amour en amitié
21. tsoupou
(
20/07/2006 15:09)
piacer:
Ialana tsiny raha nataoko teny vahiny ny lohateny
za zany efa elabe nisy sipa akamako be, akama fotsiny izy efa ho 6 ans teo angamba zay
nisy fotoana nefa tafaraka mission zahay sady ray discipline mihitsy d lasa niaraka ary reto zahay
d tena nifankatia zany e, efa naminavina fa hivady
nony taty aoriana anefa tonga ny olana
ny RAD ko mankasitraka azy tsara fa ny havandraiko d tsy tia olona tsy Merina mihitsy
voatery nandray fanapahan-kevitra ary za fa hisaraka zahay ary hiverina ho toy n y mpinamana teo alou ndray
zahay alou samy mbola tena tia e
fa tsy haiko zay any antsainy satria tsy mety miilaza amiko ny heviny izy fa hoy izy oe efa zay no hevitra notapahako d manaraka izy zany
d raha manana olona tiko ve za @ zao ka ampahafantariko azy d hadisoako ve?
mangataka ny fanampianareo namana
misaotra
1- Diso enao, diso enao e, ary tena diso be. Fa nga enao tsy manana hazon-damosina no ze hevitry ny havanao no nanarianao ny olon-tianao ???
2- Tsy niteny ny heviny ny olon-tinao fa oe hanaraka ze tinao hatao SATRIA TONGA SAINA BE IZY HOE HAY ZANY NO TOETRANAO, TSY MIJORO AMIN'NY MAHALEHILAHY (NA MAHAVEHIVAVY ???) FA MANARAKA BAIKON'OLONA @ FIAINANAO
3- Somary mahery vaika lé fitenenana fa tsy hoe be taimbaka an :D
4- Aza manaraka tenin'olona zany raha momba ny hoavinao fa idiran'ny olona foana ze rehetra momba anao amin'ny sisa
5- Teneno angé le olontinao oe hiaraka iany nareo e, tonga izy de sambatra be ary hanana confiance 100%
6- ESSAIES POUR VOIR hoy ny vazaha izay
22. pissoa
(
20/07/2006 19:11)
tsoupou:
1- Diso enao, diso enao e, ary tena diso be. Fa nga enao tsy manana hazon-damosina no ze hevitry ny havanao no nanarianao ny olon-tianao ???
2- Tsy niteny ny heviny ny olon-tinao fa oe hanaraka ze tinao hatao SATRIA TONGA SAINA BE IZY HOE HAY ZANY NO TOETRANAO, TSY MIJORO AMIN'NY MAHALEHILAHY (NA MAHAVEHIVAVY ???) FA MANARAKA BAIKON'OLONA @ FIAINANAO
Eo kosa aloha dia diso enao, diso enao e (i tsoupou izany fa tsy i piacer an) :-D
Ny hevitra roa (hanary ilay sipany, na handa ny fianankaviany) dia siora fa samy misy manaraka daholo. Ka raha tsy nisaraka izy izany dia ho nisy nilaza koa fa tsy manana hazon-damosina fa ilay sipa (na ny mpomba ny fiarahana) no mitondra ny fiainany :roll:
Safidy io, ary izay sahy mifidy - ary mitana ny safidiny - dia manana hazon-damosina, na inona nofidiana na inona :-*
23. mihoby
(
21/07/2006 07:21)
piacer:
Ialana tsiny raha nataoko teny vahiny ny lohateny
za zany efa elabe nisy sipa akamako be, akama fotsiny izy efa ho 6 ans teo angamba zay
nisy fotoana nefa tafaraka mission zahay sady ray discipline mihitsy d lasa niaraka ary reto zahay
d tena nifankatia zany e, efa naminavina fa hivady
nony taty aoriana anefa tonga ny olana
ny RAD ko mankasitraka azy tsara fa ny havandraiko d tsy tia olona tsy Merina mihitsy
voatery nandray fanapahan-kevitra ary za fa hisaraka zahay ary hiverina ho toy n y mpinamana teo alou ndray
zahay alou samy mbola tena tia e
fa tsy haiko zay any antsainy satria tsy mety miilaza amiko ny heviny izy fa hoy izy oe efa zay no hevitra notapahako d manaraka izy zany
d raha manana olona tiko ve za @ zao ka ampahafantariko azy d hadisoako ve?
