Hikarakara tokatrano
41. tsoupou
(
11/07/2006 05:50)
Amiko, tsy mety zany hoe ny boss be de hi-trèfle ao an-trano fotsn refa avy eo. Na ze nandany vola (lé ray amandreny io) t@ fampianarana anao aza mety ho kivy ambony ihany, indrindra moa hoe tany an-dafy be zao :roll: .
Sady hafa mihitsy ny fiainan-lé sipa ra ohatra oe efa avy niasa izy vo hijanona ndray hikarakara tokatrano.
1- Ny olona efa zatra active zany, manjary manaonao foana rehefa inactive. Lé razoky nampijanona azy t@ asa no hifafa voalohany.
2- Ny fiainana koa izao efa sarotra hoz JA izay. Aleo ihany 2 no miasa toy izay 1.
3- Ny lafy ratsiny anefa dia eo @ affection an'ny ankizy rehefa tonga izay fotoana izay raha samy miasa daolo izy mitsam. Tsy dé norme mitsy lé zaza coté relation @ olona fa otran'ny miavona, sns ... Refa lehibebe lé zaza vo me misokatra @ hafa izany fa raha mbola kely, tena fermé be mitsy.

42. kally
(
11/07/2006 12:31)
Nandeha lavidavitra hatraiza tsara aloha izany lazainareo izany:lol:
Io samy manana ny safidiny, samy manana ny mety aminy.Ho an'ny hafa na ampy aza ny vola dia ilainy eo amin'ny fiainana ny miasa, miasa saina ho an'ny hafa, ilainy ny fankasaitrahan'ny lehibeny, te-hihaona amin'ny mpiara-miasa,te hifanerasera amin'olona hafa...ka raha ilay olona ohatran'io no mijanona tampoka tsy miaina an'ireo intsony dia lasa ho sorena izy ka hahakamo ny fiainana ao an-trano fa aleo ihany izy mandeha miasa.
Misy indray ny vehivavy tia an'ireo voalaza eo ambony ireo koa saingy tsapany bebe kokoa fa ny ho "reny" no niantsoana azy, mahafoy ny rehetra hivelaran'ny zanany, dia aleo izy tsy miasa fa mikarakara zaza sady tsy misy tsara noho io raha ampy ny vola.Raha hoe sanatria misy maninomaninona any aoriana any,dia natao inona fotsiny moa ny assurances-vie? Sy ny vola efa nangoningonina hatry ny ela?

43. xxx
(
11/07/2006 13:53)
kally:Refa lasa isan'ny passion ilay zavatra nianarana.
Nandeha lavidavitra hatraiza tsara aloha izany lazainareo izany
Misaotra ny naneho hevitra rehetra.