Ny tovolahy gasy e!

21. Tokinao ( 07/07/2006 05:20)
sasa:

Za aloha sipa no mamaly e! fa samy manana ny tovolahy gasiny marina angamba io koa, ny ahy toa tena mahavita tsara lavitra no sady ...


Marina izany ry sasa a!

Sady izao koa e : ny vaza anie raha manao an'ireny fihetsika ireny ( fanomezana rose, surprise, ...), matetika tsy "sentiment" maharitra akory ny azy e. Indraindray lasa fomba fotsiny le izy. Fa noho isika malagasy tsy dia notezaina t@'izany "fanehoana fihetsaham-po" izany , de toy ny hoe mahafinaritra be le fihetsika.

Sa aôna hoy nareo ?
22. mamzelkely ( 07/07/2006 05:48)
ouais samy manana ny tovolahy gasiny io ka, ny anah ts de tena matériel no essentiel fa le expression an le fitiavana na am geste io na am fiteny (izay ts vidim-bola d'ailleurs :°)) na ts isan'andro aza d'efa ampy ahy, za ra teo ko mo ts de tia voninkazo lôtsa sady ts de mijery film lôtra :-D:-D
23. llalah ( 07/07/2006 07:17)
fijo:

alohan'ny ametrahana fanontaniana toa izao,dia fantaro aloha hoe,
mitory ve ny fisainana gasy sy vazaha?
mitovy ve ny fitaizana zaza gasy sy vazaha?
ny ataon'ny vazaha ihany ve no atao ohatra tsara?(ny vazaha be voninkazo ie,fa firy koa no rava tokantrano?dia araho koa ary izay)


Azafady fa nandinika tsara mintsy za talohany nametrahana io fanontanina io , iza no tsy mahafantatra fa samy hafa ny fomba nitaizana ny vaza sy ny gasy , na ny fisainana dia hoy aho aminao hoe geste kely tsy dia mila effort be zany romantisme zany , sa mila vidina ? ary enao milaza oe be vonikazo fa rava tokatrano ( na ataontsika oe rava aza ny tokatranony nisy zavatra tsara tsy ho hadino mintsy tao sa ôtrany mpivady gasy refa misaraka dia mifanalabaraka eny @ arabe ,tsy mifampiteny ,nanenenako ny niaraka tamin'iny eeee, na dia tsy mitovy aza ny fomba nanabeazana sy nitaizana tsy tokony ho Borné hoe gasy dia zao satri tsy notaizana tamin'zay , ny tsirairay ihany dia efa afaka mahalala hoe ty azo atao sy mety ho vitako, tsy mitaky moyen be toy ny any vaza resaka materiel io ,
24. llalah ( 07/07/2006 07:37)
Salut !