mangataka ny fanampianareo namana
misaotra
raha ny fahitako ny tantaranao aloha an! tsy tena fitiavana le izy fa fitia sendra nandalo fotsiny ihany, satria raha tena tinao le olona tsy mahasakana ny hanambadianao azy raha izay havana izany,hoy ny fitenenana izay hoe izay tia adala , izany hoe na ratsy na tsara na iza tsy tia na manao ahoana le olona tiny foana iny ary tsy atakalony an' izan'iza, nefa tsy mba misy anio na de kely aza enao @ izay efa nahita olontina hanolo ny toerany sahady enao, midika izany fa tsy tena tinao izy,
nefa za mino io olona io izao mbola tianao fa saingy ny zavatra efa noteneninao azy sy ny fanampahan-kevitrao no mahatonga azy tsy miteny izay heviny,satria na tsy hanaiky aza izy hafaka ny haninona mo fa ny fahendrena de mipetraka rehefa tsy tina , ny zvt lazaiko anao fotsiny de ny hoe ahenao ny fifandraisanareo sy ny fifaneraseranareo aloha manombok' izao de aza mbola ampahafantarina azy aloha ilay olontinao izao , satria mety tsy mbola sitrana akory anie izay ny fery izay naharary azy taminao e,marina hoe mpinamana nareo teo aloha nefa efa lasa nifankatia ,amiko aloha sarotra ny hamerina ilay fitiavana ho finamanana indray e,@ izay ao anatiny tena fitiavana, mba mieritrereta tsara @ sisa vao manao zvt mba tsy hisiny toy izao intsony e,
24. mihoby
(
21/07/2006 07:27)
cutie:
ka namany ange tsinona le oul e, de tokony ilazany ihany
ka tsy namana intsony ange tsinona le olona ry cutie fa efa lasa olontina e !
mba ataovy aminao fotsiny ny toerana hoe olontinao izao no hivadika ho namanao tampoka eo de hampiseho ny sipany aminao nefa enao mbola tia azy,
tsy haiko hoe mba marary ihany ve ny fonao ?
25. mihoby
(
21/07/2006 07:40)
pissoa:
tsoupou:
1- Diso enao, diso enao e, ary tena diso be. Fa nga enao tsy manana hazon-damosina no ze hevitry ny havanao no nanarianao ny olon-tianao ???
2- Tsy niteny ny heviny ny olon-tinao fa oe hanaraka ze tinao hatao SATRIA TONGA SAINA BE IZY HOE HAY ZANY NO TOETRANAO, TSY MIJORO AMIN'NY MAHALEHILAHY (NA MAHAVEHIVAVY ???) FA MANARAKA BAIKON'OLONA @ FIAINANAO
Eo kosa aloha dia diso enao, diso enao e (i tsoupou izany fa tsy i piacer an) :-D
Ny hevitra roa (hanary ilay sipany, na handa ny fianankaviany) dia siora fa samy misy manaraka daholo. Ka raha tsy nisaraka izy izany dia ho nisy nilaza koa fa tsy manana hazon-damosina fa ilay sipa (na ny mpomba ny fiarahana) no mitondra ny fiainany :roll:
Safidy io, ary izay sahy mifidy - ary mitana ny safidiny - dia manana hazon-damosina, na inona nofidiana na inona :-*
Diso be izany , amiko ny olona manana ny hazon-damosina de mijoro à heviny ary mitazona izay , rehefa tiany le olona de tiny na iza tsy tia na iza ny andaha tsy mahasakana azy ny hanambady any ilay tiny akory izany satria tsy ny havany no hanambady aan' ilay tiny fa izy, fa tsy manana azo n-damosina ny olona manaraka ny tenin' olona .
