Hikarakara tokatrano
21. miantra
(
10/07/2006 10:50)
Ny hevitro aloha dia tsy natao ho an'ny be diploma ihany fa hevitra ho antsika @ ankapobeny:
Ny ahy dia aleoko miasa fa mi-temps 3/5 na 4/5 raha misy possibilité.
Isika vehivavy mantsy dia manadino ny tenantsika matetika rehefa eo ny ankizy.
izaho anisany an!!!
Kanefa isika tsy tompon'ny ampitso (na fahafatesana io na fisarahana na aretina...) ka dia aleo ihany manana ny indépendance kely.
Ny ara-psykolojika indray dia miankina @ tsi-1-1 io : misy ohatra tsy mahatanty ilay mijanona ao an-trano mandritra 24h/24 dia mi-déprime rehefa avy eo.
Eo koa ireo izay lasa mihena ny confiance ananany @ tenany.
Ka mapiteraka olana ao an-tokatrano indraindray.
Eo koa anefa ireo tena lasa épanouie be mihintsy ka dia miankina @ ilay olona ihany io e!!

22. nambina
(
10/07/2006 11:07)
ny any dago ny vhvy aza efa manomboka mihetsiketsika mitady asa knou:wink:
23. Herimiafina
(
10/07/2006 11:50)
Io ry zareo na epanouie na tsia, na misy baoritar na tsia, na hitaiza zaza na tsia, na haiosa na tsia, tsy misy olona velona mihoatra ny 80 taona izany an, maty daholo ihany avy eo.
24. nambina
(
10/07/2006 12:02)
herimiafina: de ahona ny tohiny? Give up ve satria hoe ho faty ihany tsinona rehefa tonga 80?:evil:
25. Herimiafina
(
10/07/2006 12:09)
Miezaka maka fahafampo amin'izay omen'Andriamanitra anao fa tsy manakatra ny fiainan'i Zelina ary atsimo akory.
tsy hoe nanambady zelina dia andeha hanambady koa aho, na lasa profesora i Zaniana ary avaratra ka dai andeha hanao profesora ihany koa aho.
Justement, mila mahafantatra ny zavatra mety amin'ny tena, ny fahafampon'ny tena , sns.
Minoa ahy marimarina ry namana sy tapaka fa raha nisy olona nainatra nahavita fianarana 8 taona lasa dokotera ka avy eo nanokantena hijanona ao antrano, tsy misy hadisoana na dia kely varaiventy aza satria izay no safidiny.
Inona moa no hanaovany an'izay raha toa ka izy ihany dia mahita fa tokony andeha hiasa izy.
Angaha izy zazakely roa taona ka baikona vao mahafantatra izay tokony hataony.
En somme dia choix io izany ka tsy tokony ifanomezantsiny velively.
Vis la vie fa la vie ne dure pas plus de 80ans. :wink:

27. nambina
(
10/07/2006 12:35)
herimiafina> izay mihintsy, choix ilay izy fa tsy hoe mangalatahaka.
Raha niteny aho hoe
Midika hoe raha te-hiasana enao de ataovy surtout hoe betsaka ny moyen aty ampita aty, ny tsy misy moyen aza mikofokofoka.......basically,choix -ny tsirayray avy... ka raha my ny moyen d manararaota:wink:
Raha niteny aho hoe
ny any dago ny vhvy aza efa manomboka mihetsiketsika mitady asa knou
Midika hoe raha te-hiasana enao de ataovy surtout hoe betsaka ny moyen aty ampita aty, ny tsy misy moyen aza mikofokofoka.......basically,choix -ny tsirayray avy... ka raha my ny moyen d manararaota:wink:
28. Herimiafina
(
10/07/2006 12:47)
Marian retsy izany fa saingy kosa tsy azo adinoina sy avela irery ny olona sasany izay tsy mitsahatra ny mitsiriritra ny tsy hananany.
Ny choix mantsy azo atao foana saingy ny olona dia misy choix diso toerana.
Misy ohatra araka io nolaizako etsy ambony io no misafidifidy zavatra tsy mety amin,ny tenany, misy koa nefa ny misafidy ny mety amin'ny tenany.
Anjaranao izany no mamantatra voalohany hoe inona no mety amin'ny tenanao, ny hitaiza zaza ve sa ny andeha hiasa?
Ary tadidio fa tsy i Zaklina ary andrefana no andefa hibaiko ny safidinao. rehefa tsaramaso sy saosisy no tinao hohanina dia tsy andeha hihaino an'i zakilinina hiteny hoe "ravitoto hohanina fa iny no mahatsara anao" mihintsy ianao tsy akory.
Satria ianao no tompon'ny tenanano sy mahalala ny fittempon'ny fonao bebe kokoa noho izy.

