Milamina ny tany izany

21. fijo ( 18/07/2006 20:25)
indrisy nefa,fa maro no mitetika fotsiny ny hanana tampoka rehefa eo
22. prime ( 19/07/2006 12:27)
Fijo> Ilay hanana rehefa tonga eo aloha raha ny fahitako azy tsy olana, satria olona mihary sy mivelona ohatr'ahy sy ianao ihany ireo ka io no foto-pivelomany ary nianarany (raha ny tokony ho izy) sy nanovozany fahalalàna (sciences politiques)... Fa tsy hoe hanompo fotsiny ny firenena sy ny tanindrazana... Fa ny olana dia tsy mitondra vahaolana @ fahoriam-bahoaka ny ankamaroany fa faly manome tsiny sy mandatsa ny vahoaka sy manaporitra azy nefa ry zareo tsy mba miharitra na dia kely akory aza... Ny manodinkodina ny fananam-bahoaka sy ny fananan'ny hafa noho ny fahefàna omena azy manginy fotsiny... :°)
23. fijo ( 19/07/2006 18:39)
prime raha tena mba nanao sciences po tokoa moa no miditra sy tonga eo tsy hotsara ve.
fa olona dokotera no natao,fitondrana"administration no tadiavina sy hiadivana,ka izay no mampanahy ahy.
24. prime ( 21/07/2006 07:25)
Fa tsy hilamina intsony @ izay iz ty fa hihamafàna raha ny fandehany @ izao an!:wink:
25. fijo ( 21/07/2006 19:54)
ka efa hotapitra ny ririnina anie e
26. prime ( 13/09/2006 12:12)
Manomboka ary ny kômbaka an... hisokatra ny filatsahana ara-pomba ofisialy... ho hita eo aloha hoe iza no tena hilatsaka marina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837