26. tsoupou
(
21/07/2006 08:23)

Fa hoy ny Soratra Masina (mody manao pasitera za an :D) : KA HANDAO NY RAY SY RENINY RALEHILAHY KA HIRAY AMIN'NY VADINY, D2 HO TONGA NOFO IRAY IHANY IZY ROA ROA. Tsy asiako fanazavana lé oe HIRAY an, dé mbola misy koa hoe AOKA IZAY NATAMBATR'ANDRIAMANITRA TSY HO SARAHIN'NY OLOMBELONA, dé mbola misy bedebe ko, fa mary ihany ko nefa nenjy amlé oe refa nanao choix d'efa manana hazon-damosina zay, na dé mauvais choix aza ve ??? :D :D :-w
27. pissoa
(
21/07/2006 09:17)
Ie - izaho tsy mihevitra hoe ny hatsaran'ny choix no mampa-manana hazon-damosina na tsia ny olona iray :) Ny tsy manana hazon-damosina (eto ohatra) dia hoe rehefa mandeha any amin'ny havain-drainy izy dia lazaina hoe Efa hisaraka izao izahay - dia refa mandeha an'ny am'le sipa indray izy dia lazainy hoe tsika tsy misaraka izany ... Dia miovaova foana ny hevitra sy ny teny arakaraka ny olona hiresahana. Ny manana hazon-damosina kosa dia sahy miteny hoe: Aleo isika hisaraka na hoe Izaho tsy hisaraka aminy fa ataovy izay tianareo.
Tsy midika io hoe tsy mahazo mihaino izay hevitry ny RAD, sns ka! Henoina izay tenenin'ny olona - dia avy eo arahina na tsy arahina. Rehefa avy nifidy izay vao mandao ny RAD.
KA HANDAO NY RAY SY RENINY RALEHILAHY KA HIRAY AMIN'NY VADINY, D2 HO TONGA NOFO IRAY IHANY IZY ROA ROA.
Tsy midika io hoe tsy mahazo mihaino izay hevitry ny RAD, sns ka! Henoina izay tenenin'ny olona - dia avy eo arahina na tsy arahina. Rehefa avy nifidy izay vao mandao ny RAD.
28. mandrindra
(
21/07/2006 12:22)
hoy i pissoa :
ka eto aloha ilay tenen'ny olona dia zavatra subjectif tsy misy fototra e. ka amiko aloha dia tsy mety ny safidin'i piacer.
piacer, azo atao daholo ny zavadrehetra, azonao ampahafatarina azy ny olotianao, azonao tantaraina aminy raha manana olana ianao. fa hatraiza ny fifampitokisanareo, aza adino fa efa namitaka ny tokiny ianao ka mety hisy tampka ny tsipak'ombalahy.

29. valinaka
(
21/07/2006 16:12)
variana aho mijery ny sortrareo rehetra:ohatran'ny tsy mahay équation daholo:mazava ny teniny:"diso ve raha mampafantatra azy ny olon-tiako".
efa midika avy hatrany hoe miverina ho mpinamana tsotra fotsiny izy roa ,csq=tsy problème na hoprésenterny aminy ny "olon-tiany";izany hoe ny fony de tsy any intsony fa heverina ohatran'ny aventure na expérience ny fiarahany teo aloha.
ka na hano eo imasony aza izy roa de afaka mihinam-boanjo ilay sipa eo am-pijerena azy ireo na ny télé.
satria définitivement de tsy afaka ny hivady mihitsy izy ireo.
ary tsy any @ firazanana ny problème fa aza io foana no hanomezan-tsiny rehefa tsy ampy ny fanazavana.
fitiavana no lehibe indrindra fa tsy amitié akory.

30. pissoa
(
21/07/2006 19:14)
variana aho mijery ny sortrareo rehetrahatran'ny tsy mahay équation daholo
:-D:-D:-D De inona le equation fa mbola tsy haiko foana :-D
Mandrindra, zah ngah niteny hoe mety na tsy mety ny nataony :roll:
31. pissoa
(
22/07/2006 08:30)
mihoby:
Diso be izany , amiko ny olona manana ny hazon-damosina de mijoro à heviny ary mitazona izay , rehefa tiany le olona de tiny na iza tsy tia na iza ny andaha tsy mahasakana azy ny hanambady any ilay tiny akory izany satria tsy ny havany no hanambady aan' ilay tiny fa izy, fa tsy manana azo n-damosina ny olona manaraka ny tenin' olona .
