Ny hiafaran'ny Fanahy
21. rakaroka
(
19/07/2006 12:43)
Isan'ny olona liana @ spirituel aho ary mahafinaritra ahy ny resakareo. Izaho indray aloha dé eto Frantsa, tsy lavitra "La Défense".
Hitanareo?... misy fotoan'andro manao izao ny gasy hoe:"mialà fa lolo...", 'zaho koa aloha efa nanandrana ilay "esprit es-tu là?.." Fa dé tena marina hoe misy fanahy mihaodihaody manodidina na miara-miaina amintsika, te hifandray sa tsia sady tsy hay BBbe e. Nipetraka t@ trano hafakely izay aho teo aloha dé ny zanako mbola 2 volana mitomany tampoka ao anaty torimaso dé ny reniko moa no niteny ahy hoe mila divin-dry @ emboka manitra ity trano ity: nataoko dé nety t@ zanako, dé niova trano izahay dé mbola nitranga t@ zanako faharoa koa ilay tapa-tory dé niverina nanisy emboka manitra aho. Dé nandaitra koa! ka misy ifandraisany @ emboka manitra izany ny fanahy? dé misy voyant sns... anie toa mampiasa fombafomba toa izany satria mety misy liens de cause à effets mipaka @ fifandraisana @ fanahy izany.

22. soanja
(
19/07/2006 20:20)
Tsy de arako loatra ity resaka resahianao ity Rakaroka. Ny zaza koa anie tena afaka mifoha dia be tomany be e. Tena normal be izany indrindra raha Colic izy (marary kibo hafahafa ireny) fa mety tsy hisy hidiran'ny fanahy akory. Rehafa hino zavatra ny olona iray dia afaka mino tokoa.
Tadidio anefa fa ireto resahiko eo ambony ireto dia vokatry ny fandinihana nataon'ny philosophes na rabbis jiosy izay miezaka te hahafantatra an'Andriamanitra akaiky kokoa , ka tamin'ny alalan'ny talmud sy ny baiboly no nangalany an'ireo tsoaka ireo arakaraky ny vanim-potoana.
Fa ilay resakao angamba ny fanahy ratsy mihelohelo eran'io izay tsy tsara raha antsoina fa vao maika mampidi-doza.

23. rakaroka
(
20/07/2006 07:18)
Ilay izy tsy resaka rary kibo ka fa zaza matory tsara dia toa manofy ratsy fotsiny dé mikonetaka,
dé miverimberina foana ilay izy, reniny aho mi-observe akaiky izay mitranga! Tsapako fa misy zanatra tsy normal fotsiny! dé nony no-appliqué-ko
ilay encens ireny dé tsy natory tsy nanofy ratsy intsony izy ireo.
Izaho tsy maka ambolo na resaka na zava-misy fa mi-observe, tsy maika hilaza hoe fanahy tsara na ratsy.
Hitanao Atra afaka miseho @ endrika isan-karazany, ary 'ndraindray aza' manakona ny endriny Vrai ny filaza atsy sy eroa . Efa tafaresaka t@ Pasteur manana diplome en théologie MMmmaro aho. Dé ni-conclure fa ilay Andriamanitra inoany dé tsy ilay inoako velively!

24. soanja
(
20/07/2006 12:31)
Mba hazavao aminay ary raha mazoto ianao hoe Andriamanitra toy ny ahoana ilay inoandry e. Ary inona no mampiavaka azy amin'ny inoan'ireo olona ireo fa tena liana be aho. Misaotra.
25. prime
(
21/07/2006 09:30)
Rakaroka> ento tokoa aloha ary ny hevitrao sy ny momba ny fanahy e!
soanja> Raha ny fahalalako azy dia ny ara-tsoratra masina manambara mazava fa ny mpino dia tsy miady @ nofo aman-drà fa @ fanahy ratsy eny @ rivotra, ka io no fototra tokony adihadiana, fa raha ny fiafaràn'ny fanahy dia mazava, na mankany amin'Andriamanitra na mankany @ helo, izay ihany... Tsy misy izany mihelohelo ety an-tany izany...

