raha @nareo ny toerana?

1. bavy ( 27/06/2006 04:40)
raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay vonona haka vady tsy de handrian' ny sain'ilay olona loatra ny hanambady azy fa ilay tsy mieritreritra ny haka vady azy no tiany ho vadiny asa raha azonareo ny tiako ho lazaina fa mba mila valiny
2. mamzelkely ( 27/06/2006 04:51)
de io zay tinjy ka ra tena te hanambady njy de ilay vonona haka vady iarahana fa ra mbola ts de vonona am fanambadiana njy de miaraha am le iray de eny miaraka eny alou de refa tonga ve ny fotôna ts hiroso ihany ianareo :D
3. Fiffi ( 27/06/2006 05:13)
bavy:

raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay vonona haka vady tsy de handrian' ny sain'ilay olona loatra ny hanambady azy fa ilay tsy mieritreritra ny haka vady azy no tiany ho vadiny.
Raha ilay tia sy vonona ny haka vady , raha toa ka tsy de handrian'ny saina loatra de aleo aloha miheritreritra tsara satria mba tsy hisian'ny nenina rehefa any aoriana any , satria sarobidy ny vady , ny zanaka , sy ny tokatrano.



4. dadabe ( 27/06/2006 06:27)
raha azo atao dia aza mijangajanga :(
5. booboo ( 27/06/2006 06:48)
fa tena maika ny hanambady mihitsy angaha lé vevavy ?

Mitovy hevitra @ Mamzelkely.
6. miantra ( 27/06/2006 07:09)
Zah koa manohana ny hevitry mamzelkely fa raha maika moa ny hanambady dia ity misy sosokevitra izay efa nolazaiko tamin'ilay loha hevitra hoe "mbola fitiavana ihany" , mety mahasosotra aloha ho an'ny sasany fa dia ialako tsiny sahady.
Mila maka récul kely mihintsy mialohan'ny zavatra rehetra

Ataovy an-tabilao mihintsy hoe ireto ny qualité sy ny défaut an'i N°1 ohatra, dia ataovy toy izay koa i N°2... dia ataony amin'ny tabilao n°3 ny vady nonofinofisina, dia jereo amin'ny saina tony sy tsy miangatra hoe inona avy ny important sy ny besoin an'ilay olona tokony hisafidy na ara-pitiavana io na .... Mety hanampy io raha tena sincère amin'ny tenany ilay olona ka mahafantatra tsra hoe inona ny important aminy.

ka raha ohatra moa izany ilay tsy vonona ny hanambady no mikaoly kokoa amin'ny andrandrain'ilay olona dia io no tokony iarahana saingy amin'izay kosa aloha dia "la personne y va en connaissance de cause", raha ilay iray moa dia tonga dia masaka izany koh!!!

Kanefa moa io fitiavana ka dia sarotra fa dia hoy ny vazaha hoe: "fais comme tu le sens":wink:

7. little ( 27/06/2006 07:22)
Ny tena tsara alou de zao e! aleo tian'olona toa izay tia olona saingy tsara ko io alou e! refa samy tia vao tena milay. saingy misy fiteny zay hoe: " tsy ny tiana no vadiana fa ny vady no tiavina" ka anjaratsika no maka zay tandify azy avy e!:-w:-w:-w
8. Fiffi ( 27/06/2006 07:54)
fa aza maika ny hanambady zany rehefa mbola misy zavatra tsy handrian'ny saina izany fa ny fiainanao mandrikazy io fa tsy ny hampitso fotsiny no jerena.
9. Mifenty ( 27/06/2006 11:58)
raha azo atao dia aza mijangajanga


refa aiza ho aiza vao atao oe mijangajanga ny oul r bedada?
10. vale ( 27/06/2006 12:28)
bavy:

raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay vonona haka vady tsy de handrian' ny sain'ilay olona loatra ny hanambady azy fa ilay tsy mieritreritra ny haka vady azy no tiany ho vadiny asa raha azonareo ny tiako ho lazaina fa mba mila valiny
bavy: raha zà indry dia samy tsisy iarahana satria ny tiana tsy tena matotra, ilay tsy dia tiana indray matotra> sarotra nefa ny hiaraka @olona tsy dia tiana izany, eny fa na dia misy ny fitenenana hoe ny fitiavana ny fanolokoloana azy no antony, ny tiako tenenina @ndry fotsiny dia izao: "écoute ton coeur" tsaratsara aza ny mandresy lahatra ilay tena tiandry mba hiroso @ fanambadiana(raha dia voatery hifidy ihany indry) fa raha ny hitako fa mety aloha dia samy tsy tsara ireo cas roa ireo ka asa:}:}


11. vale ( 27/06/2006 12:34)
Fiffi:

fa aza maika ny hanambady zany rehefa mbola misy zavatra tsy handrian'ny saina izany fa ny fiainanao mandrikazy io fa tsy ny hampitso fotsiny no jerena.
fiffi: voalazandry!:D:}:}


12. victoraz ( 27/06/2006 17:03)
:-D inona moa izany fa ny anankiray atao vady fa ny anankiray atao fanalana azy,sady misitrika sao hitan'ilay voalohany, ka refa tratra dia inona mou fa dia atao votsodroa, aza mahavoa
13. cutie ( 27/06/2006 19:13)
:-Diaraho daholo izy roa e
14. Fiffi ( 27/06/2006 20:02)
tsy mety !
15. cutie ( 27/06/2006 20:21)
Fa ahona?
16. bavy ( 28/06/2006 12:25)
msaotra anareo rehetra aloha fa angamba mety azo saininy daholo izay fa de hapetraka @ Atra ny zavatra rehetra e , izy ihany no mandahatra izay mety sy tsy mety amintsika e sa ahona hoy nareo?izy ange tsy manome ratsy antsika e!
izay mbola afaka manome sosokevitra aloha dia mbola afaka manao izany dia msaotra aloha
17. Herimiafina ( 28/06/2006 12:43)
bavy:

raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay vonona haka vady tsy de handrian' ny sain'ilay olona loatra ny hanambady azy fa ilay tsy mieritreritra ny haka vady azy no tiany ho vadiny asa raha azonareo ny tiako ho lazaina fa mba mila valiny

Tena hoe tsy mety azo daholo ve ny zava-drehetra.
Inona moa no manamporofo fa ilay iray handrian'ny saina dia tsy te haka vady marina.
Miova mantsy ny olombelona sy ny hevitra, na dia adiny iray taty aorian'ny fanontaniana aza.

Ka kandrakandrao ihany sao dia mety hiova i nedala.

Aza manambadimbady fahatany izany fa ny tokantrano mantsy rehefa tsy afobe de paradisa. jereo ny zava-mitranga eo amin,ny manodidina, be loatra ny enjeux-n'ilay hoe manambady amin'izao fotoana izao dia ataotao fahatany toy ny mividy mofo vao maraina hany ka fanina rehefa tsipahany indray mandeha.

18. miantra ( 29/06/2006 06:28)
Resaka resaka fa lanjalanjao tsara aloha e!
Dia mivavaha mafy mba homen'ny Tompo anao izay mety mahasoa anao, ary mba hofenoiny ny fitiavana an'io olona io ny fonao.

Mahereza e!
19. mandrindra ( 30/06/2006 07:17)
cutie:

:-Diaraho daholo izy roa e

miombokevitra tanteraka amin'i cutie :wink:
amin'izay mantsy azo daholo izay ilaina, tsy misy banga intsony

20. cutie ( 30/06/2006 17:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2783