VONJEO maika @ jus

1. nenipita ( 11/07/2006 05:27)
salut o, o ry reto a , fotoanan'ny voasary izao eto gasikara de za zany isaky ny manao jus d'orange de otran'ny mangidy fara izany foana tsy haiko hoe inona no antony nefa ilay fotsifotsy kely otran'ny kofehy mipetaka amin'ny voasary iny efa tena esoriko tanteraka. Ampiana siramamay be ka e, e mangidy fara ihany ka mba atoroy hevitra re zay mahay manala izany mangidy izany fa le zanako kely tia jus be de tiako raha jus naturel fona no omena azy nefa indrisy fa mangidy le jus, vonjeo maika e
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 09:13
2. pissoa ( 11/07/2006 17:33)
Tsy haiko ... :roll:

Sao mety raha ampiana ranom-boasary makirana kely? :roll:
Na sao tsy mangatsiaka tsara ny rano nampiasaina? :roll:
3. miantra ( 12/07/2006 12:11)
Andramo ihany ity fa honohono henoko t@ mbola kely:

Alaina ny rano dia tonga dia atao mamy tsara izay vao arotsaka ny ranom-boasary.
tandremana tsy hisy vonim-boasary lasa ao anaty rano raha tsy izany mangidy.

Andramo ihany e!!
4. nenipita ( 13/07/2006 08:26)
Merci akia miantra sy pissoa fa andeha handramako ireo lazainareo ireo fa misotra be tsmin'ny torohevitra
5. sarobidy ( 17/07/2006 10:55)
nenipitia < raha ny fahitako azy no atoroko anao de zao , zà ko refa manao jus d'orange de mangidy de nanontany tena de tsy naharitra fa nanontany olona tahak'zao ataonao zao , de zao ny valiny , rehefa ela aorian'ny hamoasana azy vao atao ilay jus de mangidy izy .Zany oe mila rapidité be ny fanaovana azy.Andramo nge ny voasary voasy de aza mbola ohanina de après klk mn vao ohanina fa mangidy iny.
Ny papay no mitovi² @zay koa raha hanao lasary, tsy azo ajanona ela ao aorian'ny hamoasana azy ny fikarakarana azy fa lasa mangidy.
Asa re raha nahafa-po anao fa zay no kely mba fantatro de zaraiko e!:P
6. nenipita ( 17/07/2006 12:15)
misotra ano tamin'ny torohevitra ry sarobidu fe de hantaoko indray izay methode izay fa mahasoa .Merci
7. sarobidy ( 19/07/2006 09:13)
Tsisy fisaorana re aaaa , misaotra antsika tsika oe :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076