Aiza no ahitako vehivavy tia ahy ?

21. irery1 ( 01/09/2006 22:30)
:twisted:Mpandefa : volana1 [ Valio ] 01-09-2006 14:45:04
Lohateny : Re : Aiza no ahitako vehivavy tia ahy ?
Tsy aty no fitadiavana an'izany, olona manala azy daholo no ato, raha mbola miverina i Cristal dia tsarovy fa mila olona hitanao enao fa tsy ato, raha hiteny aho ve hoe tiako be enao dia hino enao ? za koa tsy mahalalahoe ahoanaenao, fohy sa lava sa tsy haiko sa ratsy toetra sa tsara toetra:twisted:
TOHERIKO NY HEVITRY VOLAHA1 TADIDIO FA MATOA NATAO ITY SITE ITY DIA NY HIFANKALALANA SY HITADIAVANAMANA KOA TSY METY NY HEVITRAO AIZA NO ALALANAO RAHA TOA KA EFA VOASORATRA HOE ILAY ANNONCE SENDRA MBA NALEFANY PART HAZARD TAMIN'NY SITE TOY ITONY ANIE NO HIFANENANY AMIN'ILAY OLONA VONONA NY ANDRAY NY TANANY SY HIARAMANOHY NY LALANY MANDRAKIZAY!!!!ON SAIT JAMAIS :-w DONC CA COUTE RIEN D'ESSAYER
22. marcocofa ( 11/09/2006 09:30)
za zao vao mba naita ity kozy ty ka zao ny ahy no evitro,mety ny andry oe ato no ;itady ze tadiavina nefa ato tsy natao ho an ny olna mitady relation serieuse fa marina ny tenen ilay kaly tetsy ambony oe il suffit d essayer c tout biz
23. xxx ( 11/09/2006 14:08)
eritrereto hoe tsisy ny internet! de le toerana mety ahitan'là vehivavy! zay no valiny.
24. Tahiry ( 30/11/2006 13:15)
azafady fa mbola @le resaka omby anaty ambiaty fôna ny imagination-ko ka ts'hitako zay tenenina.
Inn mou lé resaka teo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7656