26. rakaroka
(
22/07/2006 04:56)
Ny olana @ karazam-pirarohana isan-karazany dé ilay mpikaroka no tena ni-expérimenté ilay vérité azo t@ fikarohana nataony, dès fois misy ny erreur any ho any. Ahoana ary ohatra ny hevitrareo t@ temoin de Jehovah milaza fa rizareo ihany no manana ny marina,
dé ny église de dérnier jour koa mitsipaka an-drizareo milaza fa ny azy no tena marina fa very daholo ny sisa. Donc very ny repère eo @ marina absolu! Ianao miteny hoe tsy misy fanahy mieloelo
eto an-tany anefa etsy ambony izaho izao no ni-expérimenté ilay verre tournant izay esprit no resahina. Andramo tsy amin-tahotra dé ho tsapanao fa misy fanahy hafa tsy eritreretinao tokoa mi-dirige ilay vera.
Ny Andriamanitra inoako dé Andriamanitra azo hi se
communiquévana mivantana sans tierce personne, azo hanaovana conversation aza ankoatran'ny maha-fitiavana azy!

27. Achia
(
22/07/2006 05:54)
ahoana no fika @ zany firesahana @ ATRA izany rakroka mbo iarahantsika rehetra miresaka @ fa ny filazana aloha hoe ny anay no marina na iro no marina defa anjaranao no mieritreritra e
28. rakaroka
(
22/07/2006 18:17)
Azafady Vakio valinteny à partir de 20ème réponse any ny sujet de forum manaraka ,ity:"finoana sy fivavahan'ny gasy remise en question.Fa efa novaliako tany ity !
29. soanja
(
24/07/2006 01:27)
Prime> Marina izany amin'ny maha Kristianina antsika dia io lazainao io tokoa no omen'ny baiboly. Isika koa anefa dia Malagasy ary manana ny finoana notezaina antsika, akoatr'ireo izAy tsy notezaina afatsy tamin'ny finoana kristianina ihany, dia ny finoana ny razana.
Tsy hinoako akory ny razana hoe Andriamanitra sns na hoe misy fiantraikany amiko fa afaka mamakafaka eto isika ny fomba finoana'ny razantsika izay inoan'ny Malagasy be dia be ary mampisy lanjany azy eo amin'ny fianan-dry zareo. Tsy azo hodiantsy hita ireo dia lazaina hoe tsy raharahaiko fa tsy Kristianina. Azo jerena tsara ary eritreretina avy eo milaza na hino na tsy hino.
Misy tokoa ny fanahin'ny maty izay mieloelo aty amin'ny tanin'ny velona. Ireo amintsika Kristianina dia fanahy ratsy fa tsy fanahin'ny maty, saingy amin'ny Malagasy dia fanahin'ny razany efa lasa ireo. Ny mampifandray azy amin'ny mandray roa no tokony hojerevantsika hoe ahoana ary nahoana?

30. rakaroka
(
24/07/2006 05:43)
Tena "Absurde" mihitsy ny fihaverantsika zavatra..., fa maninona araka ny voalazan'i Soania etsy ambony ny hoe araka isika Kristiana ny fanahy mieloelo ety an-tany dé fanahy ratsy. Iza mihitsy izao prof de jugement mahatonga fiheverana diso toa izao?...
Jesoa kristy anie ao @ baiboly teto an-tany angamba ny mpianany no nilatsaka ny fanahy masina "pentécôte"
koa nahoana no ahasahiana milaza fa fanahy ratsy ihany no possible mielina eto? ...

31. soanja
(
24/07/2006 17:41)
Ny Fanahy Masina izay tonga tamin'ny Apostoly sy ireo niara nivory tamin'io andro Pantekoty io dia avy any an-danitra. Aleo asehoko anao eto raha vao malalaka aho.
Hafa kosa ny fanahy mieloelo dia fanahy tsy avy any an-danitra fa mihaodihaody eran'io tsy mahita aleha ary mitady hiditra amintsika olombelona ka maniraka antsika hanao izay tiany atao.
Fa manaiky indray aho raha hoe misy ve ny Fanahy dia misy tokoa ary misy karazany. Fa ilay resahana ao amin'ny baiboly ka andraindrain'ny maro raha Kristianina dia midina avy any an-danitra fa tsy ilay mihaodihaody.