29. nambina
(
10/07/2006 13:05)
herimiafina: tsy maintsy misy fona ange less ny extreme e...fa d anjarany tsirairay avy no misafidy....za aloha hipetraka ato an-trano hihihih d rehefa avy eo hiasa kely,d toy izay fona:wink::wink:
30. MTN
(
10/07/2006 13:06)
:-@
Arahabaina aloha izay manana choix eh. Fa ny fanontanina (ny ilana soso-kevitra) dia hoe inona no safidy tsara?
Raha afaka misafidy moa mazava ho azy

32. xxx
(
10/07/2006 14:30)
MTN:
Arahabaina aloha izay manana choix eh. Fa ny fanontanina (ny ilana soso-kevitra) dia hoe inona no safidy tsara?
Raha afaka misafidy moa mazava ho azy
Izay mihitsy. Na ny fakana tahaka an'i Zaklina sy Zelina aza anie choix e.
Fa amin'izao fotoana izao toa lasa mandeha ho azy ilay choix hiasa (Fijeriko manokana io, fa tsy nisy statistika nojereko akory).
Etsy an-danin'izany dia lazaina fa ny ankizy kely amin'izao hono kely mahay raha.
Dia ireo no nahatonga ahy nanokatra ity lohahevitra ity.
33. xxx
(
10/07/2006 14:34)
Ho an'ny vehivavy nandeha lavidavitra tamin'ny fianarana no nosoratako satria ireo no hitako tena sarotra ny safidiny, raha te hifidy izy. Satria araka ny tenenin'i Soanja hoe matoa nianarana dia tiana, kanefa koa ny zanaka ve tiana.
34. nambina
(
10/07/2006 14:47)
Aiza no tsy tia zanaka ry xxx. Ho an'ireo 'mahay be' aza mbola manao zanaka aloha raha tsy tena vonona tsara mihintsy. Ataovy aloha ny asa d ty misy hanenenana @ izay. Nisy ramatoa izany tany angletera aza 62 mbola niteraka zazalahy kely....:wink::wink:
35. xxx
(
10/07/2006 15:00)
Fitiavan-janaka kosa ve sa fitiavan-tena raha afaka miteraka tanora nefa miandry 62 ans izany vao miteraka. Ekeko fa safidiny izany, fa avy eo ny zaza na taizana Bebe sy Dadabe na kely dia efa kamboty :?
36. nambina
(
10/07/2006 15:06)
xxx> tena extreme lotra kosa ny an'ilay ramatoa e.. amiko koa aloha d fitiavan-tena ilay izay fa tsy nandanjalanja ny ho avin'ilay zaza - choix daholo izany knou:)
37. MTN
(
10/07/2006 16:18)
nambina: ny tiako tenenina amin'ilay hoe manana choix. Eo ilay hoe ny fahantrana mahazaka maniraka eh. Na maniry ny tsy hiasa tahaka ny inona aza, rehefa tsy misy ny raisina dia akory atao.
Fa saingy tsy any ilay resaka fa any amin'ny hoe ilaina ve ny fitaizan'ny reny (na ny rainy) ny zaza farafaharatsiny amin'ny fahazazany?
Amiko dia tsy misy tsara noho izany raha afaka. Mitovy amin'ny olona teo aloha ihany ny hevitro.
:D

38. Herimiafina
(
10/07/2006 16:51)
Eny ry namana sy tapaka, safidy avokoa izao rehetra izao, eny safidy marina.
Saingy tadidio fa ny fahavalon'ny safidy tsara voalohany dai ny tsy fahampian,ny mangarahara sy ny information eo anatrehan,ny safidy tokony hatao.
Ataon,ny olona ahoana tokoa moa ny hisafidy ny zavatra tsy fantany.
Noho izany dia fantaro izay mombamomba anao sy ny tian,ny tenanao mba hialana amin,ny torovohana avy amin'ny manodidina, alohan'ny hisafidiananao.
Tsy misy naufragé volontera eto antany ka hisafidy ny handrednrika ny sambony, na hisafidy ny ho any amponja tsotra izao tsy misy manosika, sns.
"L'individu est le seul juge de son bien être" PARETO.

39. pissoa
(
10/07/2006 17:41)
Herimiafina:
Noho izany dia fantaro izay mombamomba anao sy ny tian,ny tenanao mba hialana amin,ny torovohana avy amin'ny manodidina, alohan'ny hisafidiananao.
Ie. Dia avy eo ilay tenenin'i MTN hoe
MTN:
(ny ilana soso-kevitra) dia hoe inona no safidy tsara
40. Herimiafina
(
10/07/2006 18:26)
raha mijanona soso-kevitra dai milay fa raha miroso amin,ny tsindry hazo lena mi-forcer dai efa tsy safidy intsony! :wink:
Satria ny sosokevitra no hahitana ny atao hoe information feno entina hanaovana ny safidy tsara indrindra.