Zidane: ballon d'or

1. hery ( 10/07/2006 10:35)
Na dia indroa diso aza ny coup de tete nataon'i Zidane tamin'ny finale (Ny iray nandefa ny bol tamin'ny traverse, ny iray teny @ tratran'i Materazzi) dia mbola lanin'ny FIFA ho izy ihany no mpilalao tsara indrindra tamin'ity mondial 2006 ity. Resiny tamin'ny kely foana i Cannavaro kapiteny Italiana.
Izay izany no fomba nampiakarana kely ny sarin'i Zidane tamin'ity lalao ity... soa ihany :-)
2. MTN ( 10/07/2006 10:47)
mahay kosa aloha iny kofa iny eh, raha tadidinareo france sy bresil.
3. lapino ( 10/07/2006 10:47)
(Ny iray nandefa ny bol tamin'ny traverse,

coup de tete an'i Materazzi iny ka! :)
(anankiroa saika nitovy ny coup de tete an'i Materazzi, ny iray nandefa bol tany anaty harato, ny iray teo amin'ny traverse)
4. hery ( 10/07/2006 11:05)
lapino> marina izany kle. Kay moa azon'i Buffon ilay coup de tete anakiray. :-)
5. Mifenty ( 10/07/2006 11:09)


sendra zé rital bouffon le
6. MCZ ( 10/07/2006 11:18)
hery> héhéh ieuuu io no nampiakarana ny sariny zany héhéhé raha tsy izany mety ratsy ny sariny aa sady ratsy fihafara ny tantarany @ baolinakitra é
7. naughtyboy ( 10/07/2006 12:03)
mendrika io lery kah io ko nge tsy loka adalatompo ny any fifa ka omena2 fotsiny fa anisany mamiratra tato anatiny 10 taona lasa zay
finalist 98/2006,champion d'europe ankoatry ny palmares maro2 t@ tournois nilalaovany
8. fijo ( 10/07/2006 12:49)
mahay lery,fa mora tohina ka izay no tsy nety kely,nefa atao akory fa olona ihany ka mety solafaka e.
9. zandikely ( 10/07/2006 12:55)
Manafintohina io fihetsiky Fifa io, olona nao fihetsika tahaka an'io ve mbola omena Ballon d'or.
Ny ao amin'ny Fifa koa mila omena carton jaune!

Raha misaina i Zidane tokony nialatsiny amin'ny ekipany, maialatsiny amin'ny vahoaka frantsay manontolo fa tsy nety ny nataony, nefa hatramin'izao tsy misy fialantsiny akory.
10. andrea ( 10/07/2006 12:56)
Ampitamihaho ......






Selon le quotidien anglais The Guardian, le litige qui s'est déroulé entre le défenseur italien Marco Materazzi et le capitaine français Zinedine Zidane,qui s'est soldé par un terrible coup de tête asséné par Zinédine Zidane, et qui vaudra au meneur de jeu tricolore un carton rouge se serait déroulé de la sorte :

Suite à une action française non fructueuse, et alors que les italiens avaient récupéré le ballon et avaient débuté une contre attaque,seuls quelques joueurs demeuraient dans la surface de réparation italienne,David Trezeguet, Gennaro Gatuso, Zinedine Zidane, Marco Materazzi et le gardien Gianluca Buffon.

Zinedine Zidane était au cours de l'action précédente très strictement surveillé par Marco Materazzi, qui le ceinturait fermement des deux bras, et lui tiraillait le maillot...Le ballon a été pris par Del Piero, et se trouvait déjà à ce moment au delà du milieu de terrain. Les caméras "live" ont alors complètement déserté la scène où le litige a eu lieu. Mais pas les caméra "Off"...

Tout au long de la rencontre, Marco Materazzi, qui était chargé de surveiller Zidane dans la surface de réparation, avait apparemment continuellement matraqué le capitaine français de paroles indélicates,voire même injurieuses, que le milieu de terrain français a longtemps fait de négliger.

Toutefois, après cette séquence, Zidane a signalé à Materazzi, en lui montrant la manche de son maillot:


- " Ordinanza de tirare il costume !... " (arrete de me tirer le maillot!!)


Déclaration à laquelle réponds Materazzi :

- " Taciti, enculo, hai solamente cio che merite..." (Tais toi enculé, tu ne reçois que ce que tu mérites...)

- "si e cio..." (oui....c'est ça...)


C'est à ce moment que Zidane s'éloigne quelque peu du défenseur italien, qui poursuit, dans son dos :

- "meritate tutti ciò, voi gli enculato di musulmani, sporchi terroristici" (vous méritez tous ça, vous les enculés de musulmans, sales terroristes)

C'est alors que Zidane, désabusé, fatigué, mentalement fragilisé, assène un coup de tête terrible au torse du défenseur, qui toutefois en fais des tonnes, action qui demeure toutefois inexcusable....

