Mpilalao mahay indrindra
21. prime
(
28/06/2006 11:55)
ronaldo no mpilalao nahatafiditra baolina betsaka indrindra hatr@ izay nisian'ny mondial... ka tsy izy v izany?:lol:
22. Ragadona
(
28/06/2006 14:23)
Raha hamaly an le hoe iza no mpilalao mahay indrindra dia tsy hohita eto ny "valiny" satria samy manana ny mampiavaka azy ny joueurs tsirairay ary samy manana ny critères itsarany koa ny mpijery. Ny valiantsika eto dia hoe iza no mpilalao mahafinaritra anao indrindra ny filalaony. Raha ny ahy izao dia ny fomba fiarovan tena ataon i Cannavaro sy ny fandrindrany ny fiarovan tena italianina no mahafinaritra ahy.
23. ronaldo09
(
28/06/2006 19:08)
Ny ahy dia i Ronaldo ,lohalaharana mpanafika ao amin'ny Ekipan'i Bresil.Izy manko izao no mpampidi-baolina be indrindra @tantaran'ny Mondial(jereo ny www.fifa.com na ny www.sambafoot.com
24. eprom
(
29/06/2006 06:16)
lapino> Za koa de mahita hoe tena mahay iny mpiandry tsatokazon'i Angola iny. Ny olana fotsiny de indraindray tsy asiany olona eo akaikin'ny tsato-kazo amin'ny daka anjorony.
25. lapino
(
10/07/2006 08:22)
Raha ny mpiandry tsato-kazo mahay indrindra dia i Buffon (Italia) no toa voafidy any.
Ny mpilalao tanora mahay indrindra indray toa i Podolski (Alemana) raha tsy diso aho.
Ny mahazo ny kiraro volamena dia i Klose (Alemana) nahatafiditra baolina 5 tamin'ity mondiale ity.
Asa na iza izao no hahazo ny baolina volamena ... Mbola mitohy ny pronostika e :)
Ny mpilalao tanora mahay indrindra indray toa i Podolski (Alemana) raha tsy diso aho.
Ny mahazo ny kiraro volamena dia i Klose (Alemana) nahatafiditra baolina 5 tamin'ity mondiale ity.
Asa na iza izao no hahazo ny baolina volamena ... Mbola mitohy ny pronostika e :)
26. lapino
(
10/07/2006 09:04)
Zidane hono e! Tapitra ny pronostika http://fr.sports.yahoo.com/10072006/1/zinedine-zidane-se-console-avec-le-titre-de-meilleur-joueur.html
:)
:)
27. mandrindra
(
10/07/2006 09:23)
fanampin'ireo nolazain'i lapino ireo : ny ekipa nahasarika indrindra dia i portugal, ary ny ekipa fairplay dia espagne sy bresil zany hono e
28. Ralay
(
11/07/2006 02:18)
Amiko dia i Cannavaro no tokony nomena ny bol volamena fa tsy Zidane mintsy ary raha tiana omena an'ny joueur frantsay lay izy dia i W Sagnol na i Makelele no mi-merité azy :D