatra ody fitia de mpivoaka alina eny bld arago! lol lol
23. sandrabullok
(
26/07/2006 05:52)
aleo inana ny fatiny iany ka ! ela nitoratorahana ka nahavo mason'angatra e ! adalanany azy:):):):):)
26. Fiffi
(
01/08/2006 03:27)
johan::-D:-D:-D
ary i xxx mody mitapy an! nefa elà no mpanamboatra ody fitia de mpivoaka alina eny bld arago! lol lol
29. Fiffi
(
01/08/2006 09:11)
tapaka fa miala tsiny.
i johan koa nge ka tena mampi-:-D:-D:-D mihintsy ry prime eh ! nefa raha tena dinihana de mba mampalahelo kosa le rangaha eh ?
i johan koa nge ka tena mampi-:-D:-D:-D mihintsy ry prime eh ! nefa raha tena dinihana de mba mampalahelo kosa le rangaha eh ?
31. Fiffi
(
02/08/2006 04:41)
fa tsy tokony hihomehezana ny zavatra manjoa an'ny olona fa sao sanatria...
34. majesty
(
02/08/2006 11:42)
Ary maninn raha ny ray tanana mintsy kou no nomen'le razoky ny odi-fitia de mbô samy miboridana dôly ny oul isak'alina de tsy misy mifanenjika zany,:)
39. majesty
(
04/08/2006 06:12)
fiffi:mieritreritra ny mety ho fisehoan-javatra za hoe raha zay tokoa no misy an,de lasa menatra be mitsiny fa za manko saro-kenatra zay ihany fa ndraindray fotsiny