Ny tiko tenenina tsy ny gasy rehetra ange zany eeeee! fa mahita ola mifanerasera ( ny tena marina ry reto dia zao an , za nipetraka tany @ province fôna (majunga io ) dia tsy mahita ola mampiaraka , mifanoroka mintsy za ,za tsy nahafantatra , dia nifampitantana dia mehezandry zareo fa tsoriko eto fa ny ana manokana dia tena romantik ny tovolahy gasiko fa tany za tsy nahita na nahatsikaritra mintsy fa ny mpisipa any dia samy mande eny , esoriko manokana ny eto tana , romantisme zany tsy mitaky zavatra na moyen be , geste fotsiny ange zany eee!
Ka zay no nahatonga ana hanontany , mpande province matetika za fa ny eto tana ihany no mbola sahy mampiseho fitiavana ny partenaire-ny eny imason'ny ola fa tsy fantatro ry zareo na menatra na ahoana
Zareo ary miteny mintsy raha mahita ola mifampitantana hoe " izy io moa tsy hain'ola hoe tinao raha tsy tolotolomina ôtran'io! tena teneniko anareo aza fa nisy fotoana tany majunga namonjy mariazy tany dia ozy ry zareo " mariazy dia avy eo manary azy ! " sady mehezandry zareo , ka mba zendana kely ihany ny tenanay hoe " fa nahoana ,"
25. mandrindra ( 07/07/2006 07:38)
lallah, ka io ianao no mety mila an'izany vonikazo sy surprise izany fa tsy ny vehivavy rehetra. ny zavadehibe dia ny fahaizan'ny olondroa mandamina ny fiarahany, fa tsy misy modely vita soritra hoe tokony ho romantal sy sentimantika daholo ny bandy. misy aza ny mifampilako isanandro no mahasoa ny tokatranony
26. ramialy ( 07/07/2006 07:47)
mandrindra : ka ny tian'i Ilalah tenenina kosa nge zany hoe signe le romantika e, hoe manin tsy sahy mifanoroka, mifampitanana eny imason'ol sns... e, ohatra ny vazah hono tsisy blème, mba tsy hitenena direct hoe any majunga izany mahasosostra be ny manao an'izany :roll:
27. dinamo ( 07/07/2006 09:23)
mety reservé le bandy zany matoa tsy manao signe 8)
28. booboo ( 07/07/2006 09:28)
Zareo ary miteny mintsy raha mahita ola mifampitantana hoe " izy io moa tsy hain'ola hoe tinao raha tsy tolotolomina ôtran'io


:-D:-D zà koa klou dia mpiteny an'io e ! :°)
29. MTN ( 07/07/2006 10:18)
lallah: Ianao izany dia efa nahavaly azy koa, arakaraka ny toerana io. Rehefa mankany andafy ianao dia na dia ao anaty bus aza no hifanoroka dia tsy koah. Dia rehefa ao Tana dia na mifampitantana aza tsy koah. Dia rehefa any Mahajanga dia mody mba samy misiotsioka rehefa eny an'arabe. Samy manana ny kolotsainany ny toerana. :°), ny lehilahy tsy afa-miala amin'ny fiarahamonina.
30. vale ( 07/07/2006 11:24)
llalah> ilaina ihany kaloha le mba geste kely e, ary lasa tsy natioraly tsony koa nefa raha vao ianao no miteny hoe ataovy an'izao zà:-D,
fa io koa anie ry reto tsy mila hoe manam-bola vao afaka manolotra voninkazo e, maka eny an-jaridaina ohatra dia efa vita koh, sa ve le valeur no jeren'ny sipa sasany fa tsy ilay geste nataon'ilay lhl?:-D:-D hhmmmm!

fa raha tsy romantika ny olona iray misy foana any ho any, tsy hoe gasy na vazah ihany fa raha olona romantika no mahasambatra an'i llalah ary dia ialao ilay anao io .
Nefa raha izaho aloha no mifidy dia aleoko lhl tsy romantika fa tia tena tia, manaja etc,, toy izay lhl romantika nefa,:?:?, humm, aleoko tsy tohizana!hihih:wink:

ka izay anao ny safidy, rare ny ahitana ny hoe tonga lafatra e, ary ity koa tadidio "on ne peut pas tout avoir" hoy ny vazaha! ka dia mahereza, raha tena bandy romatique moa no hahasambatra dia ialào ilay tsy romatika izany, izay ihany ny fanafodiny:wink:
31. llalah ( 07/07/2006 12:22)
Zay za vao afa-po t@ valin-teniny tsirairay satria zay vao azoko ny mba eritreritry ny tsirairay namaly teo , fa le oe milako kosa tena tsy mba d'accord kosa raha izany no nde hatao eee!
Ny tena marina dia ôtrany gaga be fotsiny za oe fa anga ny fitiavana mahamenatra sa heloka sa fahotana
sa tsy haiko eeee!
Fa tena marina ange zany teneniko anareo zany eee
" Misy an'zany oe ( hein! Sergio sy Marimar) taminy ftôna nampalaza iny feuilleton iny
32. xxx ( 12/07/2006 12:41)
Aza ambaniana hoa ny gasy!Samy manana ny "strategie" ny olona.
Ary ahoana ny tovovavy gasy tsy ohatra ny vazaha?
33. cutie ( 12/07/2006 13:19)
fa ahona ny tovovavy vaza?:roll:
34. vale ( 12/07/2006 15:14)
eny wa , maninona ny tovovavy gasy?! hummm
35. Lalah ( 13/07/2006 01:38)
hono hoa ry xxx, inn aloha no idiran ny hoe manambany gasy amin ny poste eo ambony e. De maninn ahoan ny vhv vazaha fa tsy azoko tsara
Ilalah, inn koa aloha no idiran ny hoe marimar sy Sergio fa tsy azoko
36. dailynews ( 13/07/2006 22:50)
llalah:

