Valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia
42. fasaly
(
22/07/2006 06:28)
:-D:-D:-D:-D:-Dvao maika pira ry mifenty ah!:-D:-Dtsy ratsy zà zao mba nianatra namaky de oziko hoe: tan narsix : tan nar6 :-D:-D:-D:-D:-D:{:{:{
43. tsoupou
(
22/07/2006 07:13)
fasaly:Tsy lohatenin'ilay hatsikana ve lety io ry Fasaly =)) =))
mifenty: je suis sosotra mintsy an! en fainnnnn!:-D:-D:-D
44. fasaly
(
22/07/2006 09:26)
tsoupou!
ka justement zay indrindra:-D:-D:-Dhitako tarokatra andrefana de netiko eto atsimo kely eo! :-D:-D
misy anlay sipa fatako zay tamin'izy vao tonga tao frantsa de niantso fone ahy, de ozy namarana ny tafatafa tam fone hoe: " avelako aky indry fa iny ny bus fa tonga dejà a!":-D:-D:-D:-D tena mampite.....:wink:

47. elsami
(
27/07/2006 11:30)
Ny tena atahorana koa aza anie tsy ihany no mety ho tratran'izay fa na ny toe-tsaina koa aza e! farany dia very eto isika mianakavy fa lasa valalanamboa eto daholo, ary mety anisan'ny mampahantra antsika anie aza io sadasada manantsoratra io e!