Le second problème soulevé est la question de la prise de décision des arbitres par visionnage vidéo...soi t la fifa décide d'arbitrer un match avec les données des arbitres, soit elle décide de promulguer l'assistance vidéo, qui demeure à ce jour interdite.Mais elle a toutefois été appliqué lors de la finale de la coupe du monde. Effectivement, cette énorme bavure du capitaine français n'aurait pas pu passer inaperçue, mais aurait donc du être jugée et sanctionnée à postériori...à d'autres.

Bravo les italiens !...
11. lapino ( 10/07/2006 13:11)
Ary kay ve Zidane intello be e?! Inona daholo izany no fiteny hain-drazoky misosa tsara:
1- alzeriana
2- frantsay
3- italiana (araka an'io resaka io)
4- asa izay ifampiresahan'ireo mpilalaon'i Real na teny espaniola na anglisy na inn

Ireo farafahakeliny! ;)
12. bilakarenjy ( 10/07/2006 13:11)
raha ho ahy mpijery tsotra dia toa lavitra be an'i zidane io ballon d'or io raha ny tokony ho izy satria ilay fisainana ananan'ny mpanao fanantajahan-tena efa matihanina dia tsy tazana ao amin'ny lery mihitsy .Saika nitovy tamin'ny Cantona ny fotom-pisainany .Izay no lesoka amin'ity dokam-barotra sy fanindrahindrana be loatra ataon'ireo ......ity .
Tsy mendrika an'ny lery io ballon d'or io.
13. mandrindra ( 10/07/2006 13:13)
andrea, nisy enregistrement ve izao resak izao sa tombatombana fotsiny ihany.

marina fa mahay i zidane fa tsy mendrika ny ho ballon d'or ny mondial 2006 lery amiko. ny coupe du monde dia tsy natao hitsarana izay vitan'ny mpilalao iray nandritra ny fotoana maro fa tokony mandritra iny phase finale iny ihany. tamin'ny match roa voalohany dia nahazo karatra mavo iray isaky ny match razidane. dia avy eo mbola mahazo karatra mena direkta amin'ny finale. izany ve dia tsara ho an'ny lalao. ankoatrai'zay dia tsy manaja ny hafa mihitsy i lery, rhefa nahazo karatra mena dia nilentika tany amin'ny vestiaire fa tsy mba tonga niarahaba ny mpandresy, nefa jereo ny nataon'ny ekipa rehetra izay resy tamin'iny fifaninana iny. dia andeha hoe ekena hoe narary fo be mihitsy lery fa tsy te-ahita italiana, dia maninona anefa aloha raha nivoaka nandray ny medaly, sa tsy firahrahiana ny officiel izany fa izay tiako ihany io. dia ny spekta nanohana an'i lery moa izany dia tsy nasiany sira fa dia navelany teo fotsiny. izany ve no hatao hoe fair play dradradrain'ny fifa isan'andro.
tsy mendrika ny ho ballon d'or ny CM 2006 i zidane na mahay baolina aza.
14. xxx ( 10/07/2006 13:17)
Lapino efa nipetraka tany italia nge zidane e ! normal raha mahay miteny italiane! lapino nga tsy mhay teny frantsay?:lol:
15. MTN ( 10/07/2006 13:19)
tsy hay intsony, mahita tenenina daholo ny mpanao gazety sao :^):^)
16. xxx ( 10/07/2006 13:27)
Zandikely,ny journalistes accrédités rehetra nanaraka io mondial io no mifidy ny ballon d'or fa tsy ny fifa.
17. dadabe ( 10/07/2006 13:46)
=Dary mahay teny italiana kay i zidane fa mety nopain'ilay anakiray izany nedala de nomeny ny anjarany taolery , hahaha:-D:-D zah tato antrano sady nihinana pop corn no naka pilasy no nitehaka nahita ilay coup de tete le =D=D=D
18. zandikely ( 10/07/2006 14:05)
Mandrindra: Tena marina io voalazanao, tsy misy ampiana na hanosorana intsony.
19. bilakarenjy ( 10/07/2006 14:19)
Fa hatraiza moa no fepetra amin'ny mpilalao tokony ahazo ny ballon d'or e!?.
20. Rafotsy ( 10/07/2006 16:20)
Miala tsiny aho ry zalay fa tsy ballon d'or no azon'i zizou fa meilleur joueur de la coupe du monde , ary zavatra roa samy hafa ireo !! Sa ahoana ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0507