Voambara am-pahabemaso ilay mpaminany sandoka

21. xxx ( 25/07/2006 18:54)
aleo hilamina marina de aleo hisesy fa ny lanitra ara zao efa hasiana fefy :°)
22. majinikakely ( 26/07/2006 09:08)
ka ny mampimé d tsy taitra miitsy ilay kianina ny hamaly fa vao maika aza lery mampitony ilay manakiana.Ka ry zalah reo samy mpirevy ny apokalypsa d mifanôgany indray satria misy tafa kokoa na mahazo ondry manaraka azy kokoa ka reefa bobaka ny mpanaraka ka mino ilay faminaniana d mitosaka koa ny S mitombo ny H d milomano ao anatin ny fiadanana ra nofo zalah zay no tanjony.
Mba tsy nokianiny indray za hoe naninn lery nanambady indray hihihihihi sady nanao fety b hihih
23. xxx ( 26/07/2006 13:17)


tsy fefy lety le izy fa tamboho a
24. fijo ( 26/07/2006 18:39)
hay samy mitady kil izany raha ny marina.araka ilay voalazan'i maihol hoe :"jereo ny MPANARAKA ahy dia jereo ny MPANARAKA azy,dia izay.
tena mazava fa resaka kil ity.
25. majinikakely ( 27/07/2006 08:44)
fijo
26. xxx ( 27/07/2006 20:13)
Tsy misy majinika mihitsy ve @ izany saosy zany ?:-D
27. prime ( 01/08/2006 11:24)
xxx> :-D:-D:-D
Miala tsiny fa hay ato anaty sehatra fivavahana marina...:-D:-D:-D
28. JOCH ( 14/09/2006 18:24)
f'ahoana ary no de tsy mba mijery coté positif mihitsy isika.
Jesosy ve tamin'ny androny tsy mba nanao izay hahabetsaka ny kil tao aminy koa. Ary izany indrindra no nialonan'ny mpanoradalana sy fariseo Azy ka namonoan'ireo Azy ndrao voasarika ho any aminy daholo ny olona.
Amiko ny olona ampiasain'Andriamanitra tsy voatery ho olona hendry be sy matotra be sy masina be fa mety mifanohitra amin'izany aza, fa saingy fotsiny ny zavatra lazain'ny vavany de tena avy amin'Andriamanitra sy sitrapon'Andriamanitra.
Jereo Jodasy fa anisan'ny ireo 12 lahy mendrika ho apostolin'ny tompo teto ambonin'ny tany izy, ary raha tsy teo izy de tsy tanteraka ny famonjena antsika.
Koa aoka hitandrina isika ka samy handinika tsara fa tsy misy mahatakatra ny saina lalina izay entin'Andriamaanitra manatanteraka ny asany.
Ny essentiel de aoka hangataka amin'Andriamanitra mba samy hamindran'Andriamanitra fo sy hovonjena aby isika izay mino an'Andriamanitra sy Jesosy Kristy.
Fa tsy misy olona hovonjena na iray aza noho ny asany na noho ny ataony na noho ny toetrany fa noho ny finoany no hamonjen'Andriamanitra ny olona.
Koa aoka tsy hitsara olona fa Andriamanitra aza anie tsy mitsara antsika noho izay hataontsika e!
Andriamanitra mamonjy izay mino fa tsy izay marina akory.Satria tsy misy marina na de iray aza
29. prime ( 15/09/2006 10:12)
Ekeko tanteraka afatsy ilay hoe "raha tsy teo jodasy...", "raha tsy teo Jesosy dia tsy tanteraka ny famonjena antsika kosa angamba no izy e..." s'ahoana???
Raha tsy teo jodasy tsy maintsy nisy olona hafa nanolotra an'i Jesosy teo...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6782