Hôrera.......

21. Herimiafina ( 14/07/2006 14:49)
Ny mamono olona dia heloka, ary ny olona manao izany dai en perdition de personalité.
tsy misy excuse mihintsy na miadana ny fitsarana na haingana, anisan'ny sazy avokoa izany!

Ny mahatara ny fitsarana dai tsy azo raisiraisimpotsiny ny ain'olona na dai meloka aza izy, misy presomption d'innocence foana ao. ary ny porofo dai le vao voahangona, te hamono olona eo, efa fantatra fa ela ny fitsarana, tsy maintsy migadra, mbola mamono olona ihany, tssss

Raha ny zanako aloha no grand criminel dia izaho mihintsy no hametraka azy eo amin'ny chaise elektrika e! :twisted:
22. Mifenty ( 14/07/2006 17:10)


herymiafina


Andriamanitra anie ny tompon'ny aina e, Izy ny maka ary Izy no manome.


donc maty = sitrak'Andriamanitra

ilay namono = fitaovana ahatanterahan'ny asan'Andriamanitra

"Ny zavatra rehetra miara miasa ahasoa" hoy ny baiboly zay
23. pissoa ( 14/07/2006 17:44)
De maninn ry mifenty ... tokony tsy gadraina ve izany ny mpamono olona sa ahoana tsy azoko tsara? :roll:

HM :roll:
24. dadabe ( 15/07/2006 06:01)
atry misy hankamono oll ato izany le :roll:
25. fasaly ( 15/07/2006 07:42)
pan! pan ! pan!.....matiko elà ry dadabe.....:?:-D:-D:-D:-D
26. vale ( 15/07/2006 22:26)
fasaly:

Raha ohatra ianao tratran'i tranga iray tena sarotra, ohatra namono olona tsy fidiny ny olona akaiky anao indrindra toy ny vadinao na ny ray tampo aminao ohatra.....
Tsy nisy "temoin" nahalala sy nahita fa namono anlay oul lay havanao, afa tsy ianao ihany...
Ahoana ny "réaction" nao manoloana ny toe-javatra misy? hiray tsikombakomba sa hilaza amin'ny Police? de ho gadra anefa lay havanao de ahoana????
dia avelao izy higadra any koh! sady atao ahoana koa ny hatoky olona mpamono olona izany! iza no mahita raha ny tena koa no vonoiny indray andro any! humm, tanana zatra mitsotra hono,,,, matoa izy mamono olona dia mety hanao izany @ olona akaiky azy koa ka dia toriana izy no mety! izay ihany, satria danger ho an'ny fiara-monina kanou:-D:-D:wink:


27. fasaly ( 16/07/2006 05:59)
:?:wink:vale sarotsa beuh ny raharaha.....tena henjana beuh!:{:{:{:-D
28. vale ( 16/07/2006 10:19)
ié:wink:, fa raha olona tsy mafehy tena izany dia matahotra aloha za eh (urtout oe olon-tiako :?), na iza na iza ê, avelao izy aloha mba faizin'ny lalàna , sady tsisy naniraka an'azy hanao an'ilay izy fa sitram-pony le izy, olondebe misaina be zao:wink::-D:-D:°)
29. Zina ( 16/07/2006 11:59)
PLus enao mande any @ polisy aloha moins ny sazy ho an'ilay olona namono..
Ny conscience-nao no tsy ho mandry mihitsy indrindra raha kristiana enao
30. pissoa ( 17/07/2006 04:28)
Zina:
PLus enao mande any @ polisy aloha moins ny sazy ho an'ilay olona namono..
Ny conscience-nao no tsy ho mandry mihitsy indrindra raha kristiana enao

Tsy azoko ny tianjy tenenina. Ka rehefa mande any am'polisy kou nge de mandrimandry kokoa ny eritreritra e :)
31. pissoa ( 17/07/2006 04:31)
Herimiafina:

Ny mamono olona dia heloka, ary ny olona manao izany dai en perdition de personalité.
tsy misy excuse mihintsy na miadana ny fitsarana na haingana, anisan'ny sazy avokoa izany!

