F'angaha mainty ny frantsay

1. rabaradaka ( 28/06/2006 05:49)
Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ny navaliko azy hoe fotsy ny frantsay fa ny télé no namadika ny lokony ho mainty.
novalian'i pissoa ny 01/07/2006 09:16
2. booboo ( 28/06/2006 05:53)
efa booooobaka hoe ny télé kolera mantsy an'i dadatoanareo sady maro isafidianana ny marika.
3. Fanja1 ( 28/06/2006 05:58)
rabaradaka sy booboo hihihihihihihi
4. Fiffi ( 28/06/2006 06:16)
ie ! de hitako t@ télé kolera mainty koh ireo mpilalao rehetra fa lasa mainty daholo .:-D:-D:-D:-D
5. Fanja1 ( 28/06/2006 06:17)
=))=))=))=))=))
6. hery ( 28/06/2006 06:48)
Ary efa hitan'i dadabenareo ve hoe ny Gasy misy fotsy, misy sinoa, misy blondes :-p, misy mainty... misy vazaha?
7. Fiffi ( 28/06/2006 07:52)
tokony hitondra solomaso faran'izay matevina be angamba izy kah! :-D:-D
8. mandrindra ( 28/06/2006 07:55)
hery, dia misy zyeux bleus manetsa koa
9. Simpona ( 28/06/2006 08:21)
Tena mijery an'le frantsay conre afrique (côte d'ivoire moa iny sa togo)tkou anie de ôtrn'we samy pays afrikanan no milalao, lasa CAN ny mondial fa frantsay taratasy no betsaka:lol::lol:
10. rabaradaka ( 28/06/2006 09:37)
Ny an'i simpona no tao antsain'ny dadatoanay fa iretsy sisa toa olona tsy ampy fotoana hijerena télé, ka ny an'ny dadatoanay aza ekiran plat. fa misy écran plat noir e bilan angaha any Frantsa??
11. sareraka ( 28/06/2006 10:03)
rabaradaka:

Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ny navaliko azy hoe fotsy ny frantsay fa ny télé no namadika ny lokony ho mainty.



Tsy hitako izay tokony ahagàga hoe presque mainty ny équipe frantsay iaraha-mahalàla fa nanjanaka firenena afrikanina maro ny frantsay ao koa ireo DOM sy TOM maro izay frantsay avy hatrany (GUADELOUPE ,MARTINIQUE, LA REUNION , MAYOTTE ...)tsy ny frantsay ihany no ahitàna mainty hoditra anie e ao ny hollandais ny suisse eny fa na ny équipe allemand aza misy mainty hoditra!...
12. Samoana ( 28/06/2006 11:15)
Mahafinaritra rehefa mifanara-tsaina ny olona samihafa loko e ! Ny ekipan'ny Angola koa misy mpilalao fotsy tsy hitako izay olana
Hoy Rabaradaka:Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy.Tsy zakany any @ tanàna honenany angaha le ekranplà !!:o
13. barry ( 28/06/2006 11:38)
angaha ny frantsay tafavaoka mihitsy @fanatan-jahatena raha vao tsy eo ny mainty;efa natokana ho an-jareo mantsy ny tanjaka rehetra
14. Herimiafina ( 28/06/2006 12:16)
rabaradaka:

Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ny navaliko azy hoe fotsy ny frantsay fa ny télé no namadika ny lokony ho mainty.

Norma kosa le fanontaniany fa hatrizay mantsy tamin'ny fanjanahantany dai fotsy avokoa ry leirony, de niaraka tamin'ny tireur sonegaly, donky ny fotsy aminy mety ho vazaha avokoa (frantsay) ary ny mainty rehetra sonegaly avokoa.

15. Zina ( 28/06/2006 13:07)
Mahagaga ihany ty la frantsa mainty daholo ny ao @ foty nefa alefa mody doly ny mainty ....
16. lemenakely ( 28/06/2006 13:16)
Ka ho avy ny atao hoe "immigration choisie" izany hoe ireo élites ihany no ilain' ingahy SARKO fa les restes dehors!...
17. MTN ( 28/06/2006 13:29)
18. xxx ( 28/06/2006 13:44)
Raha ohatra hoe ny ekipa malagasy no fotsy daholo dia ahoana ny fandraisanao azy ? Zavatra tsara ve sa zavatra ratsy ?
19. Fiffi ( 28/06/2006 17:02)
fa inona no maha ratsy na maha tsara azy ry xxx ? omeo aloha ny hevitrao. Ny gasy ange ka arak'io nolazain'i hery io de misy loko maro eh!
20. lapino ( 28/06/2006 17:21)
"Je crois finalement que l'équipe de France, elle ressemble à la France"
-- Michelle Alliot-Marie (taorian'ny nandresen'ny frantsay ny espagnols)

Ka asa raha mahavaly an'ilay fanontanian'i dadatoan'i rabaradaka izay! ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2891