kozin materazzi sy zidane

21. fijo ( 11/07/2006 18:10)
gazety brezilianina sy anglisy ary espagnole izao no samy namoaka,fa nisy teny ratsy be natao an'i zizou,ka nahatonga azy hanao iny fihetsika iny.ka na za tsy izy kosa aza ve le
22. Mifenty ( 11/07/2006 19:07)

le teny mety tsy ratsy fa tsy zakan sofin-dra zidane fotsiny le.

ny voalazan'ny frantsay aza de ny maman'i zidane efa maty tary mitsy no novetavetain'ilay mafioso kle
23. mandrindra ( 12/07/2006 09:40)
ny mahavariana ahy dia izao, misy segondra vitsy tsy hita ny sarin'i materazzi rehefa manome lamosina azy i zidane ilay mihazakazaka kely hiverina hanao défense. dia avy eo mitodika kely i zidane ary mbola tsy hita ihany ny sarin'i materazzi. izay vao lasa ilay katridoha. raha ny fahazahoako azy izany dia izay teny nataon'i materazzi tamin'io fotoana io no tsy zakan'i zidane. dia ahoana re no aton'ireo mpadika teny ireo manao ny asany nefa i materazzi aza tsy hita eo amin'ny sary e.

izaho akory tsy milaza hoe tsy nanopa i materazzi fa mety ilay opa efa tery aloha ve izany no nampiakatra an'i zidane, sa ela vao tonga any amin'ny atidohan'i lery ilay teny
24. hery ( 12/07/2006 10:28)
Misy ho mpanankarena tampoka amin'ity raharaha ity kou k'le...

Ity indray no hita tao amin'ny gazety iray "Les Observateurs" Ataoko @ teny frantsay fa mila hita tsara ny tsirony

Zidane: Pourquoi tu as sali mon maillot fils de p... ?

Matterazzi: Ce n'est pas une raison de me traiter comme ça mon frère

Zidane: Je ne suis pas ton frère en plus (en s'éloignant)

Matterazzi: C'est vrai que ta mère n'est pas ma mère mais on est frère sur le terrain

Zidane (revient brusquement et boing... coup de tete) Je n'ai pas parlé de ta mère encu..!!!

O Zidane no tena niteny ratsy
25. Ralay ( 12/07/2006 11:27)
Raha io ny njay ny tena kozin'izy mitsam de soit i zidane no tsy mahazo resaka soit lery mintsy no efa tsy zakan'ny lohany ny pression ka ny ol tsy miteny ratsy ndray no lazaina fa manopa azy :lol:
26. Mifenty ( 12/07/2006 14:13)


ka le izy klou d oe fijerena ny fipetsopetson'ny molotra no nandikana anle izy e


ny tsy azo lavina kosa nefa, no sady ny tenany iany no niteny d oe

i materazzi ni insulter an'i zidane (fa tsy zidane no nanompa an mater)



le teny no tsy fantatra.

donc amiko tsy de mitombina nen'i observateurs
27. fijo ( 12/07/2006 19:07)
mandrindra ,nisy camera nahafahana nahita ny saryrehetra ka,tadido fa camera 22 no miasa amin'ireny,ka nisy camera nahazo tsara ny sary rehetra.
hery,ita kosa aloha hoe ,zavatra noforonina io alefan'i hery io e,
any izao ny amboara fa, tandremo ,sao animbinanareo any an.
28. tovolahy007 ( 12/07/2006 23:36)
manahoana e!
hahahahaha....1 mampiomehy daolo nareo reto marina ,tsssss,farany de hisy hikozy mitsy koa hoe izao ny koziny Materazzi:elahy mitsy ry zidane le napaniraka olona nanadofotra ny avion ta@ 11 Sept tany NY USA iny.
Refa resy re reolona de aoka izay a,ary tsy hampiverina hadio an'i Zizo nareo koa anie na hanao inona na hilaza inona nareo e,Toetra tsy mety iny eo @ fanatanjahatena ,diso izy de zay.
29. poly ( 13/07/2006 00:10)
iza tsy mahay enculo eeeeeee
lol
30. poly ( 13/07/2006 00:11)
za lo aleko mi enculo to zay encloena eh lol
31. Mifenty ( 13/07/2006 13:55)
poly:
za lo aleko mi enculo to zay encloena eh lol


tsy azo atao ny miondrika eo aloan'lah kle
32. fijo ( 13/07/2006 19:03)
mifenty,le vao avy mikapa iny no miondrika eo ka,tsy mbola nifafa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958