Aiza no ahitako vehivavy tia ahy ?

1. cristal ( 11/07/2006 08:08)
(l)(l)(l)Mba tena mitady vehivavy tena matotra hitia ahy aho ra misy ato de mba hanorato aho de mba aza atao vazivazy fa tena ilaiko ange e!
novalian'i Tahiry ny 30/11/2006 13:15
2. MTN ( 11/07/2006 08:29)
saika hanala be aho, kay moa tsy azo atao vazivazy
3. xxx ( 11/07/2006 10:53)
ts oe manao vazivazy fa tena aleo samy mitady de refa veo samy mlaza zay hitany e=))=))=))
4. sarobidy ( 11/07/2006 11:21)
misy bedabe ary ao fa jereo tsra mou e!sa ameko ohatra oe iza ?
5. soasoafy ( 11/07/2006 11:37)
Mba lazao kosa alou ny momba2 anao; de lazao ny profil-n'ny ol tadiavinao fa mandrary lasa varotr'omby anaty ambiaty le izy e!
6. kally ( 11/07/2006 11:53)
Fa aiza izany tsenan'omby resahinareo izany e? Any anaty ambiaty?

Hay azafady!!:oops:
7. Silo ( 12/07/2006 14:21)
zany tokoa, jereo sao de mba misy mitovy aminao ihany ato e! ha ha ha :D:D
8. xxx ( 12/07/2006 17:19)
kally nga mpanao dabok'andro , omby banga no any anaty ambiaty e :-D:-D oay hay mo tsy azo atao vazy 2
azafady krisitaly a
9. nambina ( 13/07/2006 11:11)
tena tsy mety ilay tsy misy vazi2 klé
cristal> vazi2 ihany fa aiza enao daog sa ampitandrano?
raha ao dago eano dia tena tsoriko aminao fa bdb mihintsy ny vhvy matotra mitady lhly...mandehana any ampihangonana
raha aty ampitandrano indray dia jereo ato @ serasera 'namana rehetra' ilay tona tadiavinao dia tonga dia mandefasa message any aminy dia ho hita eo ny valiny. Good luck cristal
10. papala ( 13/07/2006 11:20)
Ny CV n'i cristal aloha dia milay mihintsy saingy tsy pointure intsony hianao e! Ha! Ha! Ha!
11. cristal ( 15/07/2006 09:53)
(l):-DMisaotra anareo de mandram-pihaona fa tena tsy mety tokoa ny mitady ny tsara ao @ be vazivazy!
12. pissoa ( 15/07/2006 09:57)
Ngah ny be vazivazy ratsy moa e :roll::-D:-D:-D
13. Simpona ( 18/07/2006 13:31)
Kiiiiii, nipitsik lery, za zao saika hivazivazy fa tsy sahy :(:(
14. tsoupou ( 20/07/2006 16:32)
cristal:

(l)(l)(l)Mba tena mitady vehivavy tena matotra hitia ahy aho ra misy ato de mba hanorato aho de mba aza atao vazivazy fa tena ilaiko ange e!
Tsy tsara zany fikan-toi zany cristal a, aleo mitady dé afapo toy izay mandray ze atolotra fotsiny.
Hafa ihany lé nisasarana angé e, amin'iny toi misafidy tsara, marina fa feno mlay bedabe eto fa jereo tsirairay eo dé contacté-o any am sisiny izy e.
Na andraso koa lé élection miss dé ze 10 premiers eo anaovana choix :D :D


15. mirana5 ( 16/08/2006 22:39)
Inona no hitadiavan-drangaha na hitiavan-drangaha vehivavy amin'ireto lehilahy marobe manodidina antsika?:wink::wink::wink:
16. irery1 ( 31/08/2006 19:08)
cocou toi!!!!
ny hoe tonga de tia aloa cheri tsy possible a mila mifakalala aloha raha tsy hoe par interret nga ,fait gaffe betsaka ihany ny mody tia an!!!!!!tsy tena tia anefa ka sao dia manao cacabouef natsetsin-davabary eo se ....bisous kely aloha fa izay ihany no azoko omena :*:*:*
17. dolby ( 01/09/2006 08:16)
cristal:

(l)(l)(l)Mba tena mitady vehivavy tena matotra hitia ahy aho ra misy ato de mba hanorato aho de mba aza atao vazivazy fa tena ilaiko ange e!


Sarotra be izany fa mila mifankahala aloha koa. Ny fitiavan'ny vhv koa indraindray mantsy tsy eo no hoe fa mila miandry fotoana kely. Arakarakaan'ny hiresahanareo aman'olona no hahafantarana hoe ito na itsy no mety ho tia anareo sy ny mety ho tinareo ihany koa.

Courage e !


18. volana1 ( 01/09/2006 12:45)
Tsy aty no fitadiavana an'izany, olona manala azy daholo no ato, raha mbola miverina i Cristal dia tsarovy fa mila olona hitanao enao fa tsy ato, raha hiteny aho ve hoe tiako be enao dia hino enao ? za koa tsy mahalalahoe ahoanaenao, fohy sa lava sa tsy haiko sa ratsy toetra sa tsara toetra ?
19. tywa68 ( 01/09/2006 12:54)
:-D:-D:-D
20. volana1 ( 01/09/2006 14:25)
Inona zao no mampivanitika an'i tywa68 eo ? ka tsy marina ary ve zany ? mifangaro ato daholo na ny tsotra na ny mpamitaka na ny franc na ny tsy haiko intsony e ! za lou tiko dôlo nareo retraretra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3646