Zidane: ballon d'or
21. hery
(
10/07/2006 16:31)
Rafotsy> izaho indray izany no tsy nahay teny Frantsay kle aza a
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/060710/1/5w95.html
Zidane, Ballon d'Or adidas d'Allemagne 2006
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/060710/1/5w95.html
Zidane, Ballon d'Or adidas d'Allemagne 2006
22. MTN
(
10/07/2006 16:34)
rafotsy: http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/gball/index.html d'or io an
23. naughtyboy
(
10/07/2006 16:42)
ka himenomenona eo daolo aza de mbola zizou ihany mpilalao mahay indrindra 2006 ary ny fomba filalao no jereny reo mpitsara zay tsy ao anatiny federasiona akory( mandritra ny fifaninana) , ny fitondratena indray eny ambony kianja ny fifa no manapaka ka ze tsy faly mahazo mitory any fa tsy voarara zany ..
24. Rafotsy
(
10/07/2006 16:52)
Aza bedesina aho fa ilay ballon d'or France football no teneniko fa tsy ilay ballon d'or Adidas , fa izy no meilleur joueur du mondial 2006 ( ballon d'or Adidas raha tianareo , toa tsy mitovy ny info jerentsika ! ( ny ahy yahoo.fr )ary mbola tsy nivoaka ny ballon d'or france football ary manantena aho fa mba ho azon'i Thierry Henry izy amin'ity taona ity !
Mahay tena frantsay daholo nareo rehetra ka , ary aza atao tambabe tahakan'io kosa e :-*
Mahay tena frantsay daholo nareo rehetra ka , ary aza atao tambabe tahakan'io kosa e :-*
25. MTN
(
10/07/2006 17:01)
rafotsy: hi hi hi :°) tsy hitako ilay an'i hery dia nandefa aho.
Marina izany naughtyboy
Marina izany naughtyboy
27. fijo
(
11/07/2006 18:35)
mandrindra an,rehefa mahazo karatra mena ,dia tsy mahazo miverina eo ankianja intsony,ka tsy hafaka hioby ny mpandresy izy.
28. mandrindra
(
12/07/2006 09:51)
fijo, samy hafa ny mandritra ny lalao sy ny fanolorana ny amboara. tadidio desailly tamin'ny 1998.
30. tovolahy007
(
12/07/2006 23:53)
manahaoana e!
Sao de tete d'or fa tsy ballon d'or izany ry hery a.Tsy mendrika azy ra le ballon d'or kle,kozy e,tsss jiolahimboto toetra lery ka tssss,@ izay de mbola ireharehany lery inay koa le zavatra nataony.Koa i Chirac ary moa mbola nanehoany an'io ko,mampalahelo.
Aza gaga fa izay future bleus rehetra eo de hanao toy ireny daolo koa,sy hamely totohondry iany koa.

31. mandrindra
(
13/07/2006 08:44)
fijo, tsy marina izany hoe tsy nahazo naka medail izany i zidane. tadidio hoy aho fa tamin'ny 1998 dia nahazo karatra mena i desailly, nefa nony tonga ny fandraisana ny amboara dia niverina teo ambony kianja i lery naka ny medaly ary nibata ny kopy.
33. tovolahy007
(
16/07/2006 23:43)
manahoana!
Zizo,ohatra ny fary,izy lohany ndray no matsatso,tssss.Izy mba natao ho andry iankinana ndray no namorika,tssss.
Za dia miteny mitsy fa noho izy no naharesy an'ny frantsa ,raha mba nisaina kely fotsiny lery de lasan'ny frantsa ny kopy fa saingy olona vongandity de reny no niafarany,ratsy fiafara .

34. naughtyboy
(
17/07/2006 09:34)
ny hevitra faobe mikasika zizou dia manamafy fa olona ihany fa tsy lafatra akory ary io no matetika tsy azony olona we refa mahay de lafatra @ lafiny rehetra fa tsy ao tsony ny mahaolona izay miaro kilema,za kalo de tsy misy hafa @ zany fa ny sasany
ngamba tsy misy hotentenina io no antony anohanako ny fihetsiky zidane ary nazavainy tsy nisy olaka t@ conference de presse
ngamba tsy misy hotentenina io no antony anohanako ny fihetsiky zidane ary nazavainy tsy nisy olaka t@ conference de presse