Mba saino iray minitra fotsiny

1. rabaradaka ( 25/06/2006 05:44)
Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia izany tokoa ve
novalian'i pissoa ny 26/06/2006 11:56
2. Fiffi ( 25/06/2006 06:25)
rabaradaka:
Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia izany tokoa ve
manlgache ? de izany tokoa hono ary no tadiaviny ka hatao ahoana ? tsy ny gasy hiany no manao an'izao an! tsy hitanao tao @ io site web io ve ireo jeune fille hafa manao an'izany fitadiavana zany ?


3. Fanja1 ( 25/06/2006 06:37)
chacun à sa vie re ry reto fa de aza mba reraka ny mitsikilo zay ataon'ny sasany any a!
4. sareraka ( 25/06/2006 06:42)
shhhhh! mety lehilahy izany fa mananihany e zavatra efa mahazatra io
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY ?
5. vale ( 25/06/2006 09:23)
rabaradaka:

Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia izany tokoa ve

rabaradaka, mivoatra ny taona, dia mandeha mivoatra manarak'izay koa ny fomba fiainan'ny olombelona koh! izay no mba mety2 @ ngamba:)!!

6. lapino ( 25/06/2006 09:31)
Zany ve dia tokony ho sarotra tadiavina le? Raha lehilahy no tenenina sipa hoe andao hi¤£#@$ ... kôzy raha tsy hanaiky daholo ny 90%-ny . :)
7. jajaf401 ( 25/06/2006 10:24)
Antso avo zany fa tsy tsy ifanomezantsiny, hoatry ny hoe misy fiara amidy ato de 33000 euro fa tsy en FMG oh !
Marketing zany eh!!!!!!!
8. xxx ( 25/06/2006 10:55)
Tsika kosa anie,refa hoe gasy no manao io zavatra io dia tsy mety e!!
9. lapino ( 25/06/2006 11:25)
xxx, tsy hoe zany angamba fa rehefa gasy ihany vao manaitra ny saina, fa rehefa tsy gasy tsy misy iraharahiana azy :)
10. Fiffi ( 25/06/2006 12:31)
mety zay mihintsy angamba :)
11. vale ( 25/06/2006 13:34)
izao: ftsn ry reto ah, marketing arakiny teniny jajaf izany eh>> tsy fanambadiana, tsy zaza no ilainy, voalaza tsara ao anatin'ilay filazana mihintsy ny tediaviny, ka vava-kisoa misy sira io ry reto à,,, ary aza de saro-piaro:P:P:P moa nareo lhl na de izany aza e:P, ary mino zà fa fantany tsara ny lalana tokony nalehany izy te hania de avlao ho any:°)
12. vale ( 25/06/2006 13:38)
sareraka:

shhhhh! mety lehilahy izany fa mananihany e zavatra efa mahazatra io
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY ?
maty ho marina mety tsy ho marina koa, ny hvt dia menatra ftsn izy hiteny hoe zà mivaro-tena fa nataony an'io hoe "pour relat° sexuelle"io lay izy,ihihhhhh


13. vancleef ( 25/06/2006 14:38)
Tsy hitako mihintsy ny olana ! Satria ve hoe gasy tsy mahazo manao an'izany ? Jerevo ny tantara dia ho hitanao faha fahiny ny gasy dia mampirafy dia misy ny vadibe sy ny vadikely. Atramin'ny mpanjaka-vavy manpirafy na vazaha na gasy (Jean Laborde sy ny sisa...) na i Radama aza nanpirafy amin'ny zanakan'andriana tany antsiraka. Saha ve ilay hoe homme européen ny olana ? Tsy mahavita azy anga ny gasy lahy ?
Amiko dia mahazo manao izay tiany rehefa tsy misy fanerena ary mariako faha ny gasy lahy no betsaka @'ireny site ireny. Ohaotra fotsiny misy site amerikanina iray misy section Madagascar dia izao no hitako :

