F'angaha mainty ny frantsay

21. marozevo ( 28/06/2006 21:53)
www.fifaworldcup.com Ao no ahitana ny réaction-dry menasofina momba ny mondiale. marina tokoa fa tsy fotoan'ny mainty sy fotsy intsony izao, saingy ny an'i France kosa aloha na tiana na tsy tiana dia tafahoatra eh... izy Frantsay mihitsy no efa nilaza fa "Resin'ny ekipa selektion'i Afrika i Togo". Ironie mba hilazana tsy fahafaliana.
22. marozevo ( 28/06/2006 21:58)
Diso le izy teo. Ity no izy www.fifaworldcup.com
23. marozevo ( 28/06/2006 21:59)
Kay mitovy ihany kooo.. samy marina ireo jerena eto roa ireo
24. miangalyandria ( 29/06/2006 11:17)
Io rankizy rehefa mety ny tantana dia BBB : black blanc beur fa rehefa tsy mety dia an'izay teo ambony kianja ny fahadisoana a indrindra moa ka raha .... izy zay !
25. sakaizakely ( 30/06/2006 14:59)
maninn kay izy ity no asina fanabatisana hoe "menasofina" toy izao ? Teto ve ohatra nisy oul sahy nanao anao na dia indray mandeha aza hoe ohatra fotsiny hoe maintingirona na mongoloha tsy haiko fa za manokana dia mahatofoka ahy mihintsy ny mahita an'izao.

Raha mpiavy teto Frantsa ianao dia an'isan'ny nifidy Le Pen. Belle mentalité ! Nahoana ny azy no tafahoatra ? Ary enao be tsikera io inn no mba vitanao eto am'zao tontolo izao ohatra ?


marozevo:

www.fifaworldcup.com Ao no ahitana ny réaction-dry menasofina momba ny mondiale. marina tokoa fa tsy fotoan'ny mainty sy fotsy intsony izao, saingy ny an'i France kosa aloha na tiana na tsy tiana dia tafahoatra eh... izy Frantsay mihitsy no efa nilaza fa "Resin'ny ekipa selektion'i Afrika i Togo". Ironie mba hilazana tsy fahafaliana.



26. pissoa ( 01/07/2006 09:16)
Fiffi:

fa inona no maha ratsy na maha tsara azy ry xxx ? omeo aloha ny hevitrao. Ny gasy ange ka arak'io nolazain'i hery io de misy loko maro eh!
Hihihi, ratsy raha blondes doly ka :-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3871