Efa 80 taona ve mbola mitady seza

41. fijo ( 12/07/2006 19:51)
lesona koa,no tokony tsoahina ,amin'ireo soara ireo,satria misy tsara vitany ihany ireo,na izany aza
42. IRAVOANA ( 13/07/2006 09:18)
Na iza na iza dia avelao hiteny fotsiny izy fa aza harahina sy atao izay laziny fa ray aman-dreny ireo raha izay no haha ela velona azy
43. ravatorano ( 13/07/2006 09:21)
amiko raha 80 taoan izany tokony efa ela no miala sasatra amin ny lafiny ara politika ary mampianatra ny zandry aty aoriana sisa no tokony ataoany.Manazava ary ho fanilon ireo mpanao politika vao misandratra no tsara atao asa amana andraikitr'izy reny fa tsy natao ho mpitondra intsony.Ho mariky ny fanajana azy dia azo atao mpanolotsaian zareo fa tsy mpandiddy eo amin ny fitantanana ny raharaham pirenena ka na seza inn no ipetrahany dia ilay zavatra tsara nataony no tokony hotovozin ny tanoran handimby azy ireo !
44. prime ( 14/07/2006 12:55)
Misaotra anao ravatorano...:@ te-hitehaka aho fa lasa =D foana dia ho mariky ny fitoviako hevitro dia mi-sôrà kely...:)
45. fijo ( 15/07/2006 19:57)
ravato,izay mihintsy no tokony ho izy.tsy ahilika ny soara,fa ny tanora kosa no manapaka.
46. rabaradaka ( 17/07/2006 12:21)
Dia mankasitraka fa naneho hevitra tokoa ianareo mianakavy, fa rehefa feno taona na voky taona ny olona dia tokony hanome ny anjaramasoandron'ny tanora vao misandratra. Tsa mba diso ane zany e ! Nefa inona no zava-misy : tsa manaiky gisitra dadatoa Professeur, dadatoa Pasitera, dadatoa Veterinera sy ny sisa. Dia mbola fitiavan-tseza ve sa kirin'antitra e
47. prime ( 17/07/2006 13:02)
rabaradaka> Professeur aloha efa tsy lasa intsony fa dia mikiry fotsiny ka tsy misy olana... Pastera efa nilaza fa tsy hilatsaka akory ka inona no olana? Veterinera takon'i Professeur ka tsy misy blèmes... conclusion : tsy misy olana ny @ ireo 80 taona... Fa ny olana aza dia hoe aiza ny tanora???:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6906