33. rakaroka
(
25/07/2006 04:06)
Ny tian'i Soania holazaina angamba dia hoe misy fanahy ratsin'ny olona efa maty te hanelingelina sa hiditra @ velona?... fa tsy hoe izay fanahy mieloelo
eto an-tany dia ratsy avokoa. satria peut-être misy ny ange gardien...Jesoa raha nanao famantarana mety ny ange ni se-manifeste en temps que fanahy no niréalisé-na ny famantarana ohatra.Ny karana olo-masina inoana tsy hoe miantona any an-danitra fa possible midina eto an-tany ahafahany miahy ny fiainan'ny olona saingy @ maha fanahy azy dia tsy hitantsika. Ohatra koa Andriamanitra miteny : raha misy roa na telo mivory @ anarako dia eo afovoany aho!
Misy hira hiraina koa hoe
Avia fanahy masina o
midina eto aminay...satria inoana fa afaka midina hanatrika izy
Ny boky novakiako iray expérience-na docteur en réanimation hoe mivoaka ny fanahin'ilay olona dia mamaky ny bloc opératoire tsapany mbola mieloelo eto an-tany mais on n'est pas encore là hoe fanahy ratsy ilay izy na fanahy tsara!...

34. soanja
(
25/07/2006 04:44)
Misy karazany maro tokoa ny fanahy eto an-tany ary tsy afaka misy afaka mitompo teny fatratra fa saingy ny ao amin'ny baiboly ny ahy no ref. hoe ahoana ny momba an'ity sy ity. Ka io resahiko amin'i Saho eo ambony io no hitako momba ny fanahy te hiresaka amin'ny velona.
Ny tromba sy ny tariny ve amin-dry fanahy tsara sa ratsy dia hitantsika hoe ahoana ny anombohako ny adihevitra? Tsy izany mantsy fa tsy dia maharaka ilay resaka esprit amin'ny vera aho ka tsy hahafantatra ny tena izy tokoa.
Amiko aloha ny fitadiavana ny Fanahy Masina dia manomboka amin'ny fivavahana amin'Andriamanitra tsy misy ohatr'izany, fifadian-kanina ary fanantenana fa ao aminao i Kristy.
Fa andry ihany ny finoana ka. Malalaka be mihitsy isika mino izay hinoana.

35. rakaroka
(
27/07/2006 04:21)
'za dia notezaina t@ sekoly alahady,nampianatra sekoly alahady aza. nandinika ny baiboly koa fa tsy misy filazana kosa aloha ao anaty baiboly hoe aza manao verre tournant! ary tsy dia ol mpanao izany matetika, nilaiko fotsiny ny ni-expimenté ilay izy
tsy hisian'ny honohono amiko dia ampy ahy ny nanandrana indray mandeha nahatsapako fa misy tokoa fanahin'ol isan-karazany manodidina antsika, t@ izany nisy ol niara-niaina nanao zavatra tsara sy araka an'Atra koa izy, fiheverako tsy anjarako ny mitsara mikasika le ol satria raha ny marina mila donné maromaro na manontolo raha ny marina vao tokony hitsara mba tsy hisian'ny mitsara ambolony!
I Soanja miaina manaraka ny fijerin'ny fiangonana ny heveriny fa kristiana, fiheverako tsy ny baiboly loatra no ifotorana fa ampahany ihany, ny fiangonana ankehitriny tsy midera an'Atra @ dihy intsony fa mandrara ary no atao noho ny antonantony maro, ny vehivavy be vohoka izany voaenjika toa inona anefa misy tsy fidiny akory, zary be ny fady lazaina fa tsy araka an'Atra anefa ny ol no mametra, toa hoe ny voninkazo artificielle koa tsy mahazo ampidirina am-piangonana. Ny mahavariana ny didy folo aza tsy araka dia mbola ampiana indray! dia lasa toa ny tany tsilo anie ilay sehatry ny fiangonana raha izany e
restreint ny chemin d'épanouissement!