Ny mahatara ny fitsarana dai tsy azo raisiraisimpotsiny ny ain'olona na dai meloka aza izy, misy presomption d'innocence foana ao. ary ny porofo dai le vao voahangona, te hamono olona eo, efa fantatra fa ela ny fitsarana, tsy maintsy migadra, mbola mamono olona ihany, tssss

Raha ny zanako aloha no grand criminel dia izaho mihintsy no hametraka azy eo amin'ny chaise elektrika e! :twisted:

Marina ihany ny teninjy :-* Ankoatra an'le oe
Herimiafina:
Raha ny zanako aloha no grand criminel dia izaho mihintsy no hametraka azy eo amin'ny chaise elektrika e! :twisted:
Kou raha nibolisatra teny amin'ny tendrombohitra ve izy no nahatosika ny namany dia izaho no hametraka azy am'chaise ( :roll::roll::roll: ) ... na hoe afa-jaza (Ie - heveriko fa ao anatin'ny nahavono olona tsy fidiny ny fahafahan-jaza amin'ny cas sasany) :roll:
32. Herimiafina ( 18/07/2006 11:54)
Koa efa hoe grand criminel koa no mbola nibolisatra nibolisatra taiza indray e!

Io chaise elektrika io dia sarinteny mety karavasy na torabato tsy mahafaty na fanapahana tanana sy tongotra no tian hambara amin'io. :wink:
33. pissoa ( 18/07/2006 12:01)
Ka hoe tsy fidiny no resaka eto ... dia efa tsy fidiny ve de mbola lazain'lah fa grand criminel indray e! Aiza no tsy omeko ohatra hoe nibolisatra :roll:
34. Herimiafina ( 18/07/2006 12:06)
An3, le tary amin'ny voalohany no tsy fidiny fa hoy aho hoe raha grand criminel, mbola misy condition hafa indray izany antony nanasivana ny hoe RAHA TOA KA. :-* hehehehe:-D

Fa na izany na tsy izany ry pissoa kely dia heloka ny famonoana olona sy ny fangalanma ain'olona ary tsy maha-havana! :-*
35. pissoa ( 18/07/2006 12:10)
Hay ve e! :oops::-D:-D:-D Nenah koa ataoko mam'fatiny mihitsy raha grand criminel :-*
36. Herimiafina ( 18/07/2006 12:14)
Fa na dai iznay kao aza aloha izaho tsy dia momba loatra ny fampidirana olona amin'ireny fonja ireny e!

Ny fonja amiko dai famokarana olona tsy mamokatra.

Ny tokony hatao dia averina ny fanandevozana dai ampaisaina eny antanimbary avokoa ny olo-meloka rehetra!
37. fasaly ( 19/07/2006 03:53)
manajry mitsoaka izy ry hery raha alefa miasa any ivelany fonja a!
aleo ao anaty fonja ao izy no faizina:lol:
38. Herimiafina ( 19/07/2006 19:06)
Asiana puce any anatiny any dai hita amin'ny GPS, na koa mipoaka izy raha mitsoaka!:wink:
39. fasaly ( 20/07/2006 04:00)
ny ahy ny famaizana tsara indrindran anreny mpamono oul ireny de hidiana ao am trano maiziny ao! zara raha misy epsace de fenoina voaloavo tsy asina fandrina de zara raha omena hanina.....mety veuh zany:roll:
40. Herimiafina ( 20/07/2006 12:01)
ka tsy handeha intsony ny fiainana ekonomika raha higadra daholo ohatra ny gasy 17millions klé. hehehe:-D

Vazivazy ny ahy iny retsy fa raha ampiasaina ny gandra ka asiana puce any anaty tongony dia vitain'ny Transparency international ny fanjakana manao izany de tsy hanjary fa hiady amin'izao tontolo izao indray.

Avy indray ny Banky mondialy hanao hoe: tokony votsorina sy atao prezida i Kotity na i Sombila! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385