Voambara am-pahabemaso ilay mpaminany sandoka

1. rrgmt ( 21/07/2006 12:51)
Arak'ireny gazety malagasy ireny dia faminaniana sandoka ny an'i Mailhol sady fitsetsefana ireo mpanara-dia aminy, izay maizina am-pototry ny mazava
novalian'i prime ny 15/09/2006 10:12
2. mandrindra ( 21/07/2006 13:10)
ahoana hoy ny gazety ?
3. Mifenty ( 21/07/2006 13:26)
fa inn le faminaniana

d refa inn izy no atao oe sandoka le
4. dadabe ( 21/07/2006 13:57)
humm la haine des autres , succes des autres:°)
5. fijo ( 21/07/2006 18:20)
mandrindra,jereo ny gazety.hi hi hi
6. ikalakintina ( 21/07/2006 18:51)
7. prime ( 22/07/2006 04:15)
Sao dia tokony any @ fivavahana ity lohahevitra ity???:lol:
8. ralos ( 22/07/2006 04:56)
prime: f'angaha moa tsy ato tsika zao???:-D:-D:-D
9. Achia ( 22/07/2006 05:36)
Miresaka mpaminany roa mitsy le gazety e ary sao de samy sandoka daholo ary reo fa ireo mpaminany roa ireo de mifanolana @ resaka bainoly @ fotokevitra tsy mitovy izany hoe ny marina @ ny iray tsy marina @ ray nefa ny marina de Andriamanitra ihany fa sao de fitadiavana kil no tena marina
10. daran ( 22/07/2006 15:00)
Efa ela ngé izy no nisongadina fa sandoka fa bol betsaka ihany no rendroka e!!!!
11. dadabe ( 22/07/2006 15:16)
yee daran ihany koa mpaminany sandoka
12. Achia ( 22/07/2006 15:47)
:-D:-D:-D
13. dadabe ( 23/07/2006 12:57)
:D:D
14. xxx ( 24/07/2006 00:40)
daran:
Efa ela ngé izy no nisongadina fa sandoka fa bol betsaka ihany no rendroka e!!!!
mivavaha ho azy ireny ho afaka @ fahajambany, ataovy @ fitiavana fa tsy fankahalana na fanaratsiana.
15. rabaradaka ( 24/07/2006 06:21)
Fa iza no mpaminany afaka nitsara fa sandoka tokoa i dadatoa Maihol ? Sao mba sandoka koa ilay nilaza izany ? Amiko aoka ho an'Andriamanitra ny fitsarana, ny Soratra Masina rahateo nilaza izany, araka ny voalazan'ny Apostoly Paoly hoe "aoka ho Ahy (Andriamanitra io) ny famaliana ..."
16. elsami ( 24/07/2006 07:31)
Manahirana ny mitsara hoe iza no mpisandoka iza no voasandoka iza no tena marina fa anjaran'ny tsirairay kosa no mandinika sy mamakafaka lalina ny finoana arahiny ka mandray izay voalaza sy voambara na mety aminy na tsia ary Andriamanitra irery ihany no afaka hitsara sy hanamarina fa isika kosa dia hangina fa ahy ny famaliana hoy Jehovah izaho no hitsara ka ny tsirairay dia samy handray ny valin'asany avy.Misaotra Tompoko:D:-$
17. Mifenty ( 24/07/2006 12:10)


sady oe " Aza mitsara mba tsy ho tsaraina"
18. xxx ( 24/07/2006 14:30)
Mbola hoavy ny fotoana hisehoan'ny tena marina ary aoka ho tsrain'ny ataony eo ny rehetra satria samy mihevitra fa marina daholo izay mitranga rehetra e!sady samy mihevitra ho olom-boahosotra .
19. xxx ( 24/07/2006 22:01)
fantaro @ voany ny hazo
20. ravatorano ( 25/07/2006 05:11)
aoka hilamina
ireo voalazan ny gazety dia samy mitory ny apokalypsehita aoamin 'ny faran 'ny baiboly ary ny nahagaga d naninn ilay farany nilaza fa m^paminany sandoka ilay voalohany amin izao fotoana izao
Ao raha ! aoka hi lamina ra milamina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598