36. soanja
(
27/07/2006 07:57)
Hay tena mazava amiko ny fijerin'i Rakaroka ka. Marina izany sarotra ny miaina manaraka ny baiboly saingy safidy io ka.
Zah manokana aloha dia ireo ambony ireo ny finoako. I Kristy no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Dia miezaka hatrany aho hanaraka izany raha mbola azoko atao. Saingy misy koa anefa ny balance amin'ny hoe mbola eto an-tanay isika fa tsy tonga dia hoe efa fanahy ka miaina any an-danitra. Amin'izay dia mandanjalanja aho hoe: Inona no mahasoa ahy sy ny fanahiko nefa koa tsy hanimbako ny manodidina ahy. Ohatra ny resaka fanalan-jaza? aiza aho no misy ahy? Zah dia pro-choice. Malalaka ny olona iray hanala zaza raha toa ka tsy nanana safidy izy ohatra tamin'ny naha bevohoka azy. Kanefa koa omeko tsiny izy raha toa ka hanala ilay zaza nefa teo aminy daholo ny resources rehetra sy fahaizana nefa tsy nampiasainy fa nanaonao foana izy dia izao zaza iray maty noho io. Tena io tokoa ve no azony atao farany sa mba azony hateraka ihany ilay zaza dia mba omena ny tsy manana. Toy izany koa ny resaka homo sns avelako malalaka ary hanome azy vote aho hanambadiany malalaka saingy zah kosa tsy ho azony ary raha manontany ahy momba ny homo izy dia omeko azy ny ao amin'ny baiboly. Dia toy izay ny hevitro momba ny resaka vera resahinao. Ny baiboly dia milaza fa aza mitady na mikatsaka an'Andriamanitra amin'ny zavatra na manao sary na mivavaka amin-javatra dia izay no hakako an'io hoe toa ilay ao amin'ny vera izany no azahoana ilay fanahy. Fa maninona raha tonga dia mba mivavaka directe toy ny rehetra hoe ao amin'ny mangingina na miaraka amin'ny rehetra any ampiangoanana fa tsy amin'ny vera sns. Ireo fanahy mieloelo aloha dia atahorako e. Ilay Andriamanitra hinoako tena tsy tongatonga ho azy fa tena mila ezaka ianao mitady azy amin'ny fivavahana sy fanoloran-tena aminy ary miresaka aminao izy rehefa tonga izay fotoana izay.
Izaho dia tsy manana hoe ity fiangonana hidirako sy inoako fa ny ao anatiko no tena zava-dehibe. N'aiza n'aiza misy ahy dia mivavaka aho rehefa indrindra ka irery. Izany fiangonana izany endrika ety ivelany ary heverikomfa mbola zavatry ny tany. Ka na misy olona manompo tromba aza eo akaikiko dia tsy mampaninona ahy izany fa ilay ao anatiko kosa Andriamanitra no iresahiko.
Tsoaka dia hoe olombelon amitafy nofo sy ra daholo ireo ivelany hitan0-dry ireo. Samy manana ny fahalemeny fa ny fiezahana amin'ny fahamasinana no tanjona ary sarotra be io raha samy olombelona fa mila ezaka.

37. rakaroka
(
27/07/2006 17:06)
Lay izy angamba tsy nisy firesahana hoe mitady an'Atra @ alalan'ny vera aho ka tsy mifanaraka @ ny teny notsoahinao hoe aza mitady an'Atra @....Tahaka ny expérience scientifika hamantarana ny zava-misy iainana mba fantampatatro mialoha koa ny azo hatao sy ny tsia, fa 'za aloha nanao ilay izy tsy naninona rahateo inoako fa tsy ho isainy ho heloko iny, fa nahatsapako "fait"n-javatra kosa ka "ou le problème?..." ny avantage dia afaka mi-confirme tsy mihambahamba aho fa tena misy ny fanahy manodidina!
Na izaho koa aza manana fitsipi-pitondra-tena miezaka ny ho araka an'Atra toa anao...Manoatra aza raha ny choix de versé tokony hoheverina amiko "Aoka ho tanteraka ianareo!" Endrey manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika dia ny niantsoany
antsika hoe zanany sady IZANY TOKOA ISIKA! Niteny didy folo aho fa misy autodisciplines betsaka hafa ny fanajariana ny fiainana, fa ny manampy fitsipika toa ny hoe tsy mahazo mandihy, tsapako hoe mivaona, tsy tokony hatao safo be mantsina ny fifehezana satria raha ny bal no ratsy zary ny esprit artistique anatiny tokony azo hiderana an'Atra koa no foana! Anefa aza
hoa midera an'Atra @ dihy,SNS...On n'a pas joué toute la carte de notre vie noho izany anefa mety misy izany no talentany!...

