Hôrera.......

41. lapino ( 20/07/2006 12:20)
Herimiafina:
Ny fonja amiko dai famokarana olona tsy mamokatra.
Za koa momba an'io hevitra io tanteraka mihitsy.
42. Herimiafina ( 20/07/2006 13:11)
F'hita hoa leisy, toa lany andro mipetrapetraka fotsiny ry leirony ao anatiny ao klé. :wink:
43. tsoupou ( 20/07/2006 14:20)
Zina:

Raha pivavaka ianao dia ahona ny hevitrao @ io? ao angamba no mety hisy ala olana.

Io ngé na oe mpivavaka aza e, rehefa havana dé izy no ambony. Tsika nge olombelona nofo aman-drà e, mbola tsy mitovy am Jesoa tsika oe hi se sacrifier @ fahotan'ny olon-kafa.


44. lapino ( 20/07/2006 21:20)
Herimiafina:
F'hita hoa leisy, toa lany andro mipetrapetraka fotsiny ry leirony ao anatiny ao klé. :wink:
Kanefa ange ry zalah mandany volam-panjakana e! Dia ny vahoaka tsara fanahy ihany no miantoka an-dry lerony zany.
Misy anefa olona mahavita manamboatra basy tena mitovy amin'ny tena izy, dia migadra. Misy koa tompon-daka amin'ny boxe blabla. Fa na tsy ireny aza, tsy voatery ho bandy tsy haninon-tsy haninona daholo ireny, fa nanao hadisoana in-1 fotsiny aloha dia manefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773