TAKELAKA FIFIDIANANA MISS & MISTER

41. xxx ( 21/07/2006 14:27)
Ie :-D
42. mandrindra ( 21/07/2006 14:30)
tsy asian fetrany hoe rahovina kory ve no omena ny valiny :-D:-D
43. xxx ( 21/07/2006 14:32)
Tsy asiana fa tonga de tsy hamaly fotsiny :-D
44. mandrindra ( 21/07/2006 14:38)
lazao fa nadriko ihany anie e:wink:
45. xxx ( 21/07/2006 15:11)
K'efa oe tsy hamaly :-D
46. xxx ( 21/07/2006 15:17)
:roll::roll::roll:
47. booboo ( 21/07/2006 15:55)
hihihi lasa resak'x :-D
48. Herimiafina ( 21/07/2006 16:42)
xxx:

mister zynekology + cuisinier = Herimiafina :-*


O leity ry bainina an! Misy adino, ampio hoe mekanisien sy zardinié, mba kaozy e! :{:-D
49. xxx ( 21/07/2006 18:45)
:-D:-D:-D:-D:P
50. Mifenty ( 21/07/2006 18:56)
:-D:{
51. xxx ( 21/07/2006 19:00)
Herimiafina:
O leity ry bainina an! Misy adino, ampio hoe mekanisien sy zardinié, mba kaozy e! :{:-D
Hadino kely in f'azafady mon anadahy :wink::-D:-D:-D


52. tsoupou ( 22/07/2006 02:49)
Efa mandroso ve lé page Ra-Hery a ???
53. fasaly ( 22/07/2006 06:29)
i sefo zao mbola manao vôkasy ry tsoupou:roll::wink::^):^):^)
54. tsoupou ( 22/07/2006 06:52)
Ki, dé ra am volana aout nge vo ataon-dRahery lé izy dé betsaka no tsy afaka mifidy satria vôkansy o bor de la mer e :D
55. Herimiafina ( 22/07/2006 13:12)
Ka efa sior aanie fa i tsoupou no lany mister dai i pissoa no lany miss e! hehehe:-D
56. pissoa ( 22/07/2006 13:24)
K'hita oa retsy :-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 22/07/2006 13:26)
Hankarama mpangalabato mihintsy aho manohana anareo mitsam, hehehehe=))=))
58. pissoa ( 22/07/2006 13:34)
Tsoupou anakaramana fa zah tsy mila an'zany de lany :roll::-D:-D:-D
59. lapino ( 22/07/2006 13:45)
Ary mba iza aza no miss xxx e? :roll:
60. xxx ( 22/07/2006 13:46)
Tsy zah :wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813