Jesosy dia siantifika

21. xxx ( 29/07/2006 11:42)
Solitikabe:
Tany am-boalohany taiza izy ry XXX no niteny? Raha ny tany am-boalohany mantsy dia hoe "Mitera ary mameno ny tany". Asa mety diso aho an.

=))=))=))
Voalohany, relatif amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, izany hoe nolazainy efa taloha be.

Raha ilay tany am-boalohany araka ny eritreretinao dia Misia ny mazava fa tsy hoe Miteraha ary mamenoa ny tany. :-D:-D:-D
22. prime ( 01/08/2006 11:13)
:-D:-D:-D
Lapino> =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614