Babonao (Bodo)
21. sarobidy
(
22/07/2006 06:58)
hihihihi ka le teboka 3 ary efa mba nataoko teo aloha fa teo izy tao aoriana kouh !
22. mimibe
(
23/07/2006 07:48)
mandrindra:
tsy mahay e, mba asio feony kely hoe :wink:
ao @ wanadoo.mg ki misy hiran'i bodo (babo)sady mahazo enona...jerijereo ao fa misy
23. sarobidy
(
24/07/2006 05:41)
mimibe < sady azo henoina ve no misy lyrics zany ao am wanadoo zany ?
24. mandrindra
(
24/07/2006 07:47)
sarobidy, ahoana koa izany miovaova izany le, aloha , aoriana, aloha, aoriana; aiza ihany no hiafarany e:wink:
mimibe, misaotra e :D
mimibe, misaotra e :D
25. sarobidy
(
25/07/2006 09:53)
mandrindra < zany ko , aloha de aorina de mifanao aloha sy aoriana zany fa ny hiafarany no tsy fantatro ,am kermesy ngambany no miafara ;-)
ianao tsinn tsy nety afa-po de navadika taloha ndray le teboka e!
ianao tsinn tsy nety afa-po de navadika taloha ndray le teboka e!
27. MCZ
(
25/07/2006 12:10)
sarobisy , mandrindra > hihih mapimé nareo ka :-D :-D
sarobisy> iza marina ity nahababo anao éé , za ko mba te hafantatra be mihintsy , izaray zany ré ééé
:roll::roll: :-w :-w
sarobisy> iza marina ity nahababo anao éé , za ko mba te hafantatra be mihintsy , izaray zany ré ééé
:roll::roll: :-w :-w
28. sarobidy
(
26/07/2006 07:39)
MCZ < tu fais l'intéressé an ! tsssss :-@ tsy azo tenitenenina fa shut :-$ bedin'i bebanay aho raha teneniko an'lah :-D
mandrindra < afa-po ihany mou ny farany ko de efa nila vaniny ery tam le teboka ;-)
mandrindra < afa-po ihany mou ny farany ko de efa nila vaniny ery tam le teboka ;-)