38. soanja
(
28/07/2006 02:33)
Tena mifangaro amiko be ny resaka fa raha ny fahazahoako azy dia hoe mila porofo ianao hoe misy Atra aloha avy eo afaka miresaka aminao mivantana avy eo mamaly ny hetahetam-ponao, tsy izay?
Ny porofo ny fisian'Atra dia ny fisian'izao rehetra izao. Iza ary no nanamboatra an'izao rehetra izao? Ny tontolo tsara nataony ho antsika saingy isika koa anefa nomeny ny safidy ka izao isika miezaka na manatsara na manaratsy ny tontolo nomeny antsika. Rehafa malalaka aho dia hanome ny resaka Safidy eto amin'ity sehatra ity amin'ny fihevitry ny philosophes isan-karazany.
Ny resaka mivantana moa izany dia ilay resahiko aminao ao ambadika fa tsy afaka ny hiresaka aminy mivantana ianao raha tsy efa mandray ny Fanahy Masina. Ka io aloha izany katsahina fa io Izy.
Tsy mbola tsy niteny aho hoe tsy misy fanahy mihaodihaody manodidina antsika. Tena misy io ary azoko hazavaina eto ny momba ny tromba, ny tsiny, ny kokolampy sy ny razana sns raha ilainao. Fa ireo kosa amiko dia tsy fanahy madio fa dia disoy aho raha tianao fa tsy hanaiky mihitsy aho hoe avy amin'Andriamanitra ireo fanahy ireo.
Ary farany dia hoe nahoana no tsy afaka hidera an'Andriamanitra amin'ny dihy sns isika , izany kosa tsy marina e.
Ity no nolazain'ny baiboly
(Salamo 149: 3) "Aoka hidera ny anarany amin'ny dihy izy.
Sy hankalaza Azy amin'ny ampongatapaka sy ny lokanga."
Izaho dia manao dance Nia rehefa avy manao meditation (brain respirationna yoga)fa miteny aminao aho fa mahatsapa an'Andriamanitra tanteraka mampiodina ny vatako sy ny fanahiko ho iray ary mahatsiaro sambatra aho rehefa tahak'izay.

39. rakaroka
(
28/07/2006 19:19)
Ny resako t@ sujetn'ny soanja dé mikasika kokoa ny
fanahy @ ankapobeny fa tsy Atra loatra (afangaronao @ resako @ remise en question n'ny finoana).Fa ny fomba famalinao araka ny enseignement biblique nitaizana anao no manahirana ahy eo @ fametrahana hoe fanahy "ratsy ireny". tsy maika hitsara hoe tsara na ratsy aho, raha misy ny fitenenana hoe 'aza mitsara raha tsy te hotsaraina" rahateo tsy nandia ny fiainana nolalovan'ilay fanahy mihitsy aho" .
Tsaroako ilay exemple fanahy ratsy tao @ baiboly lasa rany @ kisoa fa mety tranga iray tsy mahafoaka ny tranga rehetra iny ka tsy tokony généralisé-na noho ny tranga vitsivitsy ny resaka satria nisy ny cotre- exemple efa voaresako!

40. soanja
(
29/07/2006 01:29)
Eny ary e. diso aho raha nitsara hoe ratsy na tsara ny fanahy mihaodihaody. Tsy misy mahafinaritra ny hoe mahita vahaolana eo no ho eo anie amin'ny fiainana e. Fa ny ahy mantsy ilay ho mandrakizay no tena katsahiko. Mahereza ary Rakaroka. :-*:-*:-*