festival(fivavahana fanasitranana)

21. prime ( 19/07/2006 12:59)
Ny hoe marina dia an'Andriamanitra ny mitsara an'izay fa ny ambarako dia izay lazain'ny tenin'Andriamanitra, izaho efa nanatsidika kely ao ambony ao fa tsy mahatonona sy mahavita miasa @ anaran'i Jesosy izany ny magicien misandoka eo, mampiasa hery hafa izy fa ny contrat sy ny pacte ataon'ireny olona ireny anie ka henjana fa tonga dia rava ny asany e!!!
22. cutie ( 19/07/2006 13:53)
Mpandefa : soasoafy [ Valio ] 11-07-2006 11:36:54
Lohateny : festival(fivavahana fanasitranana)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ilay fivavahana fanasitrahana natao eny atsimondrano(Antanikatsaka) tarihin'le Pasteur Docteur vazaha .
Raha ny fijeriko de to resy lahatra ihany ny ankamaroan'le ol manana marary na ny marary satri mafy ihany ny te ho sitrana.
Efa ho avy marina ve ny farany fa toa lasa tanteraka ary iainana @ zao fotoana zao ny soratra anaty Baiboly("Any @ andro farany dia ho tia vola,tia tena;tia voninahitra ny olona","hisy ny mpaminany sandoka";.......

resy lahatra:roll::roll::roll: tsy sitrana akory zany :-D:-D:-D:-D
23. Achia ( 19/07/2006 17:17)
ka sao de le jesosy sandoka hoa zany e ?
24. prime ( 21/07/2006 07:36)
No comment!:lol:
25. cutie ( 21/07/2006 17:53)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 19-07-2006 22:17:36
Lohateny : Re : festival(fivavahana fanasitranana)
ka sao de le jesosy sandoka hoa zany e ?

tsy haiko :-D
26. Achia ( 22/07/2006 05:09)
Tsy haiko na efa nahita nareo fa fa misy boky nosora-
tan'ol izy tenany mitsy no nanoratra azy fa hoe izy efa nahita an'i Jesosy t@ fisehoana io ol io nefa ankehitriny de tena mahavita fahagagana be tokoa na fanasitranana izany ana @ inona . Ny filazany ny fahitany an'i Jesosy nefa dia tsy misy hitovizany @ fisehoana'i Jesosy ao @ baiboly . Tsy io ol irery anef
27. Achia ( 22/07/2006 05:13)
tapaka ny fifandrisana fa tohizako kely , tsy io ol iery anefa no efa nahita io Jesosy io fa efa maro fa ra ny teto M/car lo ra ny fantatra dia efa misy 3 izao ka ahoana hoy isika tena ilay Jesosuy ve zany no hitan'iero ol ireo sa sandoka
28. rakaroka ( 23/07/2006 00:43)
Misy fomba fijery hahitsiko kely angamba:
tsy hoe rehefa manao zavatra @ anaran'i Jesosy dé izay no répère satria tenin'i Jesosy en personne ao @ matio hoe maro no nanao famantarana t@ anarako anefa...
Ary tsy hoe rehefa zavatra tsy @ anaran'i Jesosy dé
tsy azo heverina hoe avy @ Atra.Tout n'est pas étiqueté com çà!
Mahatsapa grande déviation eo @ concept de basen'
ny fiheverana an'i Jesoa aho.
Izy anie tsy natao hoe efa nombohona t@ hazo fijaliana ihany no tokony hoheverina aminy:
tsy hor misy teny manan-danja noho ny hafa fa
teniny koa ao @ Jaona: "Izay mino ahy , ny asa
ataoko no hataony koa ary en plus hanao asa lehibe aza izy.
Jesoa nanasitrana donc asa iantsoana ny mpino tsy
tokony hipetraham-panontaniana toa izao akory hoe satria nanao ny asany ilay mpino iray dia ametraham-panontaniana izany! Evidence ny finoany fa any @ tsy nanao fahasitranana angamba no tokony mipetraka ny fanontaniana hoe Jesosy iza moa no arahiny, du moins on ert sur hoe tsy ity miteny hoe izay mino ahy ny asa hataoko no hataony koa!




29. prime ( 28/07/2006 09:16)
rakaroka> Mitombina mihitsy ny fanamarihana ataonao fa ny fahitako azy dia izao, ny mikasika ny hoe "...tsy efa nanao famantarana t@ anaranao va izahay? tsy efa nanasitrana t@ anaranao va izahay?..." dia raha tohizana hatrany @ farany dia tsy miteny mihitsy Izy hoe ireny famantarana natao ireny na ireny fanasitranana ireny dia tsy avy Aminy... fa teny fampitandremana ho an'ny mpino iny ka tsy misy ifandraisany eto loatra... Mikasika indrindra ny atao hoe "fantatr'Andriamanitra" sy ny "tsy fantatr'Andriamanitra" no fototr'iny fampitandremana nataon'ny Tompo iny... Amiko aloha dia mbola mitazona ny hevitra voalazan'ny soratra masina hatrany hoe ny fizahàna tsotra indrindra aloha (fa misy maro izy an) raha avy amin'Andriamanitra ny fanahy na tsia dia izay mahatonona ny anaran'ny Tompo eo am-panatanterahana ny asa... Izaho efa nahita "vrai magicien" nisary gaigy nampiasa ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta fa teo noho eo dia foana ny heriny sy ny fahefàny ary lasa adala tsy niverina intsony ny sainy satria t@ izay izy saiky hanjono mpino vitsivitsy hanara-dia azy... (tany Kentucky no nisehoan'io)...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4717