Fandihizana avy any Amerika atsimo: salsa, rhumba, chacha...

1. ravonjison ( 27/06/2006 16:48)
Mba manontany aho e.Izaho manko dia fandihizana salsa no fanaláko andro,mandeha mifaninana aho rehefa misy fotoana.Sao mba misy ankizy mandihy salsa toa aho ato,mba afaka mifampiresaka na andefasanareo passe aho,na koa miaraka mandinika ilay salsa e.Misaotra mialoha e!
novalian'i kally ny 30/06/2006 13:32
2. booboo ( 27/06/2006 18:11)
koa ingahy raha efa manao compét. efa niv. ambony beeeee zany kouh ! zà vao niv 1 :°).

3. fasaly ( 27/06/2006 18:14)
zà mbola depart zérô!:°):°):°)fa tiko tena tiko ny danse salsa ka! hummmmmm! ampenaro zà:-*
4. cutie ( 27/06/2006 19:14)
de mba tantarao we zany mandeha mifaninana zany :wink:
5. Fiffi ( 27/06/2006 19:27)
mba hampenaro koh zah eh! :)
6. miantra ( 28/06/2006 05:25)
zah mbola tsy mahay fa te hianatra o!
7. cutie ( 28/06/2006 14:04)
miantra, mandehana mamonjy cours e :wink:
8. ravonjison ( 28/06/2006 15:55)
cutie:

de mba tantarao we zany mandeha mifaninana zany :wink:



Mbola vao niveau intermedaire e,mety azoko atao ihany no mampianatra ny sasany,kanefa @ fomba ahoana?
Ilay manao compétition tena mandrerake.Iray andro tontolo mandihy foana na mafana be aza ny andro,mifampidera bika sy fahaizana.
9. cutie ( 28/06/2006 16:01)
zay anie no mahagaga ahy koa we, ampenaro ampenaro eto io e, ampenarina mandihy virtoaly ve.
Tokony tonga de mianatra any ho any fotsiny refa mahita cours, de mifampiresaka fotsiny avy eo sisa ny eto :-D
10. kally ( 28/06/2006 16:50)
Ka na hiresaka eto aza ve tsy hafahafa e? Ohatra ve hoe hiresaka sora-dihy sa hoe ahoana ny pas de base ve sa..? Mahafinaritra ilay dihy fa ilay fomba hiresahana azy mihitsy no ohatry ny tsy hita hoe aiza ho aiza, izaho koa mantsy tia sady mba manaonao eny ihany.
11. cutie ( 28/06/2006 17:07)
kally, mifampintantara fotsiny ka,fa tsy mianatra eto ka:wink:
12. ravonjison ( 29/06/2006 14:20)
kally:

Ka na hiresaka eto aza ve tsy hafahafa e? Ohatra ve hoe hiresaka sora-dihy sa hoe ahoana ny pas de base ve sa..? Mahafinaritra ilay dihy fa ilay fomba hiresahana azy mihitsy no ohatry ny tsy hita hoe aiza ho aiza, izaho koa mantsy tia sady mba manaonao eny ihany.



Io tonga de andramo ilay basic steps(mitovy daholo na hoan'ny lehilahy na hoan'ny vehivavy):
Step salsa:1,2,3 4 5,6 7 8
1-tongotra ankavia alefa aloha(manitsaka)
2-manitsaka,tongotra ankavanana
3-tongotra ankavia averina aoriana
4-temps libre( tsy mihetsika)
5-tongotra ankavanana alefa aoriana(manitsaka)
6-manitsaka, tongotra ankavia
7-tongotra ankavanana averina aloha
Aza adino fa tokony hojoro tsara ianareo ary koa tsy tokony hiondrika.
De averimbereno io,mazotoa e!
8-temps libre( tsy mihetsika)
13. cutie ( 29/06/2006 14:46)
ny hy zao tango no tiako:-D
14. kally ( 30/06/2006 13:32)
Ary ahoana indray raha sora-dihy ohatra ry Ravonjison? Io aza angamba no tsaratsara kokoa raha samy hiresaka ihany fa toa tsy hita be ihany izy izany.:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1401