Misy vaovao ao Tsimbazaza ao!

1. Razozy ( 13/07/2006 10:43)
Politika ve sa...?
Gidro ro be izao hono no tsy hita tao ta @ valan-javaboahary tao Tsimbazaza tao, tsy fantatra na ahoana na ahoana no nahatafavoahany tao ,fa de tsy hita fotsiny izao e! Re ary tato aoriana fa ny iray efa tafaverina fa ny iray kosa mbola variana mamaky ity hafatra ity , Eh lasa mody !
Sangy fotsiny io fa tsy akana lagy an ! De tsisy tezitra ko!
novalian'i zoklbfkfk ny 26/07/2006 05:00
2. MTN ( 13/07/2006 11:31)
:-D :-D
3. jentilisa ( 13/07/2006 11:56)
rehefa avy nanoratra tokoa aloha izy dia lasa e!
4. pissoa ( 13/07/2006 12:13)
Jentilisa =)) mety mbola hiverina ihany izy ka :-D
5. dadabe ( 13/07/2006 12:16)
ary iray aminareo 3 mitsam ireo ilay izy le , zah klou tsy namaly raha tsy efa nanoratra i MTN e =))=))
6. Aino ( 13/07/2006 12:57)
izaho tsy mamaly fa manoratra de tsy kaontsiny izany.:-D
7. MTN ( 13/07/2006 14:44)
kay dadabe namaky tao alohako izany :-D:-D
8. kiali ( 14/07/2006 23:17)
ka raha tsy diso ny tenako de nivoka gazety izy io de nolazaindry zalah panao gazety oe razozy zany no anaran'ilay gidro de bola varina ao @ serasera ao lery:lol::lol:
9. Solitikabe ( 15/07/2006 00:28)
:D:D:D:D:D:D:D
Mlay an
10. dadabe ( 15/07/2006 14:55)
:°):roll::roll: solitika be le
11. zoklbfkfk ( 17/07/2006 11:06)
gidro 7 koa ange ry Razozy no hitako nanaraka lay gidro nanoratra teto ê! dia nandalo raolombelona bfkfk nanararaotra niresaka tamin'ilay olona =))=))=))=))=))=))=))=))=))
manaraka ao afara ao. Enga anie mba ho i mamzelkely na i pissoa na i kala na i nolalaina no hoavy eo
:-* :-* :-* :-*
12. mamafara ( 18/07/2006 10:48)
:-D:-D:-D diso hevitra ianao fa zaho nefa no tonga ato dia ahoana? mety hifankahazo resaka kely ihany zany tsika roa sa?? manahy aho sao befikafika amiko eo fotsiny ity gidro eto alohako ity =))=))
13. Simpona ( 18/07/2006 13:08)
Tsy maninona fa hitonotena ny Simpona e, ^:^^:^^:^^:^
cousin dawolreo aloha ireo. Mbô nivoaka kely namangy havana eh, sady bma mijery ny fivoaran'ny tontolo
14. Simpona ( 18/07/2006 13:12)
8O8O8O8O Hay niova filamatra dawol ry cousin sy cousine any asa ity le arak'ilay tonokalo iray iny we "rajakom-bazaha":lol::lol::lol::lol:
15. kala ( 19/07/2006 06:53)
Simpona > mpihavana ihany ange tsika raha izany ê!
ny anà zao ny anarako taloha "jako" de navadibadika mba ho civilisée dia kala no farany :wink::-$

sali tout le monde "Tsimbazazois" =D
16. tsoupou ( 20/07/2006 14:56)
:D Misaotra e :D
17. kala ( 24/07/2006 12:52)
tsoupou > :-*
18. dadabe ( 25/07/2006 04:28)
anjekaky oo!!! ireto tsimbazaza'people :roll:
19. mamafara ( 25/07/2006 05:08)
nefa dadabe ange no tena PDG ny tsimbazaza raha azoko tsara ny film rehetra nandalo :roll:
=))=))=)):-$
20. zoklbfkfk ( 26/07/2006 05:00)
:-D:-D:-D:-D zaho manana jôba any tsimbazaza fa izy kosa aloha mahay retraretra :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0931