afakafaka a maita

21. mamzelkely ( 04/07/2006 11:43)
tena vô maika fatatro ra vô izany le olona ry Mifenty :-D:-D vô maika confirmé:-D:-D
22. diamondra27 ( 04/07/2006 12:11)
sao de mba i nirina ary izany sipa izany
23. fasaly ( 04/07/2006 14:29)
mifenty, mamz: tena fatako :°) vao maika fatako kou i nirina! tssss...vao maika me kobo ihany i nirina ary mbola complice nlay mpinamana beuh ankiroa ihany no nahatratra azy:-D:-D:-D:-D

mandrindra: araho moramora ao e! fa aza atao anzany tsy maharaka lil lil zany:-D:-D:-D:-D

fa.....:roll::roll::roll::roll:misy bandy zay ato mis nirina ny anarany, sao de bandy njay no tratra aza fa tsy sipa:roll::roll::roll::-w:-w:-w:-w
24. Mifenty ( 04/07/2006 16:52)


tsatsa iany nirina ny farany hihihi
25. fasaly ( 04/07/2006 18:24)
:-D:-D:-D:-D
26. sasa ( 05/07/2006 03:08)
Fasaly ka le nirina ato misy bandy d misy sipa fa le sipa angamba no tian'i Mifenty tenenina eto :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsatsa e! za koa mahay hi hi hi hi
27. fasaly ( 05/07/2006 04:04)
:-D:-D:-D:-Dbitsiho amiko hoe sasa fa ny ahy ts ytenasur lay tsatsa kanou!:roll::roll::roll::-D:-D:-D
28. diamondra27 ( 05/07/2006 04:43)
ataovy cachecache kapoaka le izy e!
de ze mahita an'i nirina voalohany no mi delivré:-D:-D
29. mamzelkely ( 05/07/2006 04:54)
za no nahita vôlou akia diams fa za ts hilaza hoe iza klou fa aleo hithy ny tantara ;)

fasaly de somary tezitra le complice iray satri nampifilainy le mpinamana be roa de ts namelany ra ts hitany i nirina ve akia ;) :-D:-D
30. fasaly ( 05/07/2006 08:36)
:-D:-D:-D:-D:-D zany veuh! :cry: mboa mahasosotsa kou zany complice raika zany an!:-D:-D:-D:-D
kou i nirina aza hono gaga beuh fa kobon'i le raika tao :-D:-D:-D mampmé kou ity tantara ity ka!
31. dadabe ( 05/07/2006 09:27)
sady tsy azo no tsy araka no tsy hay :evil:
32. diamondra27 ( 05/07/2006 10:18)
dadabe: za koa tsy mahay
sady te-hamaky kitay
33. dadabe ( 05/07/2006 10:47)
de ndao handeh amizay
fa zareo masosot..:-$

:-D
34. mamzelkely ( 05/07/2006 10:52)
dadabe somary manjay migy njy de azonao zahay :-D:-D

fasaly hita ko ts ampifilaina hono le complice fa ra ts zany de tr maintr azony fôna :-D:-D:-D
35. dadabe ( 05/07/2006 11:03)
koboko omaly le nirina le :-D:-D

any beljika izy no mivovo =))=))=))
36. mamzelkely ( 05/07/2006 11:32)
=))=)) i Mifenty ihany no mahazo manome indice fa enao kounko tsssssss:-D:-D
37. diamondra27 ( 05/07/2006 13:35)
de manao solomaso de soleil

(aiza tokoa i soleil izao e! de ciel bleu
de bonjour ho an'i jennifer2 FAHITAKO TEO IZY ANIKEO MARAINA:-*:-*:-*)
38. Mifenty ( 05/07/2006 13:44)


ra tsy misy maromaro manao pousy tsy mety kou

tsy maintsy misy afa po vô atoro;
39. dadabe ( 05/07/2006 13:46)
:°):°):°)
40. fasaly ( 05/07/2006 14:32)
dadabe:

sady tsy azo no tsy araka no tsy hay :evil:

=))=))=))=))=))=)) ntsôôôôô! tsy maharaka veuh i dadabeuh:-* anontanio an'i mifenty fa izy no nahakobo an'i nirina e! fa tpi kou klopu koboko ry bedada an!:-$:-$:-$ NIRINA:-w:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2409