fampirafesana
21. lapino
(
08/07/2006 20:38)
fasaly, :wink::-*
pissoa, efa re sahady ilay tiana ho re nefa mbola tsy nisy notenenina akory an! Hehe!
Fa hono hoa, mety ho azo atao hoe fahamarinana ny fahadisoana iombonana. Kanefa inona moa no fahadisoan'ny fiaraha-monina rehetra eo? :wink::-D:-D

22. pissoa
(
09/07/2006 12:36)
lapino:
pissoa, efa re sahady ilay tiana ho re nefa mbola tsy nisy notenenina akory an! Hehe!
:oops::oops::oops:
lapino:
Fa hono hoa, mety ho azo atao hoe fahamarinana ny fahadisoana iombonana. Kanefa inona moa no fahadisoan'ny fiaraha-monina rehetra eo?
Hihihi, ka efa nosoratako io ambony io ka :-D:-D:-D
23. Herimiafina
(
09/07/2006 18:43)
mi:
Isika vhv raha mampirafy de tahaka ny mitifitra totohondry ny vata-koron'ny lehilahy, :x:cry::? :x ,marina ve zany? sa sika ndray no mety ifoteran'ny rambony?:D:D:D
Afaka mampirafy tsy misy mikitikitika ianao kah, fa kosa aza mandainga any amin'ny ankilany hoe tia azy!
25. nambina
(
10/07/2006 09:37)
Efa hitanareo ihany angamba fa ny vehivavy na efa manana olon-tiana (efa niaraka taminy efa ela) aza ka mahita mahafinaritra azy vaovao, dia iarahany iny ary tsy sarahany ilay efa niaraka taminy taloha. Tsy fampirafesana ve zany hoy ianareo ???
tsoupou> mety ho fampirafesana kanefa diso koa ve izy raha tia olona 2? Izaho zao efa manambady manana zanak, kanefa misy olona tiko be nefa natioraly io fihetsempo io, d ahoana? na d izaho koa aza nge marary fo ihany e:(
26. mandrindra
(
10/07/2006 13:39)
nambina a, dia iaraho daholo izay tianao e, aza asiana fetrany. revy io, feeling io, fitiavana io, alaivo daholo izay milay ka mety mahasoa rehetra e
28. soasoafy
(
11/07/2006 11:52)
mahita lhl mahatanty ny vadiny mampirafy aho. nande miss° pdt 6 mois tany ampita le lhl,betsak ny nahita an'le vhv vadiny nampiarak,ary naheno daholo hatr@'ny fianakavian'le lhl; Efa nieritreritr daholo ny ol oe tapak tateraka ny @ndry zareo, nefa nony tonga le lhl de nifona fotsiny le vhv de samy vita e.
Noho izany tsy voatery mitovy avokoa ny lhl, fa mety tena tiany b le vhv de tsy sahiny sarahina satri hoy le lhl t@reo ol nahita oe:@ mbola mahazaza an'le vhv hono no mahatonga azy hanao zany.
Ahoana nareo lhl sasany @ zany? za alou de tsy d'accord e!

30. Silo
(
12/07/2006 14:41)
Zaho alou de tsy manaiky izany fampirafesana izany na @ lhlhy io na @ vhvy, Sady izaho rahateo tsy mahatanty izany ampirafesina izany,
Fa ny lhly miseho ho rôle de manao foana satria kapaina tsy hita fery hono nefa rehefa dominao malemy sahalamin'ny akoho voan'ny barika ireny
Fa ny lhly miseho ho rôle de manao foana satria kapaina tsy hita fery hono nefa rehefa dominao malemy sahalamin'ny akoho voan'ny barika ireny
31. fijo
(
12/07/2006 20:09)
za koa dia momba an'i lapino,raha tianareo ny atao fanariana tsiranoka,dia ndana e.
tadidio,fa raha bandy iray miray amin'ny sipa folo,dia rôl izy,fa raha sipa iray miray amin'ny bandy folo dia mako izy izay.
tadidio,fa raha bandy iray miray amin'ny sipa folo,dia rôl izy,fa raha sipa iray miray amin'ny bandy folo dia mako izy izay.
