Raha mahatratra ambodiomby (1)

21. pissoa ( 27/06/2006 05:13)
Fiffi:
pissoa: fa ahoana akia ? de sady mangalatra ve ry zareo no tsy hiteny na inona na inona fa vao maika omena azy indray ny poketrany ? anjekaky ooo:{:{:{ ny ahy aloha tonga de mivazavaza be zah an! "vonjeo reh olona fa mpangaro-paosy io aaaaahh ! :-D:-D:-D
Fiffi, io lazain'i Herimiafina io. Sady torohevitry ny be sy ny maro tamin'izaho vao hifindra teto ary izany knou, oe omeo fotsiny raha sendra misy manendaka na mangarona ny paosy fa ndrao ... Fa tsy haiko aloha e.
22. sarobidy ( 27/06/2006 07:14)
tabatabaiko ny ahy raha mahita sy mahatratra ambiomby a
23. booboo ( 27/06/2006 07:19)
Fiffi, Vale > fa tena resaka marina ange io hoe zay tratra tao Analakely tao dia nodoran'ny pokona velona e ! :^):^):^). handeha hianatra zahay t@ zay no nisy olona nitangorona be sy mitabataba dia nentin'i dadanay malaky tsy hijery sy taraikiraiky teo , nony nirava vao fantatray ankizy aby hoe nodorana velona kay razoky ! :{:{:{:{:{.
24. Fiffi ( 27/06/2006 07:26)
pissoa: marina aloha ny andry fa io aloha de fitenenana fotsiny ny ahy fa raha tena eo anolohan'ny le zavamanjoa angamba no tsy aiko loatra hoe inona marina no tokony hatao.
Fa raha io kosa aloha no tokony hatao mba hamonjena ny aina de tsy hasiako salasala mihintsy fa de hataoko an!
25. pissoa ( 27/06/2006 07:32)
Zah tsy mbola nahita io tenenin'i Sareraka sy i booboo io fa efa nisy nitantara fotsiny kou. :)

Ary mbola hisy version 2 angamba izy ity fa toa
Raha mahatratra ambodiomby (1)
no titre :roll:
26. vale ( 27/06/2006 08:06)
booboo:

Fiffi, Vale > fa tena resaka marina ange io hoe zay tratra tao Analakely tao dia nodoran'ny pokona velona e ! :^):^):^). handeha hianatra zahay t@ zay no nisy olona nitangorona be sy mitabataba dia nentin'i dadanay malaky tsy hijery sy taraikiraiky teo , nony nirava vao fantatray ankizy aby hoe nodorana velona kay razoky ! :{:{:{:{:{.
booboo: aiaiai,tena gravy marina akia izany ko!!!^^


27. Fiffi ( 27/06/2006 09:07)
gravy marina!
28. rapala ( 27/06/2006 15:58)
marovezo: =D=D amiko koa tsy misy vidiny amiko intsony ny hevitra na resaka halefan'i sareraka. Efa tsy manoratra intsony za raha vao izy satria hiady @ i adala ve hoy ny fiteny, de lasa adala toa azy ihany kou fa aleo tsy valina intsony.

29. sakaizakely ( 27/06/2006 21:00)
Izaho dia niteny foana hoe tsy mba hiety ampitahorin'ny oul izany fa mamaly aloha na ho any na tsy ho any.

Fa indray andro izay tena nahita ilay antsy teny antanan'ilay banky kely vao 15 tany izaho dia tena nipararetra tokoa. Ary teo aho vao tonga saina hoe hay rehefa tena mitranga ilay izy tsy mahavita n'inn n'inn fa tonga dia ny zanaka no arovana dia tant pis na alainy any daholo aza ny entana. Nefa kay moa tsy mpanendaka akory aza ilay izy.

Raha izaho aloha no sendra an'izany dia aleoko tsy miteny fa tadidiny eo ianao tsy amelany @ manaraka. Sarotahotra e ! Kely fofona hoy ilay Ranamana bevava eto @ serasera izay:evil::evil:
30. booboo ( 28/06/2006 05:31)
sakaizakely > hihihihihi tsy matinao lolo mitsy raha nosoratan'lé ngahy iny zany hihihihihihihi
31. vale ( 28/06/2006 15:47)
:-D:-D
32. Fiffi ( 29/06/2006 17:05)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6217