Aleo foanana ny position de hors-jeu!

21. lapino ( 01/07/2006 08:46)
eprom, mazava ho azy ange fa ny hahatsara azy no anaovana an'ilay arbitrage video raha hatao ilay izy e. Fa ny ahiako dia hoe manatsara azy amin'ny rigueur an'ny fitsarana, saingy mahavery ny aina entin'ilay lalao indray.

Jentilisa, ohatra ny misy fa tsy haiko anefa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5932