32. nambina
(
13/07/2006 11:57)
lapino>
hazavao kely azafady? fampirafesana dia fampirafesana, mitovy na lhly na vhvy no manao an'io. Raha ny vhvy no mampirafy dia mahazo paké nefa ny lhly manao an'io fona nefa toa mande ho azy, tsy mety izany:wink:
fa hoe fotsiny hoe tsy mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy manoloana ny fampirafesana.
hazavao kely azafady? fampirafesana dia fampirafesana, mitovy na lhly na vhvy no manao an'io. Raha ny vhvy no mampirafy dia mahazo paké nefa ny lhly manao an'io fona nefa toa mande ho azy, tsy mety izany:wink:
33. pissoa
(
13/07/2006 12:57)
fijo:
tadidio,fa raha bandy iray miray amin'ny sipa folo,dia rôl izy
Tsy rôl kosany no fiantsona an'zany fa bandy e 8)
Ooops - Bandy akoholahim-bohitra mantsy e :-D:-D:-D
34. lapino
(
13/07/2006 13:10)
nambina, efa kônkliziôn an'ilay fanazavana io nataonao quote io ka! Jereo eo ambony keliny eo fotsiny :wink:
36. tsoupou
(
20/07/2006 16:34)
marieange:
Na fy aza ny amalona ny lela tsy atao jono, tsy misy mamy ohatran'ny zanaka fa rehafa manaiki-nono akifika, amiko ny question hoe ratsy ve ny mampirafy? tsia, miankina amin'ny tsirairay io, izany hoe: plaisir anie no tadiavina e, raha fy ny eto mamy koa anie ny ery e, raha raisina ho plaisir le izy de tsy olana, fa raisina fankahalana ny vadin'ny tena dia loza satria ny tena ihany no voafitaka, IZA NO MITONDRA NY TAOLAM-BE TSY MITAPAKA, ny ratsy fotsiny dia rehefa mampirafy ka zatra dia ny kabonet no lasa mitov amin'ny tena
Interessant ko zany exposé an-toi zany Marie an, marina e, tsy nampoiziko iny.
38. rasoul
(
04/08/2006 09:14)
TSY AZO EKENA ZANY FAMPIRAFESANA ZANY NA LAHY NA VAVY satria mampijaly ny andaniny na ankilany . mahatonga alahelo ana famoizam-po mihintsy e
39. razokybe
(
04/08/2006 09:29)
mety ve vy mamaly faty? raha mampirafy ve ny andaniny dia tsy maintsy manao koa ny ankilany? sa io no tianareo tenenina amin'ny hoe "ifotoran'ny rambony"?
40. mahaimitia
(
05/09/2006 15:33)
Arahaba aloha e !
Tena miombon-kevitra tanteraka @ marieange ny tenako ! maro @ tsika vehivavy sy eny ireo lehilahy mahatsiaro ho voahitsaka no manakiana fotsiny, fa tsy mitondra vahaolana akory, ary ny lehilahy matetika miala tsiny aho, fa manana izay toetra miandry ho tiavina izay foana, na dia tokony izy aza ny haneho fitiavana hatrany ny vadiny! tsara fantarina aloha fa matoa misy izany ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha! izany hoe maro @ ireo lehilahy no tsy mahavita @ antsakany sy andavany ny adidiny @ maha vady sy maha ray azy,ary mbola be koa ny mametraka hoe vady tompoina ao an-trano, miandry vary masaka sy tolorana foana ! indrindra moa raha sendra tsy miasa ravehivavy fa mpikarakara tokan-trano , kanefa io no tena asa goavana sy sarobidy ary antoky ny fivelaran'ny tokantrano!
Tsy dia tsara ny manameloka sy manakiana fahatany fa tokony hifandinika ny mpivady raha sendra olana tahak'izany hoe fa avy aiza ny fototry ny olana, satria matoa mpivady dia natao hifampiresaka sy hifampihaino indrindra2, ary matetika ny lehilahy mihaino vady dia tian'ny vadiny sy tsy hatakalony na oviana na oviana, na dia misy mahay mitia lavitra noho izy aza eo !
Maztoa sy mahareza e !