afakafaka a maita

81. mamzelkely ( 11/07/2006 04:34)
Mifenty:

T i... an zelkely



ôtran'io ve zany ry Mifenty

sokafana ny crochet "[" de soratana hoe "quote" asina "=" de asina ny ps-ny olona de hidina ny crochet"]" de soratana zay nosoratan le olona tinao lazaina de faranana am "[" de "/" de "quote" de "]" de zay sinon moramora koko tsindrio eo am le "valio" :°):-D:-D

82. Mifenty ( 11/07/2006 10:22)
ok ndraso andramako io fa saotra bobaka r'izy roa a
83. dadabe ( 11/07/2006 14:02)
:roll::roll::-D:/:^)
84. mamzelkely ( 12/07/2006 06:02)
oujyy manin i dadabe klé :°)

tsichy fisaorana akia r'izy iray aaa:-D:-D
85. kala ( 14/07/2006 12:27)
misy namanay zay aloha hoatrany hoe misy nirina ny anarany fa mbô nirin'ny dadany hono izy :twisted::twisted::twisted:

hatsikana io fa ny anarako koa kay rey olona misy hoe "nirina" dia lasa hoe "kirina"

=))=))=))=))=))
86. Mifenty ( 14/07/2006 16:47)


le izy nirina fa tsy krina ka hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.27