Valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia
21. Mifenty
(
20/07/2006 19:53)
ny tena mahalatsaka aza le oe
exemple ohatra oe,
tsy maintsy voatery obligé za forcé nanao anle izy
fa io ry zalahy miankina am ça dépend iany io a.
trop be loatra ny ataon'ny sasany e.
24. fasaly
(
20/07/2006 19:56)
fa aleo klou seriézy kely njay! vôkasy aho io ka tena faly tokou anio8)
hafaliana a! fa teny andalana taiza no nahenoinao anlay oul manao vary amin'anana izany????raha izà enao de notsoriko teo imasony niresaka moramora nolazainao zay tao amponao mikasika ny tsy mahamety analay fombafomba:wink:

26. fasaly
(
20/07/2006 20:01)
mifenty: fa raha aty andafy kosa alou lay oul am pays francophone zany an! de ny ankabeazany kosa de fahazarana liteny frantsay de na miresaka am samy gasy aza de lasa ho azy lay teny madinidinika fampiasa andavan'andro e! tsy resaka zesita na tsy firarahiana na ahoana fa fahazarana mahitsy io ary misy teny tsy tadidinao tampoka aza de eo ianao lasa saina hoe inona moa de voatery atao am teny frantsay, otran'ahy efa 15 ans taty zao de misy teny tsy tadidy raha sendra tokony hanono azy iny de izay hamoahana azy haingana de miteny azy am frantsay ohatra no hainga, ka inona anefa ny olana amizany kosa e! reveo manja ny fiainana fa efa sarotra e!:wink:
mifenty: bah kan t'as le temps tu passssse hein! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
mifenty: bah kan t'as le temps tu passssse hein! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. lapino
(
20/07/2006 21:10)
Mifenty:Raha tsy Nomenjanahary Dieudonné indray izao dia i Malalatiana Bienaimée no nikôzy an'zany! :-D:-D:-D
ny tena mahalatsaka aza le oe
exemple ohatra oe,
tsy maintsy voatery obligé za forcé nanao anle izy
fa io ry zalahy miankina am ça dépend iany io a.
trop be loatra ny ataon'ny sasany e.
28. pissoa
(
21/07/2006 08:48)
lapino:
Raha tsy Nomenjanahary Dieudonné indray izao dia i Malalatiana Bienaimée no nikôzy an'zany! :-D:-D:-D
Mety Joany Kapoaka Jean Boiten'Yaorta :roll:
31. mamzelkely
(
21/07/2006 10:50)
bon ben za mits no mpanao an'io vary amin'anana io alo ee aleo toundé tsorina :-D:-D
n'est ce pô?? hihihihihi, fa aza miresaka amiko ra ts mahatanty vary amin'anana fa za ny tena mpanao an'io ts hoe ts tina ny teny gasy fa teo am le fanabeazana le iz :°):-D:-D m'enfin...:°)
fasaly pourquoi tu es sosotra d'abord:°) am le andro tena il fait chaud ve?:roll::-D:-D:-*

32. fasaly
(
21/07/2006 11:13)
letieeeee! ataon'i mamz aaaa!
zaty lay fiten'in'ny oul migeste beuh zay an!:-D:-D:-D
ary mahay aby na ny avy any andrefana na tsimo na avaratra an!:wink::wink::wink:
bahhh! je vous laisse kely klou zany less baby!!!!!:-D:-D:-D
zaty lay fiten'in'ny oul migeste beuh zay an!:-D:-D:-D
ary mahay aby na ny avy any andrefana na tsimo na avaratra an!:wink::wink::wink:
bahhh! je vous laisse kely klou zany less baby!!!!!:-D:-D:-D
33. mamzelkely
(
21/07/2006 11:57)
sure akia, tu nous laisses aôna klou eee tu pars en vac ve:roll::-D:-D
34. fasaly
(
21/07/2006 12:39)
bah oui aky ry neny a! dans klk andro vitsivitsy zà de dép e! ty comprend veuh????:-D:-D
35. mamzelkely
(
21/07/2006 12:47)
ouais je comprend ka t'inquiète pô :°) de depart aaiza nky klou de manao bye bye ve klou eee:-D:-D
36. fasaly
(
21/07/2006 12:51)
ouiais!!!! à la procahine ndray aky miaona eto am manaraka a!:-D:-D:-D:-D
zay mou lay izy ry mifenty!!!!!!
tena misy sipa manao izao mahitsy ange tokotrany any ananona any e! fa ny pelaka no tena hitako mpanao anzao firesaka mifangaro zao ihany kouuu!:-D:-D:-D
zay mou lay izy ry mifenty!!!!!!
tena misy sipa manao izao mahitsy ange tokotrany any ananona any e! fa ny pelaka no tena hitako mpanao anzao firesaka mifangaro zao ihany kouuu!:-D:-D:-D
38. fasaly
(
21/07/2006 13:06)
:-D:-D:-Drehefa harivariva iny ngenjy de mandehàna eo am zaridaina n'antaninarenina e! de reo feno pelaka mapiaraka bdb eo de henoy tsara ny firesaky ry zareo sady mi rrrrrouler rrrrrrrrr beuh mitsy ny tanana amazany migeste beuh en plus an!:-D
40. fasaly
(
21/07/2006 18:45)
inona tsara hoe io voasoratrao io ry mifenty iiiii!:roll::roll::roll::-D:-D:-D:{:{