TAKELAKA FIFIDIANANA MISS & MISTER
21. mamzelkely
(
21/07/2006 06:44)
za klou ra misy zany de hifidy ftsn eee hihihi nefa hanahirana ny fifidianana zao ko :roll: tô mafinaritsa dôly ny ankkizy eto mhhhhh:roll: aleo za fidina ka =))=)) (sangy zany sô de we inn eo njay :twisted: :^):-D)
22. fasaly
(
21/07/2006 07:10)
:? aleo mintsy injy no fidiana fa sady sarika no be vanivavy lava hohohohooo!:-D:-D:-Dmarinééééé
23. mamzelkely
(
21/07/2006 07:17)
hhohoho marina akia ee :-D:-D aleo zany we njy klou ts maintsy ao am le safidiko e:wink:
25. tsoupou
(
21/07/2006 07:41)
Mifenty:
biz'oroka no solon'ny fifidianana am zay voafetra ny fahafaha mifidy
Tsy mety zany biz'oroka zany klé, zay ve atram zao aza mbola tsy naazo 1 akory dé, ao aza misy sary nefa tsisy mahita ko :cry: :cry:
Herimiafina:
Hifidy an'i tsoupou refa manisy sary leiry
26. tsoupou
(
21/07/2006 07:51)
Herimiafina:
Ny mister ho fidiko indray dia i ra-tsoupou rehefa avy manisy sary ileiry! :-D
Ny tànan-toi kosa no tapaka fa tsy ny maso e =)) =)),
sa voa ko nga ny maso lé ???
27. fasaly
(
21/07/2006 08:25)
tsoupou: manomeza biz'orola oul efatra raha te haahazo biz'ourouka efatra, raha hanome ahy toi zao de omeko kounkou:wink::-D:-D:-D
28. mamzelkely
(
21/07/2006 10:52)
fasaly fa aôna njy no mpitsara fotriny, zay ts manan sary ato zao no tena tokony ho mpitsara ko :°):-D:-D
32. xxx
(
21/07/2006 11:50)
mister zynekology + cuisinier = Herimiafina :-*
mister informatika = lapino ;)
mister mpitsabo = watafon :-D
mister detektiva & mpamaky baiboly = dadabe :P
mister mashiaka = sefo :roll:
mister mpizara fitiavana = mandrindra :D
mister chess = nikopol :lol:
mister jeux de mots = mandrindra, lapino, fijo
mister virja = fijo :oops:
mister be bilagy = tsoupou :-D (sady efa nataony teny Gasy am'zay)
mister be vanitika = watafon, mandrindra, Herimiafina =))
mister pasy partoo = xxx (lehilahy)
mister nanjavona = sonwin, sareraka, little, victime, totofy, zklbfkfk ...
Tena sarotra ilay fifidiana kle :-D:-D:-D
mister informatika = lapino ;)
mister mpitsabo = watafon :-D
mister detektiva & mpamaky baiboly = dadabe :P
mister mashiaka = sefo :roll:
mister mpizara fitiavana = mandrindra :D
mister chess = nikopol :lol:
mister jeux de mots = mandrindra, lapino, fijo
mister virja = fijo :oops:
mister be bilagy = tsoupou :-D (sady efa nataony teny Gasy am'zay)
mister be vanitika = watafon, mandrindra, Herimiafina =))
mister pasy partoo = xxx (lehilahy)
mister nanjavona = sonwin, sareraka, little, victime, totofy, zklbfkfk ...
Tena sarotra ilay fifidiana kle :-D:-D:-D