eh!mba mitady namana ny tenako fa irery .

1. ravins ( 07/07/2006 16:07)
Tena mangina laotra iza fa valio eh .Indridra fa any izay mahatsa fa tsisy mahavitatena ny olona rehetra .Sa ahoana ozy nareo .
novalian'i prime ny 01/08/2006 10:52
2. MTN ( 07/07/2006 16:09)
:wink:, fa angaha tsy manao meteo intsony marina ianao? tonga soa aloha dia aza misalasala miresaka
3. ravins ( 07/07/2006 16:16)
misaotra anao .ny meteo aloha efa najanona fa ny fianarana zao no atao hoe sa ahoana hozy nareo
4. Herimiafina ( 07/07/2006 16:48)
K'aiza Ravins a! Hay ve ise ka teny Tanjombato Malaza teny no nipetraka e! Mety efa nifankahita izany isika an! :wink:
5. dadabe ( 07/07/2006 17:05)
aiza ry kofiboay antanjombato a :°)
6. MTN ( 07/07/2006 17:31)
marina izany marina izany sa ahoana hozy nareo
7. Mifenty ( 07/07/2006 19:32)
ary ny akama le koboko tao am takarivan fanà masna a
8. marozevo ( 07/07/2006 19:33)
Ary inona koa no mba ataon'i mifenty aty ?
9. fameusecousine ( 08/07/2006 01:53)
:oops:za koa mitady namana ..ary raha manao mpinamana isika:oops:
10. dadabe ( 08/07/2006 04:45)
:roll:anjekaky oo :roll: fameusecousine hono dia mbola single :roll::roll: tsy aleoko milevimbelona :{:{:-D:-D:-D:-$
11. MTN ( 08/07/2006 05:01)
anjay koussssssss
12. majakely ( 08/07/2006 07:50)
ary de ahona tokoa hozy nareo???:-D:-D
13. xxx ( 08/07/2006 15:57)
:-D:-D:-D
zelikely
14. LazaDaddy ( 10/07/2006 04:57)
Herimiafina:

K'aiza Ravins a! Hay ve ise ka teny Tanjombato Malaza teny no nipetraka e! Mety efa nifankahita izany isika an! :wink:
Malahelo an'i Tongarivo angaha Herimiafina? :wink: Iza ny viavy mba tena nahasarika an-drangahy tao? Sa kosa tovolahy ilay izy? (Herimiafina parade an! hahaha)


15. dadabe ( 10/07/2006 07:27)
hahahaha =))=))=))

aleo mailo @ pilansy fa sao hisy zava doza hitranga indray ato ho ato kle
16. nambina ( 10/07/2006 11:23)
ravins>tongava ho namako satri tsy olona 1 no azonao rehefa mpinamana isika fa maromaro, betsaka ny kilonga:wink:
17. Angie ( 10/07/2006 21:13)

Mifenty sy marizevo :-D:-D
18. sarobidy ( 11/07/2006 11:57)
Zà ko manaiky ho namanao ravins aaaaaa!:P
19. nambina ( 12/07/2006 10:51)
ary lasa aiza i ravins no tsy hita intsony?:):)
20. HESHA ( 18/07/2006 05:06)
vive ravins !!!!!
Ary naninn marina no nomena sipa daholo ny filazana meteo ao am tele e ?
Tsy azoko mitsy, za mifanena am ravins teny ampasapito teny an tena vedette be lery tam zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033