eh!mba mitady namana ny tenako fa irery .

21. prime ( 19/07/2006 06:44)
HESHA> Fa tianareo angaha ravins mihoatra noho ireny sipa tsara tarehy @ météo ireny?? Ravince @ izao botakely, dôzy lava mihits hatr@izay naha depiote azy izay...^^
22. miangalyandria ( 19/07/2006 19:35)
o ravins sao dia mba lay olona ato antrano io ianao ????
23. HESHA ( 22/07/2006 10:47)
miangalyandria ==> hisy guerre ve ra zany ???? hihihihi
aoka kosa izy e, ledala ary mba efa malahelo an le fan tam izy presentateur zany ko
24. ikalakintina ( 22/07/2006 11:06)
marina zany!
25. ravins ( 29/07/2006 14:23)
[quote=Herimiafina]
K'aiza ry hery ary ela koa ef fhitako fa soamary tsy tadidiko de ahaona inona no MALAZA


26. ravins ( 29/07/2006 14:42)
nambina:

ary lasa aiza i ravins no tsy hita intsony?:):)



27. prime ( 01/08/2006 10:52)
:roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2389