Maloto ny politika

21. cutie ( 21/07/2006 17:34)
tsy misy fisaorana e :-D
22. daran ( 22/07/2006 15:10)
Matetika anefa no maloto ny mpanao politika satria na misy aza no te hanao ny tsara d voasaron'ny mpanao ratsy ihany . SAdy tsy ho tafaray koa ny kristiana raha samy bol b politika satria mampisara-bazana io na iray finoana aza. D ahoana ouz Jesosy amin'izany??????
23. cutie ( 22/07/2006 18:19)
asa a, anontanio izy :lol:
24. prime ( 28/07/2006 08:38)
Hoy Izy hoe: "Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara, an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra...", dia hoy koa Izy hoe "... fa ny fanjakàn'ny Raiko dia tsy eto fa any an-danitra...", dia hoy koa Izy hoe "fa ny fanjakàn'Andriamanitra dia kely toy ny voatsinapy raha ampanirina @ tany, fa maniry izy ary mihalehibe ka lasa ngeza noho izay anana maniry @ tany, ka lasa hazobe azo ialokalofan'ny maro..."
25. Achia ( 29/07/2006 04:50)
Azon'i Prime asiana toko sy andininy ve mba ahafahana mamaky ilay izy raha tsy mahadiso zany plime a:-D
26. prime ( 31/07/2006 14:15)
Lioka 20 : 19-26
Matio 13 : 31-32
Matio 13 : 12-17
Mbola misy maro hafa fa ireo aloha no hitako vety2...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777