Mba saino iray minitra fotsiny

21. miramirana ( 26/06/2006 10:38)
ary isika gasy ireto raha mba hanaraka ny fanaon'ny vahiny?
mba nijerijery ny dinika teto ny tenako fia dia otrany zao foanja no ambara
tsy omena tsiny f'efa mandroso?zany ve ny fandrosoana?
aza mijery ny fiainana?(toe-tsaina individualliste b zany,ary ny vahiny no manana an'izany dia hianatra an'ireo v isika?
fa dia nahoana loatra no dia lasa otyrany izany ny fisainantsika e!
mahonena
22. rabaradaka ( 26/06/2006 11:01)
Monina any andafy tokoa angamba nareo ka na samy lehilahy aza mifampivady fa ilay soa toavina malagasy mandala ny hoe "ny fiainana toa voatra ampagoro ka mety ambony anao anio ary mety ho lavo rahampitso" satria ozao mhay manaja io soa toavina io ny tena malagasy
23. rapala ( 26/06/2006 11:08)
toovs, vancleef: ka matou ange nareo 2 lahy mahita ireo site ireo de midika ihany kou fa curieux na mitady sipa any @ ireny site ireny kou nareo é, hihihi:-D:-D
24. pissoa ( 26/06/2006 11:56)
miramirana:

ary isika gasy ireto raha mba hanaraka ny fanaon'ny vahiny?
mba nijerijery ny dinika teto ny tenako fia dia otrany zao foanja no ambara
tsy omena tsiny f'efa mandroso?zany ve ny fandrosoana?
aza mijery ny fiainana?(toe-tsaina individualliste b zany,ary ny vahiny no manana an'izany dia hianatra an'ireo v isika?
fa dia nahoana loatra no dia lasa otyrany izany ny fisainantsika e!
mahonena
Clap clap njy :-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4245