Salut !

Ny tiko tenenina tsy ny gasy rehetra ange zany eeeee! fa mahita ola mifanerasera ( ny tena marina ry reto dia zao an , za nipetraka tany @ province fôna (majunga io ) dia tsy mahita ola mampiaraka , mifanoroka mintsy za ,za tsy nahafantatra , dia nifampitantana dia mehezandry zareo fa tsoriko eto fa ny ana manokana dia tena romantik ny tovolahy gasiko fa tany za tsy nahita na nahatsikaritra mintsy fa ny mpisipa any dia samy mande eny , esoriko manokana ny eto tana , romantisme zany tsy mitaky zavatra na moyen be , geste fotsiny ange zany eee!
Ka zay no nahatonga ana hanontany , mpande province matetika za fa ny eto tana ihany no mbola sahy mampiseho fitiavana ny partenaire-ny eny imason'ny ola fa tsy fantatro ry zareo na menatra na ahoana
Zareo ary miteny mintsy raha mahita ola mifampitantana hoe " izy io moa tsy hain'ola hoe tinao raha tsy tolotolomina ôtran'io! tena teneniko anareo aza fa nisy fotoana tany majunga namonjy mariazy tany dia ozy ry zareo " mariazy dia avy eo manary azy ! " sady mehezandry zareo , ka mba zendana kely ihany ny tenanay hoe " fa nahoana ,"

marina mihitsy io teneninao io fa izaho manokana moa dia nitombo tany amin ny province ary dia tahaka an izany ny fisainako tamin'izaho mbola kely, nahita mpisipa manao vakansy avy any tana aho tamin'izay sy ny namako dia ny tanan'ilay bandy any anaty posy jean n'ilay sipa dia ilay sipa koa tahaka izay..izaho sy ilay namako dia nitsikanikany be mihitsy sady natao ren'ireo olondroa, tsy adinoko mihitsy. ary ny resaka hoe mariage koa dia tahaka izany mihitsy hoe..manao mariage hono anefa hisaraka ihany rehefa avy eo fa mi geste fotsiny. nony nihalehibebe sy efa nanao vakansy tao tana aho vao niova ny fijeriko azy.

37. tsoupou ( 14/07/2006 07:48)
romantique ny bandy gasy fa @ fomba hafa no anehoany azy ka. tsy voatery oe rozy na surprise fa zavatra hafa ange zany e. Na ny fiainan'ny gasy sy vazaha aza anie tsy mitovy e, mbola tsy mitovy lé niveau eo amlé oe pyramide de maslow. ny azy ra oe efa voninkazo no afaka atolony, ny an'ny gasy mbola aty am pain beurré (ohatra zany an).
Fa za mahita hoe ny gasy ary no tena romantique, na lahy na vavy.
38. naughtyboy ( 14/07/2006 18:22)
de tsy romantika ve zany za raha manome zvt tsy mbola
nomeny olona lay olontiko fa za rery no nanolotra iny ho azy noho ilay vonikazo fanomeny olona rehetra na ny mitovy2 @ zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089