Ito ihany koa ny valin'io.
zah mantsy an'i tsoupou oe:
Ie - izaho tsy mihevitra hoe ny hatsaran'ny choix no mampa-manana hazon-damosina na tsia ny olona iray Ny tsy manana hazon-damosina (eto ohatra) dia hoe rehefa mandeha any amin'ny havain-drainy izy dia lazaina hoe Efa hisaraka izao izahay - dia refa mandeha an'ny am'le sipa indray izy dia lazainy hoe tsika tsy misaraka izany ... Dia miovaova foana ny hevitra sy ny teny arakaraka ny olona hiresahana. Ny manana hazon-damosina kosa dia sahy miteny hoe: Aleo isika hisaraka na hoe Izaho tsy hisaraka aminy fa ataovy izay tianareo.
Miresaka amintsika eto izy izao, dia misy miteny hoe tsy tokony misaraka izany ... dia raha manaraka an'io koa izy (izany hoe tsy misaraka) dia mihaino ny teninareo (nefa angaha ianareo koa no hanambady fa tsy izy???), dia tsy manana hazon-damosina koa izany.
Dia mbola izay sahy mifidy foana no manana hazon-damosina amiko :-D
32. mandrindra
(
24/07/2006 08:16)
pissoa, dia manana hazondamosina daholo izany ny olona rehetra satrai efa samy nisafidy daholo teo amin'ny fiainany:wink:
33. pissoa
(
26/07/2006 05:26)
An3 ka. Amiko relative ny fananana hazon-damosina. Mety nanana hazon-damosina ny olona iray amin'ny tranga iray ... fa amin'ny tranga hafa izy tsy manana hazon-damosina mihitsy.
34. Penhell
(
28/07/2006 12:42)
Maivana be 'lay "heverina ho fitiavana" e!
- Ny RAD manaiky,ny havan-dray no tsy manaiky;
- Efa misy solony sahady.
Mba asio hajany ny zanak'olona.Raha izaho ilay "sipa" tsy vakiako loha intsony izay ataonao.Io firazanana Merina sy tsy Merina io tokony mba efa asiana fivoarana @ izay.Mba ataovy hoe:MALAGASY @ IZAY ISIKA;
Malagasy efatra izahay no nipetraka taty @ 7.000km
Mangetaheta mihitsy izany atao hoe "GASY" izany.Ny hira rehetra izay tonga taty(CD na VCD) satry foana hihaino azy.Na hira merina io na Côtier.Mba aoka izay io e!olona mitoka-monina angaha ny havan-drainao ko.

35. bigmama
(
17/08/2006 07:36)
ohatran'ny moramora ery le filazanao azy fa manina raha tamin'ny voaloha de nisaraka, fanga ny fianakavinao no anambady azy fa tsy enao refa revenao iny nama mety fona fa ataonao filandra tsy mahita de refa leo ela de mitady motif ialana, tsy milay lesy zany fa hakanosana a, tokon'ny tamin'i volohany defa nikozy hoe tsy hanambady anao za fa tsy refa aty aorina fo mahita fikafika hialana amin'i le Joba, za lesy kofy mikozy an'izany fa zay le hevitro fa raha diso de azafady indrindra miala tsiny a
36. bobone
(
28/08/2006 13:06)
:)
zao ange ry se e!@ vhv de rehefa tia de tena tia e!
ary raha sendra olana toy izao de lasa mandraiky marary fo ny zanak\'olona!misy ary tena mahavita mamono tena!
tandremo tsara ! sady enao no hanambady azy anie fa tsy ny fianakaviana e!
ary io resaka firazanana io tokony tsy asina intsony @ izao andro mazava izao! efa taloha izany! mitovy ny rehetra e!
Anjarantsika ankehitriny no manamboatra ny sain\'ny taloha fa efa tsy mety intsony ny fijerena firazanana
ok!
amboary tsara fa mampalahelo izy ry se an!