bis e! bis e!...aleo ndray haverina ty resaka ty!
1. ravakamalala
(
06/07/2006 08:15)
Tantaraiko zavatra nareo, sady nihomehy aho no nisendaotra!!
Nisy olona hono taty frantsa, nametraka auto collant tam pare brise aoriana hoe "t'approches pas trop, suis pas PD." (teo aho le nihomehy) dia nahazo amende leiry pour "homophobie**" (teo aho le nisendaotra)
**homophobie : fankahalana ny homosexuel

novalian'i MTN ny 10/07/2006 13:27
8. Herimiafina
(
06/07/2006 16:31)
ravakamalala:
Tantaraiko zavatra nareo, sady nihomehy aho no nisendaotra!!
Nisy olona hono taty frantsa, nametraka auto collant tam pare brise aoriana hoe "t'approches pas trop, suis pas PD." (teo aho le nihomehy) dia nahazo amende leiry pour "homophobie**" (teo aho le nisendaotra)
**homophobie : fankahalana ny homosexuel
Norma be le reaction-nao kah! Toy ny fotsy sasany mahita mainty, toy ny olona salama vatana sasany mahita kilemaina ihany io. :wink:
10. ravakamalala
(
06/07/2006 18:30)
mirana5 > tsy ny saina ihany!!!!!
herimiafina > zay indray ianao an! k'efa oe tsy mitovy mits zany!!!!:-P:evil:

12. lapino
(
06/07/2006 19:50)
Herimiafina:
Norma be le reaction-nao kah! Toy ny fotsy sasany mahita mainty, toy ny olona salama vatana sasany mahita kilemaina ihany io. :wink:
Danzz be kosa less zany kle. Tena hoe ny fahamaintisan'ny hoditra ve dia mitovy amin'ny kilema? Dia mitovy amin'ny maha-homosexuel?
13. Herimiafina
(
06/07/2006 20:14)
lapino:
Herimiafina:
Norma be le reaction-nao kah! Toy ny fotsy sasany mahita mainty, toy ny olona salama vatana sasany mahita kilemaina ihany io. :wink:
Danzz be kosa less zany kle. Tena hoe ny fahamaintisan'ny hoditra ve dia mitovy amin'ny kilema? Dia mitovy amin'ny maha-homosexuel?
Tsy any amin'ilay hoe fahamaintisana na le kilema ny olana fa any amin'ilay olona mijery kah, toy ny mahita ny tsy "extra-terrestre" izy na toy ny mahita zavatra tsy fahitany dai norma raha somary kiriko na tezitra na matahotra! reaction daholo izany.
Ny eto antany mantsy dai misy ny antoina hoe dualité, tsy voatery ny tsara fotsiny no monina eto fa raha izay dia efa paradisa ny tany, fa noho io dualité io dia misy ihany koa ny zavatra classer-n'ny fiaraha-monina ho ratsy. Mety ho anisany ny loko-koditra mainty, mety ho anisany ny kilema toy ny hita tany amin,ny tany sasany sy ny ara-tanatara ohatra.
14. fameusecousine
(
08/07/2006 01:56)
ary ianao mazoto manao sera2 ..mba manome hevitra anya tsy manana ka8O8O
15. kala
(
10/07/2006 05:29)
ravakamalala > :-D:-D:-D
na izaho aza no teo amin'ny toeranao dia ireo réaction roa ireo no niseho ary araka ny filaharany nisehoany taminao ihany.
HS kely ity fa ifampizarana ê!tsy maninona an???
Nanao formation tany ho any ny tenako. ny tena mandreraka indray dia ry zareo tsy tia mainty hoditra_akory atao_nefa izaho mahita andry zareo fotsy be koa mba leo ihany_isaky ny mahita ahy ry zareo dia mihomehy, tamin'ny voalohany zà nisendoatra fa tato aoriana kely ndray miantso ny namako sy fianankams gasy aho ka isaky ny mi-tél dia fanahy iniako anaovana farahehy fa t@ farany hoa tsy tantindry zareo izany toetrako izany_nisy anankiray nananihany hoe mandoa lamandy amin'izany hianao._Tsy noraharahiako akory zany.
Fa ny anao ity indray no atao hoe "mahatsikaiky".

19. Herimiafina
(
10/07/2006 12:21)
Ianareo ve efa nahita ilay film "l'affaire Matthew Shepard"? Mba jereo ihany klou e! :wink: