LA LOI SARKOZY SUR L'IMMIGRATION ADOPTÉE PAR LE PARLEMENT

21. naughtyboy ( 12/07/2006 14:16)
tsy itako zay mampimenomenona ra tsy mila mpandika teny fa zay no teny MAHADIAVOLANA ny fony manoratra itondrana ny resaka eto fa tsy ny any arson efa voalazany prime ny saika ambarako fa olako kely eto dia manao ahoana mo izy reny any amintsika any ny fifehezana reo volavolandana arampifidramonina sy ny fampiharana ny sazy ho an'ireo zay mandika ny lalana velona tsy misy ifanomezantsiny ny mahasarotiny ny firenena sasany @ fifehezana ny fifindramonina na dia mafy aza ho any reo vahiny
22. fijo ( 12/07/2006 19:47)
za koa dia manohana io lalana io
23. arson ( 14/07/2006 11:27)
tsara ihany mihitsy isinio lalana io @ zay mba tsy gaboraraka e! raha ny lalanantsika Malagasy no toy izany tena tsara nefa ny indro keliny de hoe ny vahiny no tena mampidi-bola betsaka ho antsika Malagasy.
24. prime ( 14/07/2006 11:37)
arson:
tena tsara nefa ny indro keliny de hoe ny vahiny no tena mampidi-bola betsaka ho antsika Malagasy.
eo indrindra isika izao...:wink:
25. naughtyboy ( 14/07/2006 18:55)
O ry zalah a ny hevitro kalo dia misy lafiny tsara ny fahatongavany vahiny RAHA hampiakatra lenta ny fizahantany sy ampandroso ny toekarena ary itondra vokatra tsara @ tombotsoampirenena ,mety ho efa misy na efa mipetraka fa mbola tsy mihatra ny rafitr'asa tsara momba fitantanana ny hetrampanjakana sy fifehezana arahandalana matotra ny mikasika izy io ho an'ireo mpiavy mba hiditra any @ toerany aradalana ny saosy fa tsy migorobaka ny poketrandrafanja
26. Fanja1 ( 15/07/2006 05:23)
naughtyboy: "ho an'ireo mpiavy mba hiditra any @ toerany aradalana ny saosy fa tsy migorobaka ny poketrandrafanja " ahoana kou?tsy reo olona any antoerana manodina vola no tenenina an'izany fa maninona no za ?:P
27. fijo ( 15/07/2006 19:48)
hummmmm
28. naughtyboy ( 17/07/2006 09:44)
an3 tsy nisy niteny we enao nge zany e,fa rafanja=
fanjakana tsika ndray tsy miresaka olona @ tsisy antony,elana tsiny raha tsy nifandray ny resaka haha.
29. prime ( 17/07/2006 13:23)
naughtyboy> ka ny poketrandrafanja gorobaka mandrak'ity ny androany kooo!!! misy tsy maty an-kibo mihitsy ao!!!:°)
30. Fanja1 ( 18/07/2006 04:22)
naughtyboy za ve nahalala fa fihinana ny valala:P ny anarako no hitako eo kou .
Tssy tsiny re fa za no tsy maharaka ilay resaka e!
tsiky de ampy
31. prime ( 18/07/2006 11:39)
marina zany :) dia ampy
32. fijo ( 18/07/2006 20:26)
nilamina ny tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.135