ivato
1. adidy
(
17/07/2006 17:28)
Manahirana ve ry reto raha mitondra ordi portable any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier?
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 04:30
3. babalahy
(
17/07/2006 17:47)
Izay ordi portable de mankaizaeehhh!!!ko tenenina eto aby.Katsaka, voanjobory, tsaramaso ve tsy maninona raha entina mankany Comore.
4. xxx
(
17/07/2006 18:15)
Za koa saika hametraka io fanotaniana io satria hotonga any Dago za @ Zoma izao.
5. fasaly
(
17/07/2006 19:07)
tsy maninona ny mitondra appareil zany fa izy kosa ve mody tsy hila vaniny kely foana mody hoe izao sy izao fa matoa izy manao anzay de mila vola kely de mivoaka ho azy io, ny fisavana valizy eo am douane kalou de fouiller ny mahintsy e! fa ny fahaizanao miresaka aminajreo ihany!
6. adidy
(
17/07/2006 19:23)
misaotra ny namaly!
babalahy: aleo hono manontanintany foana toa izay manaonao foana! Sady izay no ilana ny serasera! Atsy ambadika @ sakafo izao misy manontany fandrahoana lasopy tongotr'omby na steack poivre vert dia maninona! Mbola ho avy koa ny fanontaniana momba ny katsaka sy voanjobory avy eo:°):°):°)

8. rabaradaka
(
18/07/2006 10:51)
Sosokevitra ho anao ity : ento an-tànana ilay ordi portabila fa mila vanina ihany indraindray ry zareo ao Ivato, efa nisy namako voan'izay mantsy.
9. Herimiafina
(
18/07/2006 12:10)
Ny antony hisavana ry namana isany dai satria hialana amin,ny varotra tsy ara-dalana na ny vente informel.
Olona mpi-bizna be mitondra eportable betsaka hamidy nefa tsy declarer-ny.
Ny vaha-olna dia mangala carte consulaire raha efa feno herintaona ny nipetrahanao tany andafy dia tsy ho voakitika ny entanao.
Marihina fa raha entana personnel toa ny camera numerique ordi portable ka teneninao hoe anao personnel fampiasanao dai Ok, tsy tokony hahitanao olona mihintsy. :wink:

11. fasaly
(
18/07/2006 20:34)
ié! ento antanana de ataovy hoe ordi fetiko miasa hatraiza hatraiza ity.....:wink:
12. LazaDaddy
(
18/07/2006 22:11)
Ary manahirana ve ry reto raha mitondra tovovavy sariaka any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier? hahaha!
14. LazaDaddy
(
19/07/2006 22:58)
fijo> tsy maninona fa itondrantsika bandy sarim-bavy izy e! hahaha!
16. Herimiafina
(
20/07/2006 17:42)
Atao inona ary ny mitondra sipa any, tsy aleo ve tonga dia ny any no bataina? :-D
18. LazaDaddy
(
20/07/2006 18:11)
Herimiafina:Tsy azo ampitahaina akory ra-HM an! Aleo ihany izy entina. hahaha!
Atao inona ary ny mitondra sipa any, tsy aleo ve tonga dia ny any no bataina? :-D
19. Herimiafina
(
20/07/2006 18:36)
Any feno manjabe kah, ny aty andafy anie ka vorombe tsy fihinana e! :-D
20. LazaDaddy
(
20/07/2006 18:42)
HM> tena tsy "comparable" akory hoa kozy e!
Fa ialahy marina ve aloha vegetarien sa? hahaha!
Mandehana manjono tsonjo fa tsara lavitra noho ny vorona ny tsonjo sady tsy misy "avian flu"...nefa..."asian flu" no aza hitako! hahaha
Fa ialahy marina ve aloha vegetarien sa? hahaha!
Mandehana manjono tsonjo fa tsara lavitra noho ny vorona ny tsonjo sady tsy misy "avian flu"...nefa..."asian flu" no aza hitako! hahaha