fankalazana ny 26 jona

41. cutie ( 28/06/2006 13:56)
io lazain'i mandrindra io no fataoko :-D
42. era ( 28/06/2006 18:55)
efa somary tara fa azfdy, dia miarahaba manokana an'i adidy nahavita adidy tokoa. Dia soa fianatra akia fa misaotra mizara ny hevitra sy ny vita a! azoko an-tsaina ny hafaliana, efa afakafaka angamba izay ny havizanana o?
43. adidy ( 28/06/2006 21:14)
Misaotra anareo rehetra nanohana izany e! Ny havizanana tsy afaka akory dia niasa indray androany fa faly! Dia mahavita be sy mazotoa izay manam-pikasana koa! Asa hoe inona moa izany ny efa nataon'i Era sao mba azonay harahina?
Ilay @ ilay pasoka ankoatra ny fividianana akanjo tsy mila pasohana dia ny fanao sasana daholo izy, dia izay hanaovana ihany no pasohana:°):°)na koa mitsotra eny am-pandehanana:evil::evil:. Ary mba te-hamalifaly ny ankizy kosa ary aho dia mba nanezakezaka , dia hoy ny zanako:"andray tsy pasohan'i neny akory ny akanjo":evil::evil:. Ny lobak'i ramose sy ny akanjo moa izany dia aleony izy mihintsy no manao azy:cry::cry:. Fa tsy hoe tompoina be akory adidy , aoka itsy, ao @ sakafo sy forum sakafo izy no manezakezaka:lol::lol:
44. watafon ( 29/06/2006 04:51)
adidy:=D=D=D maha te hidera ny fihetsika ataonao , tena marina e!
45. rapala ( 29/06/2006 11:56)
eny hoa ry wata!
adidy:=D
46. cutie ( 29/06/2006 12:05)
za koa hisaotra:P=D
47. watafon ( 29/06/2006 12:50)
raha misy maromaro no manao toa izao d mety handroso ihany ity gasikarantsika ity marina e!
48. cutie ( 29/06/2006 12:51)
ka mba manaova ry watafon a :P
49. fijo ( 29/06/2006 19:54)
wata ,noheveriko fa hiteny ise hoe:"tena maha te haka vady enao"ho ho ho naika loza marina
50. adidy ( 30/06/2006 11:45)
namana rehetra: misaotra:oops::oops:.
somary ohatra ny paiso kely aho fa tsy haiko ilay dikany hoe =D:oops:
Ra -fijo indray mampihomehy ! Dokotera watafon ange efa misy mpkarakara e:wink:
51. fijo ( 30/06/2006 18:27)
adidy,naika gaga aho ko.ho ho ho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5278