3 306 Petites Annonces dans : Madagascar
Hommes recherchant ...
Hommes recherchant Hommes 116 Annonces
Hommes recherchant Femme 2 272 Annonces
Hommes recherchant Couples (homme et femme) 113 Annonces
Hommes recherchant Groupes 59 Annonces
Hommes recherchant Couples (2 femmes) 263 Annonces
Hommes recherchant Couples (2 hommes) 19 Annonces
Hommes recherchant Transs (TS/TV/TG) 17 Annonces
Femme recherchant ...
Femme recherchant Hommes 251 Annonces
Femme recherchant Femme 50 Annonces
Femme recherchant Couples (homme et femme) 14 Annonces
Femme recherchant Groupes 11 Annonces
Femme recherchant Couples (2 femmes) 9 Annonces
Femme recherchant Couples (2 hommes) 9 Annonces
Femme recherchant Transs (TS/TV/TG) 2 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant ... Tsy tohizako intsony sady tsy lazaiko ilay site
Couples (homme et femme) recherchant Hommes 7 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Femme 29 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Couples (homme et femme) 32 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Groupes 2 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Couples (2 femmes) 7 Annonces
Tsy tohizako intsony sy tsy lazaiko ilay site satria nahita site hafa aho dia misy olona eto amin'ny serasera hitako any satria misy ny sariny
14. vale ( 25/06/2006 14:52)
vancleef: ngah kosa mou fantatra na manambady izy na tsy eh,!hihi!!,,(@lay hoe mampirafy), raha mitady vady kosa loha dia hohenjehina kou zany ny serasera eto fa misy ny olona mitady vady eto, fa ny an'ilay vhv toa zvt hafa mihintsy (amiko loha e) fa fiainany koa io koh!:^)
15. vancleef ( 25/06/2006 15:31)
vale>Izaho aloha dia ts manenjika na iza na iza samy manao izay tainay ê. Tsy fantatra na manambady izy na tsia faha misy milaza na ilay vadiny na lehilahy na vehivahy tsy mahavita azy dia mitady any hivelan'izy ary misy mpivady mitady olona hafa na vavy na lahy na mpivady hafa dia miaraka eo izy efatra na izy roalahy na izy roavavy.
Ny tsy hotovizany @'ny eto amin'ny serasera fotsiny dia misy sary ireny site ireny dia eto ianao voasivana sy tsy havelan'i Hery miditra intsony raha mampiseho an'ny sary hitaka tany ireny site ireny
16. Fiffi ( 25/06/2006 15:45)
ka mba misy fitsipika harahana kosa ato koh! izay no maha-tsara azy @ zay mba hitsinjovana ny ankizy.
17. vale ( 25/06/2006 16:56)
vancleef: ok!! tara be zà zany!:oops:

fiffi: k'hita kosa akia:),sady tsy mba araka ny fomba malagasy mihintsy aloha izany manao "fitiavana hafahafa" tahak'izany e! na ny vazah koa aza ngamba tsy ny rehetra no manao toa izany,, mé bon!!:^)
18. vale ( 25/06/2006 17:02)
vancleef: io r'sé tsisy hoe ny gasy no mavita na ny vozongo na ny,,,, fa mba fijeriko ftsn iny an, hoe mety mivaro-tena lay vhv, de hay moa izany misy olona manao izany mifanankalokalo izany koa! fa fiainana doly re zany à:)!
19. rurik ( 26/06/2006 08:00)
rabaradaka:

Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia izany tokoa ve



tsy hitako izay olana amizany ,zay zany no mba tadiaviny sady araky ny voasoratry ny namana etsy ambony mivoatra ny fiainana dia mivoatra koa ny olona ,sady io anie efa nisy atrin'ny ela fa izao vao maro ny olona mampiasa ity net ity dia izao ianao angamba vao mahita. efa nisy atrin'ny ela io fa vokatrin'ny fandrosona dia maro ny zavatra hita sy heno.
20. toovs ( 26/06/2006 10:35)
vancleef:

Tsy hitako mihintsy ny olana ! Satria ve hoe gasy tsy mahazo manao an'izany ? Jerevo ny tantara dia ho hitanao faha fahiny ny gasy dia mampirafy dia misy ny vadibe sy ny vadikely. Atramin'ny mpanjaka-vavy manpirafy na vazaha na gasy (Jean Laborde sy ny sisa...) na i Radama aza nanpirafy amin'ny zanakan'andriana tany antsiraka. Saha ve ilay hoe homme européen ny olana ? Tsy mahavita azy anga ny gasy lahy ?
Amiko dia mahazo manao izay tiany rehefa tsy misy fanerena ary mariako faha ny gasy lahy no betsaka @'ireny site ireny. Ohaotra fotsiny misy site amerikanina iray misy section Madagascar dia izao no hitako :

3 306 Petites Annonces dans : Madagascar
Hommes recherchant ...
Hommes recherchant Hommes 116 Annonces
Hommes recherchant Femme 2 272 Annonces
Hommes recherchant Couples (homme et femme) 113 Annonces
Hommes recherchant Groupes 59 Annonces
Hommes recherchant Couples (2 femmes) 263 Annonces
Hommes recherchant Couples (2 hommes) 19 Annonces
Hommes recherchant Transs (TS/TV/TG) 17 Annonces
Femme recherchant ...
Femme recherchant Hommes 251 Annonces
Femme recherchant Femme 50 Annonces
Femme recherchant Couples (homme et femme) 14 Annonces
Femme recherchant Groupes 11 Annonces
Femme recherchant Couples (2 femmes) 9 Annonces
Femme recherchant Couples (2 hommes) 9 Annonces
Femme recherchant Transs (TS/TV/TG) 2 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant ... Tsy tohizako intsony sady tsy lazaiko ilay site
Couples (homme et femme) recherchant Hommes 7 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Femme 29 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Couples (homme et femme) 32 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Groupes 2 Annonces
Couples (homme et femme) recherchant Couples (2 femmes) 7 Annonces
Tsy tohizako intsony sy tsy lazaiko ilay site satria nahita site hafa aho dia misy olona eto amin'ny serasera hitako any satria misy ny sariny




ary maninona no tsy ampahafantarinao olona ilay site e. aza de tia tena tahaka an'io kosa e. mba samy te hahalala ny zavamisy ange ny tsirairay avy e. Tsy andro tokony hisian'ny sivana intsony ange izao e. sa ve mety hahamenatra anao lay izy sanatria?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2678