Ny tovolahy gasy e!

1. llalah ( 06/07/2006 11:44)


Salut daôly an !

MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha ireny ? (mba manao surprise , manome voninkazo , zavatra ôtr'zany eee!):?:
2. mandrindra ( 06/07/2006 11:59)
fa angaha izay ataon'ny vazaha rehetra dia lafatra ????
3. MTN ( 06/07/2006 12:05)
sady sure amin'izany ve ianao?
4. booboo ( 06/07/2006 12:10)
Mandrindra, MTN > :-D:-D:-D
5. kally ( 06/07/2006 12:15)
Samy manana ny tovolahy gasiny io koh!
6. pissoa ( 06/07/2006 12:17)
Ie hoa ry kally!
7. soanja ( 06/07/2006 12:50)
llalah:



Salut daôly an !

MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha ireny ? (mba manao surprise , manome voninkazo , zavatra ôtr'zany eee!):?:


Mbola tsy nifanenana tamin'ilay romantika ianao fa tena misy mihitsy ao ka. Aza kivy mitady azy. Raha ny fitiavana dia ananan'ireo lehilahy gasy ireo be dia be sady hainy mamoaka azy amin'ny teny sy fihetsika. Fa raha toa kosa zavatra (Material) no ampisehoana ny romantisme dia tsy hanana firy ny ankamaroany satria tsy mba manambola loatra isika gasy ho laniana amin'izany.
Fa mahaiza mifidy tsara fotsiny ary ampianaro koa izy raha tsy dia mahay loatra ilay tianao atao.


8. mandrindra ( 06/07/2006 12:52)
ôhatran'ny tsara ny tovolahy gasin'i kally sy pissoa raha ny filazany azy. mba tantarao hoe ry izy roa, amin'izay tsy hoe manatsara tena ny lehilahy:wink:
9. xxx ( 06/07/2006 13:43)

ka ilay valin'ilay romantique kou tsy a la hauteur de aleo atao kelikely ka :P:P:P:P:P:P

sinon, andramo ihany fa refa tena love izy hafa mintsy :wink::wink::wink::wink::wink:

bonne chance,
10. Mifenty ( 06/07/2006 14:40)

le oe romantik mitsy no samy manana ny appréciation any kou

ny rose am sasany mbola tsy naita d mety mlay b mitsy sa aona ry llalah
11. lapino ( 06/07/2006 15:27)
llalah:
Salut daôly an !

MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha ireny ? (mba manao surprise , manome voninkazo , zavatra ôtr'zany eee!):?:
Tena mbola mahomby ny sinema raha izao an! :wink:
12. fasaly ( 06/07/2006 16:12)
ny ahy zao tsy raozy tsy vonikazo fa raha hitonjaina gatô zà d'efa mahazo ny biz'oroka beuh mahitsy lahy tovolahy:°):°):°):wink:
13. Herimiafina ( 06/07/2006 16:18)
llalah:



Salut daôly an !

MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha ireny ? (mba manao surprise , manome voninkazo , zavatra ôtr'zany eee!):?:

ka mety tsy mendrika an'izany le sipa gasiny knou! :-D

14. fijo ( 06/07/2006 17:13)
alohan'ny ametrahana fanontaniana toa izao,dia fantaro aloha hoe,
mitory ve ny fisainana gasy sy vazaha?
mitovy ve ny fitaizana zaza gasy sy vazaha?
ny ataon'ny vazaha ihany ve no atao ohatra tsara?(ny vazaha be voninkazo ie,fa firy koa no rava tokantrano?dia araho koa ary izay)
15. ramialy ( 06/07/2006 17:16)
Ny ahy indray rehefa tonga eo miaraka amin'ny teny mamy dia efa zava-dehibe amiko. :*
16. dude ( 06/07/2006 19:01)

Ny tovolahy gasinao no mety tsy romantika fa tsy ny tovolahy gasy rehetra akory.
17. cutie ( 06/07/2006 21:13)
Mpandefa : dude [ Valio ] 07-07-2006 00:01:16
Lohateny : Re : Ny tovolahy gasy e!

Ny tovolahy gasinao no mety tsy romantika fa tsy ny tovolahy gasy rehetra akory.
:-D
18. Zina ( 06/07/2006 21:24)
ny ahy aleko manome fitiavana be hita fa mifankatia izahay toy izay manome vonikazo (na materiel)izay tsy aharitra...
19. cutie ( 06/07/2006 21:30)
zany ve ry Zina??
ny fitiavana koa anie mety tsy maharitra e :roll:
20. sasa ( 07/07/2006 04:01)
dude:


Ny tovolahy gasinao no mety tsy romantika fa tsy ny tovolahy gasy rehetra akory.


Za aloha sipa no mamaly e! fa samy manana ny tovolahy gasiny marina angamba io koa, ny ahy toa tena mahavita tsara lavitra no sady milay be mihoatra noho ny vazaha ny tovolahy gasiko, tena romantika loatra aza hoy za


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2234