ivato

21. fijo ( 20/07/2006 19:12)
aleo asian wa raha izay fa iny mba kely maso,rehefa samy ho "flu" ihany no ho hita.:-D:-D:-D
22. dailynews ( 26/07/2006 15:20)
LazaDaddy:

Ary manahirana ve ry reto raha mitondra tovovavy sariaka any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier? hahaha!

tsy atao imason'olona fa izaho vao nankany dago teo dia ilay douanier ilay nisava entana tsy nisava ny entako akory fa mba nanontaniako izy hoe fa inona moa no antony hisavan' izy ireo entana satria ve aho hoy aho sao dia mitondra basy na rongony? dia nihomehy tamiko fotsiny izy no sady niteny hoe andana aky fa tsy maninona a! ndry aza mba reraka fa avy lavitra be ...hmm..dia lasa tokoa aho koh no sady tongatonga saina ihany hoe...koa raha asanao ve ny misava tsy tokony nataonao ihany ny entako ?

23. fijo ( 26/07/2006 17:49)
zavatra hafa kosa ngamba no tiany nosavaina tany ko:-D:-D:-D
24. ravakamalala ( 27/07/2006 09:21)
herimiafina > "vorom-be tsy fihinana " :-w:-w:-w tsy azoko mihitsy!!!!!!!
25. Herimiafina ( 27/07/2006 13:18)
dailynews> Mitsatoka izy kah, dia ianao ziany ao anatin'ilay tsy voatsatoka, raha tsy diso aho dai manisa efatra na dimy eo izy dia izay tratran'izay isa izay ihany no savainy.
Io sisa no ataony satria efa misy protocole arahina dai ny libre circulation des biens et des personnes izany dia efa tsy fanao firy intsony ny fisavana, fa dia représentatif sisa.

ravakamalala> mangidy akia ny henany an, zavatra kely mangidy iny mitarika aretintsaina sy olana mandrapahafaty e. ha ha ha ha
26. fijo ( 27/07/2006 18:40)
sady efa misy le sacn iny anie e.
27. Fiffi ( 03/08/2006 03:43)
efa tena mba niova kosa aloha ny eny an! taloha ve tena loza mihintsy ! fa toa tsy maintsy mandalo eo @ declaration raha tsy diso zah an!
28. fijo ( 03/08/2006 18:43)
iny kosa norma rah amba andalovana ka
29. Fiffi ( 04/08/2006 04:30)
fa tsy takiany intsony ny faktiora !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2892